13/05/2026
salama daoly tsika ato😊
hialana tsiny indrindra fa nandalo kely ny peji-tsika ka noho izay olana izay de tsy voazara ilay crédit antsika🥺🥺,noho izany dia indro ary olona nahamarina ilay lalao antsika iny,de aoka tonga de mba handefa mp amin'ny pejy😉😉
olona iray iany mo zany no nahamarina ka dia i Frank Rivaldo 😍😍
afaka miditra mp ianao azfdy!!!
❌❌aza manalavitra ny pejy fa efa hoavy @ zay ny article antsika a❌❌