15/09/2026
β¨ πππ πππππππππ, π
π πππππππ ππ πππππππ ππππππβ¨
Β«βAry Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao.β
β Deoteronomia 31:8Β»
Na dia tsy fantatrao aza izay miandry anao, Jehovah efa mandeha eo alohanao. πβ€οΈ
Tsy irery ianao.
Tsy handao anao Izy.
Tsy hahafoy anao Izy.
Koa aza matahotra ary aza mivadi-po. π
πΏ Matokia anβAndriamanitra, fa Izy no mitarika ny dianao.
π¬ Raha raisinao ho anao ity TeninβAndriamanitra ity, soraty hoe βMISAOTRA TOMPOβ π
π Vakio isanβandro ny TeninβAndriamanitra.