23/07/2026
🏍️ Tsy ny moto no simba tampoka... fa matetika ny tompony no tsy mahatsikaritra ny famantarana.
âť“ Lazao anay:
Inona no olana efa nahazo anao, na tena mahazo anao matetika amin'ny moto-nao?
Ohatra:
🔸 Saro-belomina be isaky ny vao maraina.
🔸 Mora maty kely izay batterie apetaka.
🔸 Mihinana lasantsy be.
🔸 Moteur mafana be.
🔸 Chaîne na pignon mora lany.
🔸 Olana hafa (soraty ao amin'ny commentaire).
đź’¬ Zarao ao amin'ny commentaire ny olana sedrainao. Hamaky ny fanehoan-kevitrareo izahay ary hanome torohevitra maimaim-poana mifanaraka amin'ny olana mpahazo ny moto-nao.
📌 Fepetra tsotra:
✅ Abonné amin'ny pejy.
👍 Asio réaction ity publication ity.
👥 Inviteo ny namanao hanaraka ny pejy.
👉👉 Tsarovy: Ny olana hita sy voavaha ara-potoana dia tsy andaniambola kokoa , tsy andaniana fotoana ary misoroka panne lehibe kokoa.
Tontolon'ny Moto Madagasikara
By Tolotra