Naîtyh store

Naîtyh store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Naîtyh store, Thrift & Consignment Store, Antananarivo.

23/05/2026

Manaova fety sambatra daholo ary ohh 🤗😍

17/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lafatra Diamondra, Rasoarimalala Jeannie Andre, Maro Marie, Čïndÿ Näz, Alex Alex, Lydia Elyna, Randrianatenaina Nambine, Randrianantenaina Exavier, Fabiola Anjara, Mahasolo Mahareza Fils, Soavahiny Slvan, Notre Coin Mariage, Alizène Rekamby, Fanomezantsoa Hajaniaina, GMajy Mageso, Saina Randriamparany, Angelah Manjatiana, Ny Tsena Anio Mdg, Florentine Page, Nandraina Alan, Åmîr Âçhåde

BIG PROMO 💯Manana olana aminy fikorotanany kiraro sy toerana asina azy ve ianao??Izahay ato aminy   store dia itondra va...
06/01/2026

BIG PROMO 💯

Manana olana aminy fikorotanany kiraro sy toerana asina azy ve ianao??

Izahay ato aminy store dia itondra vahaolana amin'izanyyy ary mbola mitohy hatrany ny promotion ho antsika izay mbola tsy nahazo👌

👉 ÉTAGÈRE A CHAUSSURES : mahazaka hatraminy 8 a 10 kg ,mitsitsy toerana ary afaka afindrandra tsara amin' izay itiavanao azy.
✅Dimensions : 60x26x150cm ( Lxlxh)

👉 PORTE A VETEMENT avec étagères : mahazaka hatraminy 30kg be izao izy ary matanjaka tsara sady mafy, misy roulettes afaka atositosika sy afindrandra tsara.
✅ Dimensions : 56x32x162cm ( Lxlxh)

Stock limités izy ireo ka vonjivonjeo dieny zao sody tara❌

Manatona mp haviatrany na tonga dia antsoy fa miandry anao izahay ary vonona ny handray anao🤗

Tél ☎️ 0389938859
Livraison uniquement 🚴

BIG PROMO 💯 vita fety, ity indray ary ny entana atolotray ho anareo amin'ity taona vaovao ity euh🎉Taona vaovao noho izan...
02/01/2026

BIG PROMO 💯 vita fety, ity indray ary ny entana atolotray ho anareo amin'ity taona vaovao ity euh🎉

Taona vaovao noho izany mila entana vaovao sy trano miaingo tsika 🤗

👉 PORTE VÊTEMENTS DOUBLE BARRE AVEC ÉTAGÈRES

👉 ÉTAGÈRE À CHAUSSURES MULTIFONCTIONS

👉 PORTE VÊTEMENTS AVEC ÉTAGÈRES ( misy roulettes)

👉 CHARIOT DE DO**HE D'ANGLE

Andao indray ary itafa ao anaty mp izay icomande euh, maharihana fa stock limité ka vonjivonjeo fa sody tara📌

Livraison uniquement 🚴

Mandefa any aminy faritra ko izahay 💯

Tél ☎️ 0389938859

BIG PROMO 💯 vita fety, ity indray ary ny entana atolotray ho anareo amin'ity taona vaovao ity euh🎉Taona vaovao noho izan...
01/01/2026

BIG PROMO 💯 vita fety, ity indray ary ny entana atolotray ho anareo amin'ity taona vaovao ity euh🎉

Taona vaovao noho izany mila entana vaovao sy trano miaingo tsika 🤗

Chariot de do**he d'angle👌 5pcs be izao no ao anaty carton iray, matière métallique daoly izy ireo .

Andao indray ary itafa ao anaty mp izay icomande euh, maharihana fa stock limité ka vonjivonjeo fa sody tara📌

Livraison uniquement 🚴

Mandefa any aminy faritra ko izahay 💯

Tél ☎️ 0389938859

❤️
01/01/2026

❤️

Arrivage vaovao be 👌Ity indray ary ny Armoire penderie 2porte ho an izay lina ka tia hanana trano manja kely, ndao indra...
29/12/2025

Arrivage vaovao be 👌

Ity indray ary ny Armoire penderie 2porte ho an izay lina ka tia hanana trano manja kely, ndao indray ary mba anaingo ny tokan'trano euh🤗

Maharihana mo fa Stock limités izy ity ka dieny zao dia ataovy ny commande fa sao dia tara eo noho izanyy manatona mp aminy page tsika store na tonga dia miantso haviatrany .

" Tsara ny mifety ao anaty tokan'trano milamina sy miaingo "

Livraison uniquement 🚴

Tél ☎️ 0389938859

Mandefa any aminy faritra ko izahay ato aminy store.📌

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naîtyh store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share