Annah Fashion

Annah Fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Annah Fashion, Shopping & retail, Imerinafovoany Talatamaty, Antananarivo.

🛍️ Annah Fashion – Vente en ligne
Kiraro 👟 | Tennis 👠 | Kappa 🎽 | Bijoux 💎 | Akanjo & Poketra 👛
Produits stylés, qualité & prix abordable 💫
📦 Livraison partout à Madagascar
📱 WhatsApp : 034 59 697 26

20/01/2026

Ô ry ireto a !!
Fa efa photo réel daholo anie hoy aho ireny alefanay eto ireny ee 😉. Misy dia tsy mino mihintsy 🤩

20/01/2026
Hello 😊 JP en mp indray ary ity manjakely ity e 😊🥰 Prix : 25 000ar seulement 😍 Livraison Tanà et province 🛵Contact : 038...
20/01/2026

Hello 😊

JP en mp indray ary ity manjakely ity e 😊🥰

Prix : 25 000ar seulement 😍

Livraison Tanà et province 🛵
Contact : 038 51 887 07

Coucou 🥰Ato indray isika ary e 😊.📌 SANDALE POUR HOMME : tena hoe mafy sady tsara nefa amin'ny vidiny tena mirary. Souple...
16/01/2026

Coucou 🥰

Ato indray isika ary e 😊.

📌 SANDALE POUR HOMME : tena hoe mafy sady tsara nefa amin'ny vidiny tena mirary. Souple sady mahazaka orana tsara mihintsy 😍

*Couleur karazany 3 ireo amin'ny sary ireo no disponible aa 😊
* Pointure 40 à 44
* Prix : 14 000ar


📌 KAPA CHARLÈNE MAHAFATIFATY KELY,🥰
Natao tena mora reto aa 😊
*Couleur : rose , marron, beige, Noir,vert
*Pointure : 36 à 40
*Prix : 9000ar

CONTACT : 038 51 887 07

LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR 🛵

👉 ARAHO HATRANY NY PAGE Annah Fashion FA HANOME TOLOTRA MARO ISAN_KARAZANY HO ANAREO AMIN'NY VIDINY MIRARY HATRANY 😊🥰

Manàna finoana 🙏😊 ❤️eur_qui_bat🥰
12/01/2026

Manàna finoana 🙏😊

❤️eur_qui_bat🥰

12/01/2026

Hello 🥰
Araho tsy tapaka ny pejy dia asao ny namana raha te ahazo cadeau manjakely ato ❤️

25/12/2025
Ny fety efa akaiky dia akaiky 🥺😂
18/12/2025

Ny fety efa akaiky dia akaiky 🥺😂

Hello 🥰Efa tena vitsy ny amin'ny ireto plateforme kely ny sipakely ireto ry maman 😊. Beige sy rose sisa no dispo 🥰Pointu...
18/12/2025

Hello 🥰

Efa tena vitsy ny amin'ny ireto plateforme kely ny sipakely ireto ry maman 😊.

Beige sy rose sisa no dispo 🥰

Pointure : 22 , 24

Prix : 18 000ar seulement 😍

Lieu : Ambohibao ampitan'ny Accès Banque 🏦
Livraison partout à Madagascar 🛵

Contact : 034 59 697 26

Hey ôôô !😍Atao varo_boba  ireto sac mihaja kely ireto ry damoiselle isany aa.🥰Jp amin'ny mp haingana ary fa 30 000ar/pc ...
29/11/2025

Hey ôôô !😍

Atao varo_boba ireto sac mihaja kely ireto ry damoiselle isany aa.🥰

Jp amin'ny mp haingana ary fa 30 000ar/pc ny prix any 😊

Livraison partout à Madagascar 🛵

Hello 🥰Nisy nanontany ianareo hoe angaha tsy misy ilay sac mihajahaja kely ireny ki fa ny fety efa ho avy ?,😊Ireo ary iz...
29/11/2025

Hello 🥰

Nisy nanontany ianareo hoe angaha tsy misy ilay sac mihajahaja kely ireny ki fa ny fety efa ho avy ?,😊

Ireo ary izy ireo ki a,tena hoe mahazaka hoentina amin'ny fety tsara mihintsy, 😍🥰

Prix : 35 000ar
Contact : 034 59 697 26
Lieu : ampitan'ny Accès Banque
Livraison partout à Madagascar

👉Tonga dia manao JP ao amin'ny mp miaraka amin'ny sary izay ho alainareo aa 😊

ERKE🥰♥️ 28 000AR seulement 😊Oui 👍 28 000ar izy io ato aminay nefa tena tsara sady maivana be 😊Alefaso ary ny commande 📱P...
23/11/2025

ERKE🥰♥️ 28 000AR seulement 😊
Oui 👍 28 000ar izy io ato aminay nefa tena tsara sady maivana be 😊

Alefaso ary ny commande 📱
Pointure :40 ,41,42
Couleur : blanc, noir

Livraison partout à Madagascar 🛵
Contact : 034 59 697 26

Address

Imerinafovoany Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Annah Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share