E-MiCa's

E-MiCa's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E-MiCa's, Shopping & retail, Ankatso Antananarivo, Antananarivo.

14/06/2026
🎉🎁 Amin'izao Fetin'ny Ray sy Asaramanitra izao, ireto misy fanomezana azonao isafidianana ho an'ireo olona tianao! 🎁🎉🔥 S...
14/06/2026

🎉🎁 Amin'izao Fetin'ny Ray sy Asaramanitra izao, ireto misy fanomezana azonao isafidianana ho an'ireo olona tianao! 🎁🎉

🔥 STAND SPEAKER-024 🔊

👉 Support téléphone + haut-parleur intégré

🎵 Te hijery vidéo na hihaino mozika amin’ny feo matanjaka? Ity no vahaolana!

✅ Batterie : 5000mAh (maharitra ela)
✅ Puissance : 5W (feo mazava sy matanjaka)
✅ Support stable (tsy mihetsika mora)
✅ Design moderne & pratique

💰 PRIX : 19 000 Ar
-************************************************-
🔥 BOUILLOIRE ÉLECTRIQUE MARADO 🔥

☕ Te hanafana rano haingana ho an'ny café, thé na sakafo isan'andro?

✅ Capacité lehibe
✅ Fanafanana haingana
✅ Mora ampiasaina
✅ Mitsitsy fotoana
✅ Design moderne sy élégante
✅ Tsara ho an'ny tokantrano sy birao

💰 PRIX : 40 000 Ar
-*************************************************-
🍚🔥 RICE COOKER 🔥🍚

✅ Mora ampiasaina
✅ Mitsitsy fotoana sy herinaratra
✅ Mety amin'ny tokantrano sy mpianatra

📏 Misy capacité samihafa arakaraka ny filanao

💰 Prix
1L : 90 000 Ariary
1,8L: 105 000 Ariary

🚚 Afaka manao livraison
📦 Mandefa any amin'ny Faritra rehetra

📞 Contact : 034 94 134 75
033 04 640 15

📩 Mandefasa MP na antsoy dieny izao!

⚡ Stock voafetra — aza tara!

❄️🔥 HOAVY IZAO NY RIRININA… MIOMÀNA! 🔥❄️Hangatsiaka ny andro? Tsy olana intsony!👉 Bouilloire MARADO L’ESPOIR💎 Premium De...
02/05/2026

❄️🔥 HOAVY IZAO NY RIRININA… MIOMÀNA! 🔥❄️

Hangatsiaka ny andro? Tsy olana intsony!

👉 Bouilloire MARADO L’ESPOIR
💎 Premium Design
⚡ Mafana haingana – Gain de temps
☕ Tonga lafatra amin’ny thé, café na rano mafana isan’andro

✨ Kalitao tsara, matanjaka ary maharitra
✨ Mora ampiasaina, design moderne sady élégante

💰 PRIX: 40 000 Ar

📞 Contact: 033 34 541 15
🚚 Livraison disponible

⚠️ Stock limité – aza tara!

👉 Raiso dieny izao ny anao, ataovy mafana sy mahafinaritra ny ririninao ❤️

🔥 RICE COOKER TRUST 1L  🔥🍚 Ataovy mora ny fiainanao andavanandro!Mahazoa vary malefaka, tsy may, ary matsiro foana 😍💰 PR...
21/04/2026

🔥 RICE COOKER TRUST 1L 🔥
🍚 Ataovy mora ny fiainanao andavanandro!
Mahazoa vary malefaka, tsy may, ary matsiro foana 😍
💰 PRIX : 85 000 Ar 💰
✨ Tombony azonao :
✔️ Mode automatique (Cook & Warm)
✔️ Tsy miraikitra, tsy may
✔️ Mahandro haingana ⏱️
✔️ 1L – mety tsara ho an’ny tokantrano kely
✔️ Mora ampiasaina (plug & play)
✔️ Mitsitsy herinaratra ⚡
✔️ Maharitra sy matanjaka
💡 Tsara ho an’ny :
🏠 Tokantrano
🎓 Mpianatra
👩‍🍳 Olona sahirana fotoana
🚚 Manao livraison
📦 Mandefa manerana an’i Madagascar
📞 Contact :
👉 033 04 640 15
👉 034 94 134 75
💬 Midira MP dieny izao – aza tara fa mety ho lany stock! 🔥

🔥 MOSQUITO SHENKE 🔥❌🦟 Raha leo moka ianao… Ity no vahaolana FARANY!⚡Maharitra 480 HEURES 💥 ANTONY HAHATONGA AZY HO SAFID...
21/04/2026

