NL Store Mada

NL Store Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NL Store Mada, Appliances, Itaosy, Antananarivo.

29/04/2026

Zan ltyh nenay ny kandra 😊
Fomba tsotra nefa manja ☺️

Ela ela isika tsy nitafatafa teto intsony , noho ny antony manokana 😴 fa tonga izahay izao dia nitondra entana ho anareo...
13/04/2026

Ela ela isika tsy nitafatafa teto intsony , noho ny antony manokana 😴 fa tonga izahay izao dia nitondra entana ho anareo indray 🤗

👉 GOURDE THERMOS
✅ Mitazona hafananana tsara (mafana ❄️ / mangatsiaka 🔥)
✅ Mora hoentina, mety na aiza na aiza
✅ Misy passoire (mety amin’ny thé, infusion 😊)
💧 Capacité : 1L5
500ml

Prix:20000 ar😱
15000ar😱
Aiza indray no ahita fa tongava aingana
🚚 Livraison disponible sur toute Tana
☎️ Mp ou 038 28 669 74 /034 16 625 21
Araho hatrany ny pejy 🤗

HELLO HELLO 🤗   Satria efa manimanitra fety isika ❤️ dia andao indray ary asin tsika ❌ PROMOTION ❗ eh 🤗        ❤️ GOURDE...
30/03/2026

HELLO HELLO 🤗
Satria efa manimanitra fety isika ❤️ dia andao indray ary asin tsika ❌ PROMOTION ❗ eh 🤗
❤️ GOURDE STANLEY ❤️
👉 Capacité :1,2L
👉 En acier inoxydable
👉 Couleur : noir, rose, blanc, bleu, violet

PRIX:30000 ar
28000ar (+3)
Aza misalasala miresaka aminay raha toa ka mahaliana anao 🤗
☎️ Mp ou 038 28 669 74 /034 16 625 21
☎️ 038 28 669 74 whatsapp
🚛 Livraison disponible partout à Tana
Araho ny pejy 🤗
Mirary erin'andro mahafinaritra ho antsika 😘

Ato indray isika ooo😊   Miaraka amin'ny fatana petrole 💥💥   Marque :ANITAcapacité: 3 litres prix: 65000 ar  Tsy misy  Fo...
21/03/2026

Ato indray isika ooo😊
Miaraka amin'ny fatana petrole 💥💥

Marque :ANITA
capacité: 3 litres
prix: 65000 ar

Tsy misy Fofona ary tsy manepotra ihany kou aa 💥
Mitsitsy tsara 😉

Livraison disponible 🚴‍♂️
Mp ou ☎️☎️ 0382866974

Hello Hello🤗  Ity indray ary ny entana ehhh 🙃Machine à patte 😊Natao amin'ny vidiny mirary hatrany 😍☎️Mp na 038 28 669 74...
16/03/2026

Hello Hello🤗
Ity indray ary ny entana ehhh 🙃Machine à patte 😊
Natao amin'ny vidiny mirary hatrany 😍

☎️Mp na 038 28 669 74 / 034 16 625 21
🚛Livraison disponible
🔘Marihana fa 🅢🅞🅤🅢 🅒🅐🅡🅣🅞🅝 ary 🅥🅐🅞🅥🅐🅞 avokoa ny entana ato aminay ☑️
🤗 Araho hatrany ny pejy 🤗

Hello Hello🤗Mbola ao daholo ve ianareo😁???  Ity indray ary ny tolotra ho anareo ehh  👉Bouillard Marque Scarlett 💯       ...
12/03/2026

Hello Hello🤗
Mbola ao daholo ve ianareo😁???
Ity indray ary ny tolotra ho anareo ehh
👉Bouillard Marque Scarlett 💯
❤️ 30000 ar fotsiny ❤️
☎️MP na 038 28 669 74/034 16 625 21
🚛 Livraison disponible
Abonné le page pour ne raté rien 😽

Hello hello 🤗Ity indray ary ilay Mixeur blendeur eh ❤️‍🔥Anisan'ny tena mixeur tsara ihany koa izy 🤗 satria dia      👉 Te...
04/03/2026

Hello hello 🤗

Ity indray ary ilay Mixeur blendeur eh ❤️‍🔥
Anisan'ny tena mixeur tsara ihany koa izy 🤗 satria dia
👉 Tena matanjaka ⚡
👉 Tsara sy mafy ary mateza💯
👉 Tsy mora may 🔥
👉 Capacité 1L5
👉 2 en 1
👉 Misy fitotona sakay, voanjo, tongolo, soja,...

Amin'ny vidiny mirary hatrany satria dia 😍 65000 ar izy ato aminay 😚,
✅ Marihina fa entana vaovao tsy mbola nampiasaina avokoa ny entana ato aminay 👍 izany hoe sous carton avokoa ny entana omenay anareo
Koa aza misalasala miresaka aminay raha toa ka mahalina anao

☎️ Mp ou 038 28 669 74 /034 16 625 21
🚛 Livraison partout Tana

🤗 Abonné le page pour ne rien rater 🤗

Hello, hello 🤗Ho anareo manana volo ts mety atao curly nefa leo boucle sy lisse 😴 Manana vahaolana ho anareo izahay 🤗 Ts...
03/03/2026

Hello, hello 🤗

Ho anareo manana volo ts mety atao curly nefa leo boucle sy lisse 😴 Manana vahaolana ho anareo izahay 🤗

Tsy mitsahatra mihitsy izahay mikaroka zavatra tsara ho anareo 🤗 😊
Satria efa akaiky ihany koa ny fety dia mila manao mety2🤗
Ka ity indray ary entana vaovao be mihitsy satria dia mbola tsy misy manana izy ity raha tsy ato aminay 👍 ka araraoty indray ary ehhh 🤗

❤️‍🔥 Fer spécial wavy et curly
👉 Mamay tsara 180°C et 250°C
👉 Mitana be mihitsy ny volo
👉 Couleur dispo:rose /violet
👉 Mety aminy volo rehetra

Prix :😱 30000 ar😱 raha tokony ho❎ 40000 ar❎ izy ato aminay 😚

☎️ Mp ou 038 28 669 74 /034 16 625 21

🚛 Manao livraison ihany koa izahay manerana ny Antananarivo

🤗 Abonné le page 🤗 pour que vous ne rate rien pour tous nos offres 😊

02/03/2026

Hello hello 😘
Ireto indray ary ny arrivage tsika ehh 😊
Araraoty fa prix tena mora be mihitsy ahh
👉 Abonnéo ny pejin tsika 🤗
Aza tara ary ahh ❤️
🚛 Livraison disponible sur toute Tana
Mp ou 038 28 669 74 /034 16 625 21

💥 💥 Ireto indray ny fatana oooo🤗 🤗     Manala amin'ny fahasahiranana sy fahamaikana 🤗 nefa amin'ny vidiny mirary izy ato...
28/02/2026

💥 💥 Ireto indray ny fatana oooo🤗 🤗

Manala amin'ny fahasahiranana sy fahamaikana 🤗 nefa amin'ny vidiny mirary izy ato aminay 😚

👉 Fatana pétrole :65000 ar
👉 Fatana gaz :45000 ar
👉 Fatana spirale double : 45000 ar
👉 Fatana spirale simple: 30000ar
👉 Fatana plaque simple: 45000 ar

Livraison :: disponible 🛵
📞 📞 Mp ou 0382866974 /034 16 625 21

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NL Store Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share