Coiff'pro Mahasoa

Coiff'pro Mahasoa Faly mandray anao tompoko. Mivarotra fitaovana ho an'ny coiffeur marobe tsara sady mora izahay ato. Ny contact-nay dia:
034 16 543 39
Lieu: Ankadifotsy.

Manao livraison rapide izahay ary mandefa amin'ny faritra.

Promotion Cape coiffeur😍Samia manararaotra ary sao tara.20.000ar fotsiny ny vidiny ny Cape coiffeur L'Oréal ato aminay @...
21/07/2026

Promotion Cape coiffeur😍
Samia manararaotra ary sao tara.
20.000ar fotsiny ny vidiny ny Cape coiffeur L'Oréal ato aminay @ izao an.
Manasa anao hiditra Mp na hiantso avy hatrany.
Contact-nay:
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra.

Coiffeur ve ianao ?💡 Tsarovy: Ny salon manana fitaovana feno no mora atokisan'ny clients, satria vonona amin'ny filàn'ny...
18/07/2026

Coiffeur ve ianao ?
💡 Tsarovy: Ny salon manana fitaovana feno no mora atokisan'ny clients, satria vonona amin'ny filàn'ny tsirairay.
🧑‍🦱 Afaka mividy ihany koa na olon-tsotra aza :
✅ Mora ampiasaina
Fampiasana azy:💡Asiana rano kely na crème coiffante fotsiny ny volo, dia ahodino moramora amin'ny volo ny éponge. Vetivety dia miseho ny Afro Twist tianao!
Vidiny: 15.000ar
Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌.
MP💌 na miantso 📞
Contact:

033 47 075 48
034 78 535 12

⚠️ RAHA MIATRIKA IRETO OLANA IRETO MATETIKA IANAO:❌ Tondeuse maneno be sy mitabataba❌ Tondeuse tsy manapaka tsara intson...
06/07/2026

⚠️ RAHA MIATRIKA IRETO OLANA IRETO MATETIKA IANAO:
❌ Tondeuse maneno be sy mitabataba
❌ Tondeuse tsy manapaka tsara intsony
❌ Tondeuse manaikitra na mandratra mpanjifa
❌ Tondeuse manomboka azon'ny harafesina
❌ Tondeuse mora mi-chauffe, na mi-coince (izay mandany sy manimba vetivety ny batterie-nao satria lasa miasa mafy be tsy araka ny tokony ho izy motera)
✨ Ny vahaolana tsara indrindra dia ny fampiasana huile tondeuse, efa presque misy azy io daholo ao anaty carton'ny rehefa mividy tondeuse vaovao ianao, fa kosa tena kely ka mety tsy aharitra ela dia lany.
De izay no mahatonga anay mivarotra Huile de Tondeuse Professionnelle, 120mL bé izao , maharitra anao amam-bolana maro.
Izy ity dia:
Mampihena ny feon'ny tondeuse sy mampitony ny hafanany avy hatrany.
Miaro ny lame tsy ho harafesina na ho simba malaky.
Manamora ny fanapahana volo sady mitsitsy ny herin'ny batterie. Ataovy entretien tsara ny tondeuse'nao fa novidianao lafo izy iny sady mampidi-bola ho anao ihany koa.

📦 Quantité :120 ML
💰 Vidiny: 29.000 Ar
⚠️ Stock limités
MP💌 na miantso
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75

💈 REHEFA MIVIDY TONDEUSE IANAO, dia MATETIKA TSY MISY SABOTS 1.5mm SY 4.5mm AO ANATINY... 💈Nefa ireo sabot roa ireto mih...
06/07/2026

💈 REHEFA MIVIDY TONDEUSE IANAO, dia MATETIKA TSY MISY SABOTS 1.5mm SY 4.5mm AO ANATINY... 💈
Nefa ireo sabot roa ireto mihitsy no tena ilainao raha te hanao dégradés madio tsara ianao. Tsy fantatrao anefa hoe aiza no ahitanao azy.

Ndraindray koa very na tapaka tsy nahy ny sabot tany aminao dia sahirana ianao mitady ny solony nefa tsy fantatrao hoe aiza no misy mivarotra azy?

🎯 TONGA ETO NY VAHAOLANA MIARAKA AMIN'NY COIFF'PRO MAHASOA!
Tsy mila mitady lavitra intsony ianao fa efa tonga ny sabots professionnels ho an'ny tondeuse-nao. Mety amin'ny tondeuse standard rehetra tsy ankanavaka izy ity(Qirui, Daling, Geemy, Wahl, Sonar, ...).

✨ Inona no mahatsara azy?
Feno tsara: Ao avokoa ireo habe manan-danja (1.5mm sy 4.5mm) tsy hita amin'ny boaty tondeuse tsotra.
Adaptable: Mety amin'ny marika tondeuse fampiasanao mahazatra.
Kalitao avo lenta: Tsy mivaha rehefa miasa ary tsy mandratra hodi-doha.

