21/10/2026
📢📢KIT D'AMORÇAGE AUTOMOBILES & MOTO📢📢
Power bank d'amorçage automobiles sy moto
capacité 99 800 mAh miaraka aminy
⚡ Tsy mandeha tampoka ny fiara? Aza manahy intsony !
Ity Booster de Batterie HIGH-POWER ity dia natao hanampy anao hampandeha indray ny fiara rehefa lany ny batterie. Fitaovana ilaina foana ao anaty fiara! 💪
✅ Démarrage d’urgence – Manampy amin'ny fampandehanana fiara rehefa malemy ny batterie.
✅ Compresseur d’air intégré – Misy pompe à air miaraka amin'ny manomètre.
✅ Lampe LED intégrée – Manampy rehefa maizina na misy vonjy taitra.
✅ Sortie USB – Ahafahana mamahana téléphone sy fitaovana mifanaraka aminy.
✅ Pinces de démarrage – Miaraka amin'ny pince rouge sy noire.
✅ Kit complet – Miaraka amin'ny câble sy accessoires ao anaty mallette.
✅ Facile à transporter – Mora entina sy tehirizina ao anaty fiara.
🚘 Mety ilaina amin'ny :
✔️ Fiara manokana
✔️ Dia lavitra
✔️ Vonjy taitra eny an-dalana
✔️ Fampiasana andavanandro
💼 Mallette de rangement matanjaka sy mora tehirizina, mba hilamina tsara ny accessoires rehetra.
💥Prix : 180.000ar 💥
📍 Magasin : Behoririka, Sirène, Box B9, 1ère étage
📞 Contact : 0340467089
🚚 Livraison disponible à Tana et dans les provinces de Madagascar.