Ny Aiko shop

Ny Aiko shop "Petit progrès chaque jour, grande réussite demain"🌸🌿

034 33 530 63 ☎️📞

ARRIVAGE TSARA KELY ✋🍸🍹Verre pied tsara Kely matevina Hauteur : 14cm Diam : 5,5 cm Prix mora be 18 000ar fotsiny Livrais...
14/09/2026

ARRIVAGE TSARA KELY ✋
🍸🍹Verre pied tsara Kely matevina
Hauteur : 14cm
Diam : 5,5 cm
Prix mora be 18 000ar fotsiny
Livraison par toi
038 26 306 70
Misy prix de gros ko annn

Allô maman 😊😊😊😢 ZANAKAO MILALAO AMIN'NY TANY MANGATSIAKA VE?Ndao ary, fantatrao ve fa 80% ny sery avy amin'ny tany manga...
12/09/2026

Allô maman 😊😊😊
😢 ZANAKAO MILALAO AMIN'NY TANY MANGATSIAKA VE?

Ndao ary, fantatrao ve fa 80% ny sery avy amin'ny tany mangatsiaka?

👶 TAPIS KIDS - MALEFAKA & MANABEAZA ❤️

Natao manokana ho an'ny zaza malalanao:

✅ MALEFAKA BE - Tsy maratra na mianjera aza
✅ MAFANA - Tsy mangatsiaka intsony ny tongony
✅ TSY MANDROTSAKA - Anti-dérapant, tsy mikisaka
✅ MORA SASANA - Loto kely, kosehina fotsiny
✅ MOTIF KIDS - Dinausore, licorne, voiture, alphabet... mahafaly azy

📏 Taille: 120x90cm / 100x140cm / 150x120 Lehibe tsara

🔥 PROMO RENTRÉE:
1 Tapis = 45.000Ar au lieu de 85.000Ar Raha maka ilay 150x120
2 Tapis = 82.000Ar + LIVRAISON GRATUITE TANA

⚠️ 23 pièces sisa - Motif licorne efa lany!

👉 ity ndray ary ny manaraka euh 😃🍵Bol soup Matevina ❄Tou blanc 🍵15,5 cm prix mora hatrany,  30000ar fotsiny  ny 6pieces ...
12/09/2026

👉 ity ndray ary ny manaraka euh 😃
🍵Bol soup Matevina
❄Tou blanc
🍵15,5 cm
prix mora hatrany, 30000ar fotsiny ny 6pieces ☝️
Livraison gratuit 😊

Aiza daholooo tsika oo!!! Mug matevina indray ity sady mihaja bee😍😍 vitsivitsy sisa ny ato fa vonjyvonjeo aingana sode t...
11/09/2026

Aiza daholooo tsika oo!!! Mug matevina indray ity sady mihaja bee😍😍 vitsivitsy sisa ny ato fa vonjyvonjeo aingana sode tara!!😄
Prix: 25.000 ar ny 6 pièces💦🔐 livraison anay rapide be, alefa mialoha fotsiny ny commande💯

Coucouu, miverina dispo indray ny thermos Luxe 2Litre😍. 38.000 ariary🥰ataovy aingana ny commandenao fa vitsivitsy izy at...
08/09/2026

Coucouu, miverina dispo indray ny thermos Luxe 2Litre😍. 38.000 ariary🥰
ataovy aingana ny commandenao fa vitsivitsy izy ato😉

Bonjour daholoooo🥰🥰 vilia bakoly Assiette 8 mandefa am carton zahay!!! Alefaso dieny zao ny commande fa efa vitsyvitsy i...
27/08/2026

Bonjour daholoooo🥰🥰 vilia bakoly Assiette 8
mandefa am carton zahay!!! Alefaso dieny zao ny commande fa efa vitsyvitsy izy ao ann!! Saode tara!!!

Aiza daholo itsika ooooo😍😍 ity ndray ny arrivage Thermos 3 Litre be izao, mitana hafanana tsara👌 amilay tena au top tsy ...
18/08/2026

Aiza daholo itsika ooooo😍😍 ity ndray ny arrivage Thermos 3 Litre be izao, mitana hafanana tsara👌 amilay tena au top tsy mamitaka anao izany🖐️☺️
Prix: 50.000 ariary💓
Livraison partout🛵 Mp avy hatrany ariiii
STOCK LIMITÉ🚫

Hot pot en série😍💗Couleur dispo ankoatran'ito manga sy vert💗✅ Livraison partout à partir 3.000 ar
11/08/2026

Hot pot en série😍💗
Couleur dispo ankoatran'ito manga sy vert💗✅ Livraison partout à partir 3.000 ar

Allô !  Aiza ndray tsika amireto arrivage mafatifatiii be ireto 😍😍🔥mug couleur😍*matevina tsara✅*prix: 21.000 ariary ny 6...
13/07/2026

Allô ! Aiza ndray tsika amireto arrivage mafatifatiii be ireto 😍😍🔥mug couleur😍
*matevina tsara✅
*prix: 21.000 ariary ny 6 pièces
*Livraison SEULEMENT
STOCK LIMITÉ👍📞

Tapis mousse Mbola dispo Ann😍😍💗 -2 m sur 2: 48.000 ar-1m 20 sur 90: 30.000 ar-1m 40: 35.000 arlivraison partout manerana...
07/07/2026

Tapis mousse Mbola dispo Ann😍😍💗
-2 m sur 2: 48.000 ar
-1m 20 sur 90: 30.000 ar
-1m 40: 35.000 ar
livraison partout manerana Nosy 💗😍📞

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aiko shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share