🔥 MOSQUITO SHENKE 🔥
❌🦟 Raha leo moka ianao… Ity no vahaolana FARANY!
⚡Maharitra 480 HEURES
💥 ANTONY HAHATONGA AZY HO SAFIDY #1: ✔️ Mamono moka haingana ⚡
✔️ Tsy misy fofona mahasosotra
✔️ Tsy mila batterie ❌
✔️ Plug & Play — mandeha avy hatrany
✔️ Miaro anao andro & alina tsy tapaka
🚨 Aza manaiky :
❌ Moka manelingelina torimaso
❌ Mety hampidi-doza ho an’ny zaza
❌ Tsy mahomby ny produit hafa nampiasainao
👉 OVAY IO ANIO!
💯 RESULTAT:
🔥 Trano milamina
🔥 Torimaso tsara
🔥 Fianakaviana voaaro

💥💥💥💥💥💥💥💥💥

🔥 BRIQUET ÉLECTRIQUE USB – MODERNE & PRATIQUE 🔥
⚡ Atsaharo ny briquet gaz mahazatra!
Mifidiana teknolojia vaovao mora sy mahomby kokoa.
✨ AVANTAGES :
✔️ Tsy mila gaz intsony (économique)
✔️ Rechargeable USB Type-C 🔋
✔️ Tsy levon’ny rivotra 💨 (windproof)
✔️ Mirehitra haingana sy mahery ⚡
✔️ Design élégant & moderne 😍
✔️ Maharitra ela (durable & écologique ♻️)
💰 Prix: 15 000 Ar
👉 Tonga lafatra ho an’ny: labozia, sigara, na fampiasana andavanandro hafa mila afo!

🚚 LIVRAISON RAPIDE
📍 Mandefa manerana ny faritra
📞 ANTSOY IZAO:
📱 033 04 640 15
📱 034 94 134 75
💬 MIDIRA MP — STOCK VOAFETRA! ⏳

✨ ATAOVY MAHAFINARITRA NY TRANONAO! ✨Mitady décoration moderne sy manintona ve ianao? Ireo Décoration Murale 3D no vahao...
10/04/2026

✨ ATAOVY MAHAFINARITRA NY TRANONAO! ✨
Mitady décoration moderne sy manintona ve ianao? Ireo Décoration Murale 3D no vahaolana tonga lafatra hanomezana endrika vaovao sy mahafinaritra ny rindrinao! 🏠💫
🔹 Design 3D tena manintona maso
🔹 Mora apetraka, tsy mandany fotoana
🔹 Mety amin’ny salon, chambre, bureau, na boutique
💰 PRIX: 02👉 8 000 Ar
🚚 Afaka manao livraison izahay (rapide & sécurisé)
📞 Antsoy avy hatrany: 033 04 640 15
⚠️ Stock voafetra – Aza tara fa mety ho lany!
👉 Alefaso message dieny izao, ataovy miavaka ny tranonao!

✨ ATAOVY MAHAFINARITRA NY TRANONAO! ✨Mitady décoration moderne sy manintona ve ianao? Ireo Décoration Murale 3D no vahao...
10/04/2026

✨ ATAOVY MAHAFINARITRA NY TRANONAO! ✨
Mitady décoration moderne sy manintona ve ianao? Ireo Décoration Murale 3D no vahaolana tonga lafatra hanomezana endrika vaovao sy mahafinaritra ny rindrinao! 🏠💫
🔹 Design 3D tena manintona maso
🔹 Mora apetraka, tsy mandany fotoana
🔹 Mety amin’ny salon, chambre, bureau, na boutique
💰 PRIX: 02👉 10 000 Ar
🚚 Afaka manao livraison izahay (rapide & sécurisé)
📞 Antsoy avy hatrany: 033 04 640 15
⚠️ Stock voafetra – Aza tara fa mety ho lany!
👉 Alefaso message dieny izao, ataovy miavaka ny tranonao!

 le monde
05/04/2026

le monde

🔥 STAND SPEAKER-024 🔊👉 Support téléphone + haut-parleur intégré🎵 Te hijery vidéo na hihaino mozika amin’ny feo matanjaka...
04/04/2026

🔥 STAND SPEAKER-024 🔊
👉 Support téléphone + haut-parleur intégré
🎵 Te hijery vidéo na hihaino mozika amin’ny feo matanjaka? Ity no vahaolana!
✅ Batterie: 5000mAh (maharitra ela)
✅ Puissance: 5W (feo mazava sy matanjaka)
✅ Support stable (tsy mihetsika mora)
✅ Design moderne & pratique
💰 PRIX: 20 000 Ar
🚚 Afaka manao livraison
📩 Mandefasa MP na antsoy dieny izao!
⚡ Stock voafetra — aza tara

Address

Ankatso Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-MiCa's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share