M'lay Ondana

M'lay Ondana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'lay Ondana, Shopping & retail, 67 Ha, Antananarivo.

☁️ Ondana  ❣"En fibre polyester " ❣🧸Anti_acarien anti_allergies 💠Prix de lancement : jusqu'à épuisement de STOCK ===>(ON...
29/11/2025

☁️ Ondana ❣"En fibre polyester " ❣
🧸Anti_acarien anti_allergies

💠Prix de lancement : jusqu'à épuisement de STOCK
===>(ONDANA 2pieces )
👉30.000ar ny paires(densité normale)
👉45.000ar ny paires (densité ferme)
➡️ (Plus 5.000ar raha couleur ankoatrany fotsy)
👉Dimensions : 70cm/50cm

➡️Afaka manao izay refy ilainao ihany koa 😊

☁️ Rembourrage : (oreillers,coussin,peluches...etc)

👉Traversin 1.40cm : 45.000ar
👉Traversin 1.20cm : 40.000ar
👉Traversin 90cm : 35.000ar

😲😲😲MBOLA " À DÉBATTRE " IHANY KOA RAHA MBOLA HAKA MARO IANAO (😜AHIA KOA RO AHITA 😁)

MBOLA PRIX DE LANCEMENT HATRANY oa ❣
(Aza tara fa Efa kely no sisa )

📩Mp pour plus d'informations
🛵 Manao livraison ❣
🚛 Tana-Province ❣
☎️Contact : 034 51 928 60

Ny ONDANA dia iray amin’ireo zavatra manampy betsaka amin’ny fahasalamana sy ny torimaso. Noho izany dia manolotra ondan...
28/11/2025

Ny ONDANA dia iray amin’ireo zavatra manampy betsaka amin’ny fahasalamana sy ny torimaso. Noho izany dia manolotra ondana kalitao izahay, mba hahafahan’ny mpanjifa rehetra mankafy torimaso milamina tsara

Ireo ondana atolotray dia vita amin’ny fibre polyester maivana sy malefaka, mety tsara ho an’ny olona rehetra, indrindra ireo marefo amin’ny vovoka mora allergie, ary tsy tian’ny bibikely kely, ka miantoka fahadiovana sy faharetana.

Ireto ny ondana misy ato aminay :

👉🏽 Ondana mivady : (70cm*50cm) : 60.000ar
👉🏽 Ondana mivady : (70cm*45cm) : 60.000ar
👉🏽 Ondana lava : (1m40) : 60.000ar
👉🏽 Ondana lava : (1m20) : 50.000ar

Fanamarihana : "100% COTON" avokoa ny lamba anireo ary afaka manao refy izay mety aminao ihany koa izahay.

Maninona no tokony hisafidianana ny ondananay ?

Kalitao azo antoka, maharitra sy mahazo aina

Fampiasana isan’andro, tsy manimba ny hatoka sy lamosina

Torimaso tsara kokoa, manampy amin’ny fanarenana sy ny fahasalamana

Tsy mampidi-doza satria anti-allergie

Izahay dia manolo-kevitra ho an’ny mpanjifa rehetra satria ny tanjonay dia ny hanome vokatra tsara kalitao ho anareo.

☎️ : 034 51 928 60 / 032 06 393 66
🚛 : Livraison manerana ny Nosy

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'lay Ondana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share