A.J Store

A.J Store All about smartphones: Sales - Repair services - Accessories

Izay mahakasika ny Finday rehetra: Varotra - Fanamboarana - Kojakoja.

Vente de Smartphones & Accessoires - Réparation téléphone

Chargeur Magnetique dispoPrix 25.000ArTsena Alakamisy Anosy (ampitan'ny Senat) 2è Etage Box 153☎️0347806320
14/09/2026

Chargeur Magnetique dispo
Prix 25.000Ar

Tsena Alakamisy Anosy (ampitan'ny Senat) 2è Etage Box 153
☎️0347806320

12/09/2026

Adino ve ny mot de passe?
Nisy nandefa finday avy any ivelany fa misy code?
Aza misalsala manantona anay fa azo vahana tsara izany.

Toerana: Tsena Alakamisy Anosy ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153

 Torohevitra tsotsotra ho an'ny mpampiasa finday Xiaomi rehetra (Mi, Redmi, Poco, ...)Ny Xiaomi dia misy ilay atao hoe C...
11/09/2026


Torohevitra tsotsotra ho an'ny mpampiasa finday Xiaomi rehetra (Mi, Redmi, Poco, ...)

Ny Xiaomi dia misy ilay atao hoe CIT test (Control and Information Tool)

🔥Menu miafina io fa raha tinao hipoitra dia tsindrio ny * #* #6484 #* #* dia mivoaka ho azy toy ny sary ireto🔥

👉Ny ilaina azy: fijerena izay mety ho tsy mandeha rehetra ao (ecran, tactile, speaker, micro, vibration, bluetooth, wifi, sensors, ...) sady famantarana ny mombamomba azy. Azonao ampiasaina koa rehefa mividy finday vaovao.

Andramo dia lazao anay hoe nety ve 😎

Araho tsy tapaka ny pejy fa hanome torohevitra maro ho anao momba ny fampiasana sy fikojakojana finday 😉

🫴Raha misy koa ny amboarina dia aza misalasala miditra Mp na miantso, na manantona mivantana ny toeram-piasana.

📍Tsena Alakamisy Anosy ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153
☎️0347806320

USB Flash DriveDisponible en 16Gb - 32Gb - 64Gb - 128GbTsena Alakamisy Anosy ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153Contact 0...
07/09/2026

USB Flash Drive
Disponible en 16Gb - 32Gb - 64Gb - 128Gb

Tsena Alakamisy Anosy ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153
Contact 0347806320

🔥AUDIO CABLE ADAPTER 2 in 1🔥👉Efa maro no mitady azy ityAdapteur type C - jack na lightning - jack🫴Toerana: Tsena Alakami...
05/09/2026

🔥AUDIO CABLE ADAPTER 2 in 1🔥

👉Efa maro no mitady azy ity
Adapteur type C - jack na lightning - jack

🫴Toerana: Tsena Alakamisy Anosy, 2è Etage Box 153
☎️Contact 0347806320 | 0337134626

Arrivage Cache Ecran Full Glue (écran incurvé)Karazany vitsivitsy: -Oppo Reno 5 Pro-Oppo Reno 6 Pro-Google Pixel 6 Pro-G...
05/09/2026

Arrivage Cache Ecran Full Glue (écran incurvé)

Karazany vitsivitsy:
-Oppo Reno 5 Pro
-Oppo Reno 6 Pro
-Google Pixel 6 Pro
-Google Pixel 7 Pro
-Xiaomi CC9 Pro
-Xiaomi 12T
-Mi 10 Po
-Samsung S8 Plus
-Samsung S9
-Samsung Note 9
-Samsung S10
-Samsung S20
-Samsung S20 Ultra
-Samsung S21 Plus
-Samsung S22 Ultra
-Samsung S23 Ultra
-Motorola G50 5G
-Huawei P30 Pro

Toerana: Tsena Alakamisy Anosy ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153
Contact 0347806320 | 0337134626

Chargeur isankarazany azonao jifaina aty amin'ny A.J Store Misy accessoires maro hafa koa 🔥Midira Mp na miantso mivantan...
03/09/2026

Chargeur isankarazany azonao jifaina aty amin'ny A.J Store
Misy accessoires maro hafa koa 🔥
Midira Mp na miantso mivantana

☎️Contact 0347806320 | 0337134626

👉Tsena Alakamisy Anosy (ampitan'ny Senat) 2è Étage Box 153

📱 FAHADISOANA 5 METY HANIMBA NY FINDAINAO!⚠️❌ Mampiasa chargeur tsy tsara kalitao❌ Mamela ny batterie hidina hatrany ami...
01/09/2026

📱 FAHADISOANA 5 METY HANIMBA NY FINDAINAO!⚠️

❌ Mampiasa chargeur tsy tsara kalitao
❌ Mamela ny batterie hidina hatrany amin’ny 0% matetika
❌ Mampiasa ny téléphone ao anatin’ny hafanana be ☀️
❌ Tsy miraharaha ny vovoka sy loto ao amin’ny port de charge
❌ Mampiasa téléphone tsy misy fiarovana (housse/cache écran) dia miandry fotsiny izay hahasimba azy 😅

💡 Torohevitra kely: Ny finday voakarakara tsara dia mety haharitra ela kokoa ary afaka misoroka fandaniana amin’ny réparation tsy ilaina.

👉 Zarao amin’ny namanao izay manao iray amin’ireo fahadisoana ireo.

🔔 Araho ny pejy A.J Store raha te hahazo torohevitra sy tsotra ary ilaina momba ny fampiasana smartphone! 📱🔥

28/08/2026

📱🔓 SMARTPHONE BLOQUÉ ? A.J STORE EST LÀ !🔥

Nous proposons des services professionnels de décodage & flashage pour smartphones et tablettes de différentes marques. 🛠️⚡

✅ Rapide
✅ Professionnel
✅ Sécurisé

📩 Envoyez-nous le modèle de votre téléphone en message privé !

A.J STORE — Votre smartphone, notre expertise.📱💙

Lieu: Tsena Alakamisy Anosy, 2è Étage Box 153

Contact 0347806320 | 0337134626

Promo Flash ⚡️ Araraoty fa mandalo ihany 🔥55.000Ar daholo ireto ecran manaraka ireto. Montage gratuit • Oppo A72 5G / Op...
25/08/2026

Promo Flash ⚡️ Araraoty fa mandalo ihany 🔥
55.000Ar daholo ireto ecran manaraka ireto. Montage gratuit

• Oppo A72 5G / Oppo A73 5G / Oppo A53 5G / Realme V5 5G / Realme Q2
• Oppo F5
• Realme 6
• Realme 7
• Realme 7i
• Realme C11 2021
• Honor 7X
• Honor Play 3
• Redmi 7 / Redmi 7 Pro
• Redmi 8A
• Redmi Note 10 5G
• Redmi Note 11 5G
• Nokia X6
• One plus N20
• Tecno spark 4
• iPhone 6

*Dispo aussi ecran Google Pixel 7A original

Aza misalsala miantso na miditra MP raha misy ecran ilainao fa mbola misy maro hafa koa.
☎️Contact 0347806320 | 0337134626
🫴Lieu: Tsena Alakamisy Anosy (ampitan'ny Senat, 2è Etage Box 153

Address

Tsena Vaovao Anosy Ampitan'ny Senat, 2e Etage, Box 153
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:45 - 16:30
Tuesday 07:45 - 16:30
Wednesday 07:45 - 16:30
Thursday 07:45 - 16:30
Friday 07:45 - 16:30
Saturday 07:45 - 16:30

Telephone

+261347806320

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.J Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to A.J Store:

Shortcuts

Share