Misy modely telo azo isafidianana :

📦 Pack 3 pièces (couleur mainty) : Pack 1 misy sabot telo (1.5mm, 3mm, 4.5mm) -> 28.000 AR

✅ Pack 4 pièces (couleur Mainty) : Pack 1 misy sabot efatra(1.5mm, 3mm, 4.5mm, 6mm) -> 35.000 AR

🌟 Pack 4 pièces Premium (Doré) : Pack 1 misy sabot efatra doré(1.5mm, 3mm, 4.5mm, 6mm) -> 40.000 AR

Araraoty ary fa vitsivitsy no disponible.
Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌.
MP💌 na miantso 📞
Contact:
038 11 628 27
037 87 134 54
033 47 075 48
034 78 535 12

Izay te hanana fitaovana tsara dia aza misalasala mividy ato aminay ô😚 tondeuse tsara daholo ireto 😍azo iasana tsara ✅ m...
24/06/2026

Izay te hanana fitaovana tsara dia aza misalasala mividy ato aminay ô😚 tondeuse tsara daholo ireto 😍azo iasana tsara ✅ maharitra ny batterie
Iza no mety aminao ary ?😊
Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌.
MP💌 na miantso 📞
Contact:
038 11 628 27
037 87 134 54
033 47 075 48
034 78 535 12

Ny coiffeur professionnel dia tsy vitan'ny hoe mahay manapaka volo fotsiny, fa mila manana fitaovana mety amin'ny asa re...
20/06/2026

Ny coiffeur professionnel dia tsy vitan'ny hoe mahay manapaka volo fotsiny, fa mila manana fitaovana mety amin'ny asa rehetra koa.
Rehefa manao dégradé, coupe homme, tresse, brushing na coiffure mila fizarazarana volo, dia zava-dehibe ny fananana Pince Croco Coiffeur.
🦷 Ity no fitaovana manampy hitazona tsara ny ampahany amin'ny volo rehefa miasa, mba hahazoana vokatra madio sy marina kokoa.
✅ Mihazona volo betsaka tsara
✅ Manamora ny fizarazarana volo
✅ Mety amin'ny volo fohy, lava, matevina na manify
💡 Matetika ny fahasamihafana eo amin'ny asa tsotra sy ny asa matihanina dia avy amin'ny fitaovana ampiasaina.
Ny salon vonona amin'ny karazana clients rehetra dia salon manana fitaovana feno sy mifanaraka amin'ny asa atao isan'andro.
Pince croco amin'ny paquet : 15.000ar
Misy pince anaki-enina ny ao anaty paquet iray.

Misy cape coiffeur ihany koa, misy isafidiananao tsara, amin' ny vidiny 17.000 ar fotsiny 😊

Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌.
MP💌 na miantso 📞
Contact:
038 11 628 27
037 87 134 54
033 47 075 48
034 78 535 12

Promotion Cape coiffeur😍Samia manararaotra ary sao tara.17.000ar ny iray raha 20.000ar ny vidiny normal, misy ho an'ny o...
18/06/2026

Promotion Cape coiffeur😍
Samia manararaotra ary sao tara.
17.000ar ny iray raha 20.000ar ny vidiny normal, misy ho an'ny olon-dehibe ary misy ho an'ny ankizy.
Ary misy éponge twist koa amin' ny vidiny 15.000 ar

Manasa anao hiditra Mp na hiantso avy hatrany.
Contact-nay:
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra.

Efa tena nampiasa ary afaka mijoro oe tsara ireto TONDEUSE QIRUI7 ireto.✅✅✅Misy ny sans fil rechargeable ary misy ny ave...
15/06/2026

Efa tena nampiasa ary afaka mijoro oe tsara ireto TONDEUSE QIRUI7 ireto.✅✅✅
Misy ny sans fil rechargeable ary misy ny avec fil.
1°/ TONDEUSE SANS FIL RECHARGEABLE 39.000ar😱
QIRUI 7 professionnel QR- 809B.
- Vaovao sous carton.
- Accessoires: 4 sabots(3mm, 6mm, 10mm, 13mm) + Huile+ câble USB type C + Peigne + ciseau
- Lame acier inoxydable
- Misy réglage ho an'ny lame( levier ) manamora ny fanaovana karazana style coupe rehetra
- Tsy mora mi-chauffe.
- Afaka ampiasaina tsotra ao an-trano, azo iasana tsara, autonomie 3h-4h. 🔋
- Mateza sy maranitra.
PRIX : 40.000ar QIRUI SANS FIL 😱

2°/ QIRUI AVEC FIL 33.000ar 😱
QIRUI 7 professionnel 🔌
- Mandeha amin'ny courant 220V
- Vaovao sous carton avec accesoires complet.
PRIX : 33.000ar QIRUI AVEC FIL,

3°/ Fitaovana hafa:
- Cape Coiffeur: 20.000ar
- PULVÉRISATEUR (Spray na vaporisateur) : 14.000ar sy 20.000ar
- PORTE-LAME : 9.000ar
- Ciseau coiffeur : 22.000ar
- Ciseau sculpteur : 20.000ar
- Balai Cou: 10.000ar sy 15.000ar
- Bande protège cou : 7.000ar ny rouleau.

Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌

💌 MP haingana ary na tonga dia miantso 📞
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48




Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coiff'pro Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share