25/07/2026
✨💎 BIJOUX PERSONNALISÉS –
Manolora fanomezana manokana, kanto ary feno fitiavana ❤️
Ny Bracelet sy Collier personnalisés dia azo amboarina araka izay tianao, miaraka amin’ny gravure kalitao avo lenta.
💍 BRACELET PERSONNALISÉ
✨ Raha asiana soratra (Anarana, prénom, daty, hafatra...) : 25.000 Ar
📸 Raha asiana sary : 35.000 Ar
📿 COLLIER PERSONNALISÉ
✨ Raha asiana soratra (Anarana, prénom, daty, hafatra...) : 25.000 Ar
📸 Raha asiana sary : 35.000 Ar
💎 Kalitao Premium :
✔️ Acier inoxydable (Inox)
✔️ Tsy vasoka
✔️ Tsy harafesina
✔️ Tsy mihofo na oviana na oviana
✔️ Mahazaka rano sy fampiasana andavanandro
✔️ Gravure mazava sy maharitra
🚚 Livraison manomboka amin’ny 3.000 Ar
📦 Mandefa any amin’ny faritra maro manerana an’i Madagasikara 🇲🇬
🎁 Omeo ireo olon-tianao ny fanomezana tsy vitan’ny hoe tsara tarehy, fa mitahiry fahatsiarovana mandrakizay ❤️
📩 Manaova commande dieny izao! ✨