Pejin'ay

Pejin'ay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pejin'ay, Shopping & retail, Antananarivu.

RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.Ireo tokony ho fantatra🇲🇬❤️ 🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone...
18/08/2025

RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.
Ireo tokony ho fantatra🇲🇬❤️

🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone 📱

1- DIENY IZAO :

- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.

- Misy an'io avokoa ny téléphone rehetra 📱

Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)

- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..

2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:

a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]

b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto

Votre nom:_________________________

Adresse:___________________________

Modèle de ttéléphone ______________

Objet:______________________________

Dernier utilisé No. :_________________

E-mail pour la communication: _____

Date manquée: ____________________

Numéro IMEI: _____________________

c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io téléphone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''

d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny téléphone nao.

Mba zarao ary sao mety hanampy ny hafa merci 🙏🇲🇬❤️

Indrana

Abonné ny page 😊

Déstockage botte à seulement 60000ar ariary  💖_🟩  Pointure : 35 et 38 dispo _🟩 Photo réel              Vrai cuir , neuf
17/08/2025

Déstockage botte à seulement 60000ar ariary 💖
_🟩 Pointure : 35 et 38 dispo
_🟩 Photo réel
Vrai cuir , neuf

Seulement à 23 000ar🌻Venez vite🥰
11/06/2025

Seulement à 23 000ar🌻
Venez vite🥰

Ny tsara hatrany 😉 Livraison partout à Madagascar 🏍️
08/06/2025

Ny tsara hatrany 😉

Livraison partout à Madagascar 🏍️

Helloo🌻Ato kely indray lou ny maso 🥰 efa mangatsika ny andro dia efa manomboka ilaina ny bottes      🛵 livraison partout...
07/06/2025

Helloo🌻
Ato kely indray lou ny maso 🥰 efa mangatsika ny andro dia efa manomboka ilaina ny bottes


🛵 livraison partout à Madagascar

Address

Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'ay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share