𝓑𝔂 𝓜𝓲𝓲

𝓑𝔂 𝓜𝓲𝓲 ✈️Des articles importés pour tous les styles

Qualité au top • Prix accessibles

📩Commandes en MP ou WhatsApp : +261 34 39 047 53

13/09/2026

Excellent dimanche à vous 🩷 !!

12/09/2026

Team/Fan Polka, préparez-vous 🥰😍
Hahazo tombony ianareo amin’ireo arrivages manaraka ✨🤍
Toujours à petits prix 🤍

12/09/2026

Inona indray ny cadeau tianareo atao Giveaway 🍒?
Sa Mobile Money🎊 ?
Lazao ao amin'ny commentaire ⬇️

01/09/2026

Gagnante Giveaway🍒
Manasa anao hiditra MP aminay avy hatrany🩷 Félicitations Oniimbola Fy 🩷

Inona indray no tianareo atao Giveaway manaraka 😍 ?

31/08/2026

Misy olana ilay application fanaovana tirage ry zareo
Reporté rahampitso izany ny tirage, afaka mbola mandray anjara ianareo noho izany
Ialanay tsiny indrindra 🙏🏻

31/08/2026

« Bon début de semaine à vous tous 🩷 ! »

Eo am-panomanana ny tsara indrindra ho anareo izahay❤️Merci pour votre patience 🥹🤍 !— By Mii 🎀 —
29/08/2026

Eo am-panomanana ny tsara indrindra ho anareo izahay❤️

Merci pour votre patience 🥹🤍 !

— By Mii 🎀 —

Tia manao randonnée ve ianao na tia mi-voyage sy tia mivoaka miala voly kely🤩Alefaso ato amin'ny Aventrä ny commande-nao...
29/08/2026

Tia manao randonnée ve ianao na tia mi-voyage sy tia mivoaka miala voly kely🤩
Alefaso ato amin'ny Aventrä ny commande-nao 🥰
•Chapeau de brousse friperie en bonne état daholo ☑️

29/08/2026

Afaka mbola mandray anjara amin'ilay giveaway ianareo an🥰
J-2 : Tirage 🎊

Tsy midika akory ny tsy fahombiazana anio fa tsy mahay ianareo. Mbola dingana iray ihany izany eo amin'ny lalana mankany...
23/08/2026

Tsy midika akory ny tsy fahombiazana anio fa tsy mahay ianareo. Mbola dingana iray ihany izany eo amin'ny lalana mankany amin'ny fahombiazana ☺️
Mankahery indrindra anareo rehetra izay mbola tsy nahazo ny baccalauréat tamin'ity taona ity🙏🏻

Ary arahabaina am-pahatsorana ihany koa ianareo Bachelier(e) rehetra🎓✨
Mirary anareo rehetra hahatratra ny tanjona sy hiakatra hatrany amin'ny avo indrindra ❤️ !

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓑𝔂 𝓜𝓲𝓲 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share