13/09/2026
🎉 JEU CONCOURS — GAGNE TON PREMIUM Offre Appel 10000Ar YAS ! 🎁
Hanamafisana ny fiarahantsika miasa, ny pejy TafyKo dia manolotra anao ity jeu ity:
Te hahazo Premium YAS Offre Appel 10 000 Ar maimaimpoana ve ianao? 😍
-Crédit d'appel 10 000Ar
-Internet 350 Mo
-SMS 100
Mora be ny fandraisana anjara! 👇
✓Suivre(araho) la page
✓Partager-o ity publication ity
✓ Mentionner-o ireo namanao ao amin’ny commentaire
✓Ity tsy voatery: Soraty ao amin’ny commentaire hoe:
👉 « Inona no produit tianao havarotray manaraka eto amin’ny page ? »
🏆 Ny mpandray anjara manana COMMENTAIRE BETSAKA RÉACTION indrindra no mpandresy !
⏳ Durée du jeu : 5 jours
📅 Manomboka: 13 Septembre
📅 Mifarana: 17 Septembre
🎁 Loka: Premium YAS Offre Appel 10 000 Ar
Ianao sisa no andrasana, ary ny premium koa efa miandry anao ato😉😊!
🍀 Bonne chance à tous !
Ny pejy Tafyko dia hiezaka hanolotra produits tsara hoanareo hatrany.