24/04/2026
🌿🥛 LAIT EN POUDRE VÉGÉTALE – SANTÉ SY TSIRO NATURAL 🥛🌿
Mitady vokatra mahasalama, tsy misy cholestérol ve ianao?
Ity ny lait en poudre végétale kalitao tsara, mety ho an’ny fianakaviana manontolo 💚
✨ Tombony: ✔️ Sans cholestérol
✔️ Mora levona anaty rano
✔️ Tsiro matsiro sy voajanahary
✔️ Mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe
💰 Vidiny: ▫️ 1/4 kg : 7 500 Ar
▫️ 1/2 kg : 15 000 Ar
▫️ 1 kg : 30 000 Ar
📍 Toerana: Antanamandroso Est, Moramanga (en face FPVM)
🚚 Azo alefa Antananarivo sy faritra rehetra
📞 Commande: 038 60 468 10
⏳ Aza tara fa voafetra ny stock!
👉 Ataovy safidy mahasalama ho an’ny fianakavianao androany 💚