17/10/2025
week-and izao ndray ary e mba ataovy miaraka @ ankohonana
đŠ Recette Canard Entier RĂŽti â Mafilotra be, matsiro ho anâolona 5
đž Akora ilaina :
đŠ Ho an'ny canard :
1 canard entier (2.5 â 3 kg)
2 tongolo be (oignons)
4 tongolo gasy (ails)
2 sakamalaho (gingembre) voakiky
1 jus citron (ranom-boasary makirana iray)
2 sotro menaka oliva
1 romarin (frais raha azo atao) araka izay tiana
1 thym izay tiana
1 sotro fihinanana miel (tantely)
1/2 sotro fihinanana poivre mainty
1 sotro fihinanana sira
1/2 sotro paprika (tsy voatery fa manampy tsiro)
1 satroka persil (tsy voatery)
đ„ Ho an'ny lĂ©gumes miaraka aminy :
5 pomme de terre lehibe, voatetika aminâny cubes
4 carottes tapahina lavalava
Menaka oliva, sira, poivre, thym
đž Fikarakarana (Ătapes) :
1. Fikarakarana mialoha
Diovy tsara ny canard (afaka atondraka rano mafana kely miaraka aminâny vinaingitra sy sira 5 min, avy eo kobanina)
Traseo aminâny antsy madio tsara ny hodiny aminâny faritra misy tavy betsaka (mba hivoaka tsara ny menaka rehefa ao anaty lafaoro)
2. Fanaovana marinade
Afangaro aminâny bol kely ireto:
Menaka oliva + tantely + jus citron + tongolo gasy voatetika + sakamalaho + thym + romarin + poivre + sira + paprika
â Hosory tsara ny hoditra sy ao anatiny ilay canard aminâio marinade io. Ataovy ao anaty frigo 1 ora farafahakeliny (na miandry 3 ora raha tianao ho manitra tsara).
3. Fanendasana (RĂŽti au four)
Apetraho ao anaty plat na moulle misy taratasy aluminium ilay canard
Azonao asiana anaty kibo: oignon, tongolo gasy, romarin, sns mba hanitra kokoa
Atsofohy ao anaty lafaoro efa nafana (180°C), mandritra ny 2h30 eo ho eo
Isaky ny 30 min, tondratondray aminâny jus avy ao ambany izy mba tsy ho maina
30 min farany, ahintsano be ny hafanana (200°C) mba ho crisp ny hodiny
4. Fanaovana légumes
Atao anaty bol : patates, carottes, menaka oliva, sira, poivre, thym
Andrahoina anaty lafaoro koa, 45-60 min mandritra mifanindry aminâny faranâny rĂŽti
đž Fomba fandrosoana
Tapaho aminâny fomba tsara ilay canard
Apetraho anaty plat lehibe
Atoby manodidina azy ny légumes rÎti
Arotsaho kely ny jus avy ao anaty plaque amboniny
đž Soso-kevitra :
Raha tianao, afaka asiana sauce orange manitra be ihany koa (jus dâorange + miel + zest + sauce soja kely)
Aroso miaraka aminâny vin rouge na jus de fruit matotra tsara
MAZOTOA ARY TOMPOKO
Aza adino an mbola misy foana ny akora rehetra azo avy @ canard ato @ page {Fois.magret et canard gras } raha mahalina anao izany dia ataovu ao @ MP na
tel.034.66.170.26 ny commandenao ary
sakafo sarobidy