10/09/2026
🍌🥞 RECETTE MARAINA — M**O AKONDRO CROUSTILLANT 😋
Akora ilaina :
🍌 Akondro masaka 4–5
🌾 Lafarinina 200 g
🌾 Lafarinina vary 50–100 g
🥚 Atody 1
🍚 Siramamy 2–3 sotro
🧂 Sira kely
🥄 Levure chimique 1 sotrokely
💧 Rano 100–150 ml
🫗 Menaka fanendasana
Fikarakarana 👩🍳 :
Afangaro ny lafarinina, siramamy, sira ary levure.
Arotsahy ny atody sy rano, afangaro mandra-pahazo pâte malama.
Teteho na poteho ny akondro dia afangaro ao.
Hafanaina ny menaka, avy eo endaso amin’ny afo antonony.
Rehefa volamena sy mikarepoka ivelany dia esory. 🤤
☕ Tsara miaraka amin’ny café na thé maraina! �
🥰Atao goûter koa an😉
🌞 MARAINA TSARA = SAKAFO MARINA 😋🍌
Iza eto no tia M**O AKONDRO mafana sy mikarepoka? 🤤❤️
Andao ary hanao recette tsotra miaraka amin'i Valih swoa e👩🍳✨
💬 Ahoana ny fihinanareo azy: miaraka amin'ny café ☕ sa thé 🫖?
👇 Soraty ao amin'ny commentaire! 😍