Yabiaby

Yabiaby Varotra madio sy mahasoa rehetra

03/06/2026

Coucou,
Hisesisesy amin'izay ny arrivage😍 tsika manomboka amin'ny herinandro io fa aza miala lavitra an,
Vidiny mirary hatrany

Iza no omena an'ity ô?☺️Olona 2 no mahazo 🌷 Abonné @ page🌷Mazoto manao partage🌷Mazoto mi-commente ny publication eto @ p...
30/04/2026

Iza no omena an'ity ô?☺️
Olona 2 no mahazo
🌷 Abonné @ page
🌷Mazoto manao partage
🌷Mazoto mi-commente ny publication eto @ pejy

Mifarana ny alarobia @ 5 ora hariva
Ndao ary e🌷🌷🌷🌷🌷🌷

Cliente satisfaite🥰
30/04/2026

Cliente satisfaite🥰

29/04/2026

Midira mp le nilalao JP crédit teo ary ☺️

27/04/2026

JP crédit + opérateur☺️
Izay commentaires 10 be réactions indrindra
Alarobia maraina ny farany
Alefaaaaaa

20/04/2026
Ensemble shein taille L🍀35000 ariaryLivraison offerte☺️
16/04/2026

Ensemble shein taille L
🍀35000 ariary

Livraison offerte☺️

15/04/2026

Salama e,aza hadino mandefa contact sy lieu de livraison ho an'ireo nanao réservation Mbola tsy nandefa an,
Livraison alahady

EeeeeeeeeeeooooooooooLIVRAISON GRATUITE  DAHOLO  ho fanokafana ny pejy🥰Mandefa @ faritra rehetraENSEMBLE 26000 arEo amin...
12/04/2026

Eeeeeeeeeeeoooooooooo
LIVRAISON GRATUITE DAHOLO ho fanokafana ny pejy🥰
Mandefa @ faritra rehetra

ENSEMBLE 26000 ar

Eo amin'ny sary ny détails❌
Livraison alahady sy talata

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yabiaby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share