Le coffre d’Ilay

Le coffre d’Ilay ✨️ ​Votre écrin de trésors ✨
🥰 quand l’âme du fait main rencontre les pépites importées 🍀💫

Ity modèle ity sisa no dispo amin’ilay tortoiseshell oh 🥺🏷 12.000ar🛵 recup/livraison
04/08/2026

Ity modèle ity sisa no dispo amin’ilay tortoiseshell oh 🥺

🏷 12.000ar
🛵 recup/livraison

🚨🚨 10.000ar daholo oooh🚨🚨Faranantsika ny mangatsika dia ataontsika 10.000ar ny 1 amin’ireto cache-oreilles ireto arany e...
03/08/2026

🚨🚨 10.000ar daholo oooh🚨🚨

Faranantsika ny mangatsika dia ataontsika 10.000ar ny 1 amin’ireto cache-oreilles ireto arany eh 😊

✅️ Mp avy hatrany izay haka
✅️ afaka récupéré-na afaka livré-na ihany koa

Harivariva ooh 💚💚Misy ity couleur ity dispo ihany koa ilay créole antsika 😊🏷 12.000ar📦 2 paires sisa en stock🛵 recup/liv...
31/07/2026

Harivariva ooh 💚💚

Misy ity couleur ity dispo ihany koa ilay créole antsika 😊
🏷 12.000ar
📦 2 paires sisa en stock
🛵 recup/livraison (Tanà/Province)

❌️ Vakina tsara ilay RAPPEL mikasika ny livraison vao nolazaina tsika ao aloha kely ao an 😉

🔔 Rappel kely mikasika ny livraison ooh 🛵📌 Ny livraison antsika tsy miainga raha tsy efa mahazo contact sy lieu de livra...
31/07/2026

🔔 Rappel kely mikasika ny livraison ooh 🛵

📌 Ny livraison antsika tsy miainga raha tsy efa mahazo contact sy lieu de livraison mazava tsara an 😊

📌 Manome ny coordonnées mazava tsara, mi-confirme ny montant total hoe Ok, dia validé tsara ny achat anareo 🛍

📌 Ho anareo any amin’ny faritra, aloa en totalité par mobile money ny montant total (miaraka amin’ny frais de retrait) vao miainga ny fanaterana ny colis eny amin’ny transporteur safidinareo

Misaotra antsika rehetra manaraka izay fandaminana izay 🙏

Ireto ny modèle dispo amin’ny kavina en lot antsika oh ❤️🏷 10.000ar le lot📦 stock limité🚚 recup/livraison (Tanà/Province...
28/07/2026

Ireto ny modèle dispo amin’ny kavina en lot antsika oh ❤️

🏷 10.000ar le lot
📦 stock limité
🚚 recup/livraison (Tanà/Province)

🚨🚨 ALERTE NOUVEAUTÉÉÉÉ 🚨🚨Omano dieny izao ny andro mafana 🥵Iza ny modèle tianareo ? Mini-ventilateur portable rechargeab...
27/07/2026

🚨🚨 ALERTE NOUVEAUTÉÉÉÉ 🚨🚨

Omano dieny izao ny andro mafana 🥵
Iza ny modèle tianareo ?

Mini-ventilateur portable rechargeable 🤩
✅️ 3 vitesses réglables
✅️ socle et câble inclus
✅️ 15.000ar seulement
✅️ recup/livraison (Tanà/Province)

25/07/2026

✨️ Pépite du week-end 💚💚
🥰 Préparons l’été doucement 🌞

🌬 Mini-ventilateur portable rechargeable
🏷 15.000ar

✨️ Tortoiseshell lovers 🫶✅️ 12.000ar la paire✅️ stock limité pour chaque modèle✅️ recup/livraison
24/07/2026

✨️ Tortoiseshell lovers 🫶

✅️ 12.000ar la paire
✅️ stock limité pour chaque modèle
✅️ recup/livraison

Ireto ny farany 😊 20.000ar le lot 🥰Recup/livraison
23/07/2026

Ireto ny farany 😊 20.000ar le lot 🥰

Recup/livraison

Ireto indray 15.000ar ny lot 🥰Iray iray avy ihany koa sisa 😁Recup na livraison, mety foana 😉
23/07/2026

Ireto indray 15.000ar ny lot 🥰
Iray iray avy ihany koa sisa 😁

Recup na livraison, mety foana 😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le coffre d’Ilay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share