Soledoro

Soledoro Mivarotra sy mamokatra ireo voan- dalana Malagasy sy ireo vokatry ny tantsaha amin' ny kalitao tsara ,voafantina , ary madio.

🌻Ireo karazana lasary afaka jifaina ato aminy soledoro🌻     🥨 Lasary sakoa     🥨 Lasary voamadiro     🥨 Lasary papaye   ...
28/08/2026

🌻Ireo karazana lasary afaka jifaina ato aminy soledoro🌻
🥨 Lasary sakoa
🥨 Lasary voamadiro
🥨 Lasary papaye
🥨 Lasary carotte
Ny prix 15000ar/500gr
Afaka mandefa commande de atao ny livraison anareo tompoko

27/08/2026

Alefao ndray ary ny commande tsika hoany rahampitso e

Ireto ndray ary ny livraison tsika androany e   🌻 Lasary sakoa 14    🌻 Bonbon tamarin 15 Hoanareo ihany koa aza misalasa...
27/08/2026

Ireto ndray ary ny livraison tsika androany e
🌻 Lasary sakoa 14
🌻 Bonbon tamarin 15

Hoanareo ihany koa aza misalasala mandefa commande fa efa betsaka no hafa po

26/08/2026

Alefaso indray ary ny commande tsika hoany rahampitso oo

Bonbon tamarin soledoro 🌻   🥨bonbon artisanal   🥨 80% ny tamarin ao anatiny ary ahitana voniny mihintsy ao anatiny   🥨 3...
26/08/2026

Bonbon tamarin soledoro 🌻
🥨bonbon artisanal
🥨 80% ny tamarin ao anatiny ary ahitana voniny mihintsy ao anatiny
🥨 3000ar ny 100gr na 15 boules eoeo

❌️❌️ Hoan 'izay mbola hivarotra dia prix hafa mihintsy ka afaka miantso na mandefa hafatra eto aminy page

Mbola mandray commande foana amin ilay sakoa soledoro tsika  Efa nilona tsara ,tsy marikivy be intsony   Tsiro voalanjal...
25/08/2026

Mbola mandray commande foana amin ilay sakoa soledoro tsika
Efa nilona tsara ,tsy marikivy be intsony
Tsiro voalanjalanja tsara
Prix 15000ar/ 500gr

Alefao MP ny commande na afaka miantso avy hatrany ny📞 0380512776

24/08/2026

Alefao ndray ary ny commande tsika hoany rahampitso

Sopapa laoka kely androany omena anareo  🌻Fehana poulet de chair miaraka aminy olive soledoro🌻 Ny zavatra ilaina ( raha ...
24/08/2026

Sopapa laoka kely androany omena anareo
🌻Fehana poulet de chair miaraka aminy olive soledoro🌻

Ny zavatra ilaina ( raha sakafo olondroa)
🥨 fehan' akoha 4
🥨olives vertes soledoro 1 bocal
🥨 Carottes 2
🥨 voatabia sy tongolo
🥨 Tahona celeri
🥨Menaka
🥨 Voatabia en boite 1 sotro
Ny fomba fikarakarana azy dia: endasina aminy menaka aloha ny fehan' akoa,rehefa miendiendy dia arotsaka ny voatabia sy tongolo ,avela somary masaka kely zay vo harotsaka ny carottes sy tahona celeri efa voatapatapaka ,avela hisarona kely 3 min zay vo arotsaka ihany koa ny olives sy ny voatabia aminy boite ( fana ozy tsika), atao afo ambany mandritra ny 30 a 40 min .
De vita ,afaka asiana dovay fotsy ihany koa hoan izay tia
Tena tsara fa afaka atao sopapa loaka tsika anio
Ny bocal olives ato aminay 9000ar/ 430gr .
Alefa eto ny commande dia tonga izahay manatitra

🥗 Olives vertes Soledoro🥗          🥨 Tsy mangidy intsony          🥨 Tsy mafaitra           🥨 Ingredients: Carottes, tong...
23/08/2026

🥗 Olives vertes Soledoro🥗
🥨 Tsy mangidy intsony
🥨 Tsy mafaitra
🥨 Ingredients: Carottes, tongolo gasy ,celeri , sakay
🥨 Mbola misy voniny ao anatiny ,saingy efa mora miala satry efa nilona fa ela
Prix 9000ar/430 gr

Antsoy ny laharana 📞 0380512776 aminy commande na afaka mandefa Mp avy hatrany

22/08/2026

Alatsinainy indray isika miverina manao livraison

Address

Ambohijatovo , Fivarotana Boky Box 059
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soledoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share