Chez One Tech

Chez One Tech Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez One Tech, Shopping & retail, Disponible en ligne seulement (service 100% digital), Antananarivo.

๐Ÿ“ฑ Smartphones & gadgets et accessoires fiables
๐Ÿ’ฐ Prix accessibles pour tous
๐Ÿšš Livraison partout ร  Madagascar
๐Ÿ“ž Contact : 034 77 512 49
๐Ÿ“ฉ Commande en message privรฉ

โšก๏ธ ๐—–๐—›๐—”๐—ฅ๐—š๐—˜๐—จ๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐—ช ๐—–๐—›๐—˜๐—ญ ๐—ข๐—ก๐—˜ ๐—ง๐—˜๐—–๐—› โšก๏ธToy ny efa nahafantaranao anay hatramin'izay Tsy mila miandry ela intsony!Mahazoa charg...
13/05/2026

โšก๏ธ ๐—–๐—›๐—”๐—ฅ๐—š๐—˜๐—จ๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐—ช ๐—–๐—›๐—˜๐—ญ ๐—ข๐—ก๐—˜ ๐—ง๐—˜๐—–๐—› โšก๏ธ

Toy ny efa nahafantaranao anay hatramin'izay

Tsy mila miandry ela intsony!

Mahazoa chargeur 200W ultra rapide, matanjaka ary sรฉcurisรฉ ๐Ÿ”ฅ

โœ… Charge ultra rapide 200W Max
โœ… Double sortie USB-A + USB-C
โœ… Protection intelligente multi-niveaux
โœ… Garantie soloina na averina

๐Ÿ’ฐ Prix : 25 000 Ar

๐Ÿšš Livraison disponible

๐ŸŽ Cadeau surprise ho anโ€™ny mpividy rehetra amin'ny alalan'ny tirage au sort (Client iray ihany)

๐Ÿ“ฉ Jp ao aminโ€™ny commentaires na inbox dieny izao!

08/05/2026

โœจ ๐‘ช๐’‰๐’†๐’› ๐‘ถ๐’๐’† ๐‘ป๐’†๐’„๐’‰ โœจ

๐Ÿ“ฑ Boutique en ligne spรฉcialisรฉe dans la vente dโ€™accessoires tรฉlรฉphoniques de qualitรฉ.

๐Ÿ’™ Abonnez-vous et suivez notre page afin de rester ร  jour sur les tendances modernes.

โšก Nos offres et services sont conรงus pour vous proposer :
โœ”๏ธ Des accessoires fiables
โœ”๏ธ Des produits modernes
โœ”๏ธ Une qualitรฉ durable
โœ”๏ธ Des solutions adaptรฉes ร  vos besoins

๐Ÿ”ฅ Chez One Tech, votre satisfaction et la qualitรฉ passent avant tout..

06/05/2026

๐ŸŽ‰ Taorianโ€™ny antsapaka natao dia i Mr Ryan Cooper no tsara vintana nahazo ilay chargeur cadeau teto aminโ€™ny page Chez On...
04/05/2026

๐ŸŽ‰ Taorianโ€™ny antsapaka natao dia i Mr Ryan Cooper no tsara vintana nahazo ilay chargeur cadeau teto aminโ€™ny page Chez One Tech! ๐Ÿ”ฅ

Miarahaba anao izahay tompoko ๐Ÿ‘
Manasa anao handefa ny coordonnรฉes-nao aminay aminโ€™ny message privรฉ mba hahafahanay mandefa ny colis-nao.

๐ŸŽ Ary ho anareo rehetra: mitohy hatrany ny cadeau Chez One Tech!
Isaky ny arrivage vaovao, ireo mpanjifa 15 voalohany hatrany no tafiditra aminโ€™ny antsapaka manokana hahazoana cadeau surprise. ๐Ÿ”ฅ

Chez One Tech โ€” tsy miala aminโ€™ny qualitรฉ. ๐Ÿ’™

Ryan Cooper

๐Ÿ”ฅ Ilay tena tsara indrindra ato aminay no homenay anao

04/05/2026

Raha mbola tsy nahafa-po anao ny chargeur anay in-telo no-lancรฉ-na teto amin'ny Facebook izay ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ

โœจ Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra ato aminโ€™ny Chez One Tech! ๐Ÿ’™Enga an...
04/05/2026

โœจ Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra ato aminโ€™ny Chez One Tech! ๐Ÿ’™

Enga anie ity herinandro ity hitondra :
๐Ÿ”‹ Hery vaovao
๐Ÿ’ผ Fahombiazana aminโ€™ny asa
๐Ÿ˜Š Fahasambarana isanโ€™andro
๐Ÿš€ Ary opportunitรฉ tsara kokoa ho anareo rehetra

Mankasitraka betsaka aminโ€™ny fitokisanareo hatrany ๐Ÿ™
Chez One Tech โ€” Miaraka aminareo isanโ€™andro aminโ€™ny kalitao sy serivisy tsara indrindra. ๐Ÿ”ฅ

Tandremo lesy zany ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ฌ
03/05/2026

Tandremo lesy zany ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ฌ

02/05/2026

๐ŸŽ‰ Rahampitso ary ny tirage au sort ho anโ€™ireo mpanjifa 15 voalohany nahazo chargeur Samsung 65W! ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ”ฅ Aza miala lavitra,
Sao mba ianao ilay tsara vintana! ๐ŸŽ๐Ÿ€

๐Ÿ“ฑ Araho hatrany ny pejy fa mbola hisy surprise maro!

