Ma Vie pratique

Ma Vie pratique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma Vie pratique, Shopping & retail, Antananarivo.

07/01/2026

🪑👶 Ceinture de sécurité pour chaise haute bébé

📱 Prix :25.000ar seulement ✅

✨ Fehikibo fiarovana natao hiarovana ny zaza rehefa mipetraka amin’ny seza
🔒 Misoroka ny fianjerana sy fihotsahana
🧸 Malefaka & mahazo aina, tsy maharary ny zaza
🔧 Mora apetraka, mety amin’ny chaise haute na seza tsotra
🎒 Mora entina, azo ampiasaina na aiza na aiza
💖 Tena ilaina ho an’ny ray aman-dreny – fiarovana aloha ho an’ny zaza 👌✨

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

23/12/2025

✨ Carafe à eau avec glaçons réutilisables ✨


📱 Prix :25.000ar seulement ✅

Carafe en plastique transparent misy couvercle 💗, natao hitahirizana rano na jus 🥤.

Ao anatiny misy glaçons réutilisables ❄️ izay mitazona ny boisson ho mangatsiaka nefa tsy miempo sy tsy manampy rano.
Pratique, léger ary mety ampiasaina isan’andro 🏠❄️


🚴 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0342384336 ou Mp 📩

01/12/2025

🍼💧 Gourdes pliable en silicone – Pratique & Stylée 🌈.

Prix :20.000ar seulement ✅

💧 Gourde pliable en silicone – malefaka, maivana ary mora aforitra
🌟 Tsy mibahan- toerana, tonga lafatra hoentina isan’andro
🪝 Misy karabiner ho entina mora @ kitapo na lobaka
🏃‍♂️🏫 Mety ho an’ny école, sport, voyage, randonnée
🧼 Mora diovina, tsy vaky, azo ampiasaina matetika
🎨 Misy loko & motif maro miavaka, arakaraka ny modèle

🚴 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

14/11/2025

📌 Gobelet Pliable en Silicone 🥤✨

📱 Prix :12.000ar/1piéces
:20.000ar/2piéces

Ity gobelet pliable ity dia tena pratique be rehefa mandeha.
Vita amin’ny silicone alimentaire ✔️, mora plier ka tsy mandany place ao anaty sac 🎒.
Misy rebord inox mba hahazoana misotro tsara 😍.

✔️ Léger & compact 💼
✔️ Facile à nettoyer 💦
✔️ Idéal pour voyage, école, camping ⛺✈️

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

12/11/2025

Biberon Cuillère en Gomme 🍼✨

📱 Prix :22.000ar seulement ✅

Biberon malefaka ho an’ny zaza 🧸, vita amin’ny gomme douce 💛 tsy manimba ny nify 🦷. Mora tsindriana ✨, manamora ny fanomezana sakafo sy ranon-javatra 🍲🥛.
💖 Azo antoka & tsy misy poizina
💖 Mora diovina & entina
💖 Fampiasa tena mahafinaritra ho an’ny zaza 😍

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

30/10/2025

🚁✨ Hélicoptère télécommandé HD8088C ✨🚁

📱 Prix :25.000ar seulement ✅

Kilalao manidina super cool ho an’ny ankizy sy tanora! 😍
Mandeha amin’ny capteur infrarouge 🖐️, mora ampiasaina 🎮, rechargeable 🔋, ary manome fialam-boly tsy manam-paharoa 💫
🎁 Tonga lafatra ho fanomezana ho an’ny tia teknolojia sy aventure! 🚀💛

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

21/10/2025

🐋 Pot d’apprentissage bébé Baleine 🌈

📱 Prix :30.000ar seulement ✅

🧸 Seza kely manampy ny zaza hianatra mivalana amin’ny fomba mahafinaritra sy milamina.
💗 Vita amin’ny plastika mateza, mora diovina, ary endrika baleine manintona ny ankizy.
🚼 Tena mety ho dingana voalohany amin’ny fianarana madio sy mahaleo tena! 🌟

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

15/10/2025

🎶 Mobile Musical ho an’ny Zazakely 👶✨

Prix :35.000ar seulement ✅

🧸 Kilalao mihantona eo ambonin’ny fandrian-jaza, ahitana biby sy endrika marevaka manintona ny mason’ny zaza.
💡 Manampy amin’ny fampivelarana ny fahitana sy fihainoana, ary manome fialamboly.
🎨 Loko mamirapiratra sy endrika mahafinaritra mampiala voly.
✅ Vita amin’ny plastika tsy misy poizina (non-toxic), azo antoka sy maharitra.
💤 Manampy ny zaza hatory am-pitoniana sy ho tony.

👉 Safidy tsara indrindra ho an’ny reny sy ray te hanome fialamboly sy fampandrosoana ho an’ny zanany! 🍼💗

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞0378801130 ou Mp 📩

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Vie pratique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share