Mora Vilia

Mora Vilia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora Vilia, Wholesale & Supply Store, Rue Andrianampoinimerina, Antananarivo.

15/09/2026
15/09/2026

✨☕ HAINGO NY LATABATRAO, ATAOVY MIAVAKA NY FOTOANAO! ✨☕

😍 ENSEMBLE ÉLÉGANT SY MAMPIAVAKA 😍

🤍 Cafetière 1 pièce
☕ Kopy 6 pièces
✨ Plateau 1 pièce

💰 VIDINY : 200.000 Ar🔥🔥

🎀 Tena tsara ampiasaina ao an-trano
🎁 Mety tsara atao fanomezana ho an’ny havana sy namana
✨ Modely élégant, manome endrika classe ny latabatrao!

🚚 LIVRAISON DISPONIBLE!
📍 Antananarivo sy ny manodidina
📦 MANDefa any amin’ny FARITRA rehetra 🇲🇬❤️

⏰ Aza miandry ela fa stock limité!

📩 Raha te hanafatra dia alefaso MP

24/08/2026

🤩🤩🤩Thermos tsara be sady mihaja
=> 📍 1L
📍 35.000ar
Alefao ny commande fa tsy bestaka reo an 🥰



Ireto amin’izay ary ny details rehetra araka ny fangatahanareo maro be 🔴Aza tara fa tsara be ireto sady ny fetin’ny reny...
06/05/2026

Ireto amin’izay ary ny details rehetra araka ny fangatahanareo maro be

🔴Aza tara fa tsara be ireto sady ny fetin’ny reny efa ho avy an

Qualité amin’ilay tsara be reo 😍

🥰Haingoy tsara be ny latabatrareo 😍

❗️Efa natao amin’ny sary rehetra ny prix 😉

🚚Manao livraison izahay an




28/04/2026

Oh ry zareo ah 😃
Efa manomboka mangatsika zao ny andro an 🥶Dia ireto zavatra tsara be reto no atolotray ho anareo indray 😀 Mety na ho an ireo terabao ary kay moa 😅
>>THERMOS 3.2 L sady tsara qualité
Misy couleur karazany par model izy ireto an ☺️

PRIX : 32.000ar
Mandefa prix de gros ho an izay mbola hivarotra ihany koa fa aza misalasala

🚚 Manao livraison eto Tana sady mandefa any amin ny faritra 🚚





💥💥ARRIVAGE SOUPIÈRE GOLD 3PIECESAtaovy miavaka sy manara-penitra ny latabatrao miaraka amin'ireto soupière Gold Ireto✨So...
10/04/2026

💥💥ARRIVAGE SOUPIÈRE GOLD 3PIECES
Ataovy miavaka sy manara-penitra ny latabatrao miaraka amin'ireto soupière Gold Ireto
✨Soupière design luxueux
✨Mahazaka sakafo mafana
✨Misy sarony vitre
✨ 3 set habe samihafa ho an'ny sakafo isankarazany
✨Kojakoja tsara tarehy ho an'ny lakozia sy latabatrao

👉 Aza tara fa voafetra ny stock!
MP ou ☎️ 038 53 080 35
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra





🪫Ohatran’ny nangingina ny pejy tao ho ato e ? Mbola misy arrivage bomba be endrasana zay ry zareo ah fa mbola ato foana ...
14/03/2026

🪫Ohatran’ny nangingina ny pejy tao ho ato e ? Mbola misy arrivage bomba be endrasana zay ry zareo ah fa mbola ato foana ihany 😊😊
Fa ahoana aloha ianareo amin’ity plat bokona be ty e ? Forme grave sa tsy forme grave 🤣😅
Raha mety aminao io dia misy 6 pcs dispo amin’io 😅
Aza adino fa manao livraison izahay sady mandefa any amin’ny faritra ihany koa ☺️🚛

Bonjour daholo 😊Inona ry zareo ny zavatra tadiavinareo amin'ny resaka fitaovana ao an-tokatrano fa maro karazany ato ah ...
06/03/2026

Bonjour daholo 😊
Inona ry zareo ny zavatra tadiavinareo amin'ny resaka fitaovana ao an-tokatrano fa maro karazany ato ah
Samia manoratra anaty commentaire sao mba Misy ato aminay 🥰🥰

Address

Rue Andrianampoinimerina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Vilia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share