๐Ÿ”ฅ ๐‘ต๐’๐’–๐’—๐’†๐’ ๐’‚๐’“๐’“๐’Š๐’—๐’‚๐’ˆ๐’† ๐‘ช๐’‰๐’†๐’› ๐‘ถ๐’๐’† ๐‘ป๐’†๐’„๐’‰ ๐Ÿ”ฅRehefa mividy chargeur en ligne ianao dia zavatra roa matetika no mety hitranga :๐Ÿ™„ Soit...
29/04/2026

๐Ÿ”ฅ ๐‘ต๐’๐’–๐’—๐’†๐’ ๐’‚๐’“๐’“๐’Š๐’—๐’‚๐’ˆ๐’† ๐‘ช๐’‰๐’†๐’› ๐‘ถ๐’๐’† ๐‘ป๐’†๐’„๐’‰ ๐Ÿ”ฅ

Rehefa mividy chargeur en ligne ianao dia zavatra roa matetika no mety hitranga :

๐Ÿ™„ Soit mahazo taolana
๐Ÿฅบ Soit mpisoloky ilay nividianana dia tsy tonga ilay entana

Fa eto aminโ€™ny Chez One Tech kosa :
โœ… Tonga soa aman-tsara ny entanao
โœ… Mahazo qualitรฉ
โœ… Garantie
โœ… Ary mety mbola hahazo cadeau bonus ihany koa ๐Ÿ˜

๐Ÿซด Manasa anao hamaky hatraminโ€™ny farany.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’๐’๐’–๐’—๐’†๐’‚๐’–๐’•รฉ ๐’‚๐’๐’‚๐’š ?

โšก Chargeur Samsung 65W Power Adapter Trioโšก

Izy ity dia afaka ichargenao finday ananki- 3 indray miaraka, ka tena mety raha :

โœ”๏ธ Maromaro ny appareils anao toy ny smartphone, รฉcouteur na power bank
โœ”๏ธ Mila batterie feno haingana
โœ”๏ธ Tsy te hiandry ela intsony

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’๐’š ๐’‘๐’๐’“๐’•๐’” ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’†๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’š ?

๐Ÿ”Œ USB-A 65W
๐Ÿ‘‰ Ilay fast charge tena mahery

๐Ÿ”Œ USB-C 25W

๐Ÿ”Œ USB-C 15W

๐Ÿ“ฆ Miaraka aminโ€™ny cรขble Type-C to Type-C

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ฏ๐’ ๐’‚๐’โ€™๐’Š๐’›๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’Š๐’›๐’š ๐’Š๐’•๐’š ?

โœ”๏ธ Ho anao leo chargeur tsy mahavita azy
โœ”๏ธ Ho anao mitady chargeur manoratra turbo power, chargement ultra-rapide, fast charge, etc..
โœ”๏ธ Ho anao sahirana mitady qualitรฉ tsara nefa mora vidy
โœ”๏ธ Ho anao efa sendra taolana teto amin'ny Facebook ๐Ÿ˜‚

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘จ๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’—๐’Š๐’…๐’Š๐’๐’š ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’๐’‚?

๐Ÿ’ฐ 30 000 Ar fotsiny
๐Ÿš› Livraison gratuit

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ด๐’Š๐’”๐’š ๐’ˆ๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’•๐’Š๐’† ๐’—๐’† ?

โœ”๏ธ Eny, misy garantie

Raha tsy mahafa-po anao dia azo averina na soloina.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ต๐’š ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’๐’•๐’”๐’Š๐’๐’š...

๐Ÿ˜ญ 30 ihany ny stock misy.

Noho izany, izay haingana no mahazo aloha.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐ŸŽ ๐‘บ๐’–๐’“๐’‘๐’“๐’Š๐’”๐’† ๐’ˆ๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐ŸŽ

Ho anโ€™ireo mpanjifa 15 voalohany :

๐ŸŽ‰ Hanaovanay fisarihana manokana ianareo

Ka izay tsara vintana dia hahazo :

โšก Chargeur fast GRATUIT โšก

๐Ÿ“… Aminโ€™ny Alahady ny fisarihana.

Afaka :
โค๏ธ Homenao ny olon-tianao
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง Homena ny famille
๐Ÿ˜Ž Na ho anao ihany koa

Noho izany, mihazakazaha malaky any aminโ€™ny mp
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘น๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Œ๐’‚ 2 ๐’Œ๐’๐’”๐’‚ ?

๐Ÿ”ฅ 55 000 Ar ๐Ÿ”ฅ

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘จ๐’๐’Œ๐’๐’‚๐’•๐’“'๐’Š๐’›๐’‚๐’š โ‰๏ธ

๐Ÿ“ข Tsy adinonay koa ianareo mpanao partage sy mi-mentionner namana ao amin'ny commentaires.

๐Ÿซถ Antsoy eto ry zareo fa :
๐Ÿ’ธ Mety hahazo 5 000 Ar

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘จ๐’‰๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’“๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’‰๐’Š-๐’„๐’๐’Ž๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’†?

๐Ÿ“ฉ Midira MP

Alefaso fotsiny :

๐Ÿ“ Toerana
๐Ÿ“ž Numรฉro

Dia alefa avy hatrany ny commande-nao ๐Ÿšš

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐‘ช๐’‰๐’†๐’› ๐‘ถ๐’๐’† ๐‘ป๐’†๐’„๐’‰...

๐Ÿซด ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’’๐’–๐’‚๐’๐’Š๐’•รฉ ๐Ÿ”ฅ





27/04/2026

โšก Tena fast ve? Sa marketing fotsiny? ๐Ÿค”

Chargeur Xiaomi 120W
โœ… Ultra rapide (tsy miandry ela intsony)
โœ… Anti-surcharge (miaro ny batterie)
โœ… Cรขble inclus

๐Ÿ’ฐ 20 000Ar

๐Ÿ“ฉ Inbox raha haka
Numรฉro + toerana handefasana azy

Address

Disponible En Ligne Seulement (service 100% Digital)
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez One Tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share