31/07/2026
🛎️Faly mandray anao izahay eto Pièces Na Daba 🇲🇬😊✅
🚨 Ho antsika rehetra mampiasa fiara , natao ho anao ity raha sendra olana ny fiara nao🚨
Izahay dia mivarotra pièces bonne occasion maro isan-karazany ✅
🔹 Transmission
🔹 Amortisseur avant/ arrière
🔹 Ressort boudin avant / arrière
🔹 Crémaillère de direction
🔹 Disque de frein ( Fusé,moyeu, étrier)
🔹 Biellette de direction / Rotules / Pivot
🔹 Kit d'embrayage ( volant moteur, plateau, disque sns )
Mbola maro ireo pièce maro tsy voatanisa fa manasa anao handefa hafatra miafina.
NB🚨: Marihana fa misy garantie avokoa ireo entena rehetra ireo ato aminay ✅
➡️Misy ny service de livraison rapide ato aminay na raha any @ faritra ianao dia afaka mandefa any ihany koa izahay ✅
➡️Raha mahaliana anao ary dia manasa anao hiditra mp na hiantso avy hatrany ny laharana etsy ambany .
Tel☎️ 0388550462☎️