Anjara Shop: Eto Madagascar Tel:0388623959

Anjara Shop: Eto Madagascar Tel:0388623959 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anjara Shop: Eto Madagascar Tel:0388623959, Shopping & retail, Behoririka, Antananarivu.

12/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Serennah Raÿa, Chrisno Saïd Mahamoudd, Patrick Mwamba, Heliaritiana Marie Ange, Maliki Sankaré, Lingane Hamado, Andraina Maditrako, Abiga Usikia, Hilary Mario

🔥 PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIE GEL BKPEX 12V 100Ah 🔥⚡ Mitady batterie matanjaka, maharitra ary azo itokisana ve ianao? ...
15/08/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIE GEL BKPEX 12V 100Ah 🔥

⚡ Mitady batterie matanjaka, maharitra ary azo itokisana ve ianao? Ity BKPEX 12V 100Ah ity dia safidy tsara ho an'ny installation solaire-nao: haute performance • longue durée de vie • sans entretien • fiable et sécurisée. 🔋

💥 PRIX PROMO : 235.000 Ar IHANY !

✅ Vitsy ny stock disponible
✅ Batterie Gel 12V 100Ah
✅ Mety tsara amin'ny système solaire
✅ Kalitao sy faharetana

🛡️ Garantie 1 an

🚨 AZA MIANDRY HO LANY STOCK !
Raha tena mila batterie matanjaka ianao dia tonga dia commande izao ary ataovy vonona ny installation-nao! 💪☀️

📲 CONTACTEZ-NOUS :
☎️ 0388 623 959 / 0377 836 187

🛒 ANJARA SHOP

☀️ Ny vahaolana solaire ho an'ny herinao sy ny asanao.

🔥 235.000 Ar ihany — aza avela handalo ity prix promo ity! 🔥

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE – KIT SOLAIRE AVEC CONGÉLATEUR 🔥☀️ Leo delestage? Mila congélateur mandeha tsy tapaka ve iana...
15/08/2026

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE – KIT SOLAIRE AVEC CONGÉLATEUR 🔥

☀️ Leo delestage? Mila congélateur mandeha tsy tapaka ve ianao?
Anio, ANJARA SHOP no vahaolana: kit solaire matanjaka, mitsitsy vola ary natao hanampy anao hitahiry entana sy hampitombo ny asa aman-draharaha. ⚡

❄️ CONGÉLATEURS DISPONIBLES :
✅ 100L — 2.150.000 Ar

✅ 170L — 2.460.000 Ar

✅ 230L — 3.150.000 Ar

✅ 280L — 3.880.000 Ar

✅ 350L — 4.130.000 Ar

💥 FA TSY CONGÉLATEUR IHANY!

☀️ Énergie solaire miasa amin’ny masoandro

💰 Mitsitsy vola amin’ny herinaratra

❄️ Mitahiry sy mampangatsiaka tsara ny entana

🔋 Batterie + panneau solaire + régulateur MPPT

🛠️ Installation mora

🛡️ Garantie 2 ans + Service après-vente assuré

🚚 LIVRAISON MANERANA NY FARITRA REHETRA ETO MADAGASIKARA 🇲🇬

💵 PAIEMENT À LA LIVRAISON

⭐ Matériel de qualité — fiable — durable

📲 AZA MIANDRY HO LANY STOCK!
☎️ 0388 623 959 / 0377 836 187

👉 ANJARA SHOP — Vahaolana solaire matihanina ho an'ny asanao.

🔥 Raiso izao ny kit solaire-nao, dia atombohy anio ny fitsitsiana sy ny tombom-barotra!

🔥⚡ PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIES VRAIS GEL ⚡🔥🔋 Mitady batterie tena maharitra sy azo antoka? Tonga amin'ny toerana mety...
09/08/2026

🔥⚡ PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIES VRAIS GEL ⚡🔥

🔋 Mitady batterie tena maharitra sy azo antoka? Tonga amin'ny toerana mety ianao!

Ao amin'ny ÉNERGIE SOLAIRE SUPER BEHORIRIKA dia misy batterie Vrais Gel 100% kalitao avo, natao haharitra sy hanome hery matanjaka ho an'ny kit solaire sy fitaovana maro isan-karazany.

🚀 ROCKET – GARANTIE 1 AN
✅ 12V 70Ah ➜ 270.000 Ar ✅ 12V 100Ah ➜ 445.000 Ar

💚 EYUN POWER – GARANTIE 2 ANS
✅ 12V 45Ah ➜ 215.000 Ar ✅ 12V 55Ah ➜ 285.000 Ar ✅ 12V 75Ah ➜ 375.000 Ar ✅ 12V 100Ah ➜ 515.000 Ar ✅ 12V 150Ah ➜ 855.000 Ar ✅ 12V 200Ah ➜ 1.055.000 Ar

⭐ Antony hisafidianana anay:
✔️ Batterie Vrais Gel kalitao Premium
✔️ Hery matanjaka sy maharitra ela
✔️ Tsy mila entretien
✔️ Mety amin'ny kit solaire, frigo, TV, caméra, pompe à eau, ordinateur sy fitaovana maro hafa
✔️ Garantie ofisialy hatramin'ny 2 taona

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara 👨‍🔧 Service après-vente matihanina

📍 ÉNERGIE SOLAIRE SUPER BEHORIRIKA

📞 038 86 239 59 📞 037 78 361 87

⚠️ Stock voafetra! Aza miandry ho lany vao hanenina. Antsoy dieny izao, ary raiso ny batterie Vrais Gel kalitao amin'ny vidiny promotion! 🔋🔥

☀️🔥 ARRIVAGE VAOVAO – PROMOTION KIT SOLAIRE COMPLET BATTERIE VRAIS GEL 🔥☀️⚡ Mitady herinaratra matanjaka sy maharitra ve...
09/08/2026

☀️🔥 ARRIVAGE VAOVAO – PROMOTION KIT SOLAIRE COMPLET BATTERIE VRAIS GEL 🔥☀️

⚡ Mitady herinaratra matanjaka sy maharitra ve ianao?
Aza mandany vola amin'ny fahatapahan-jiro intsony! Safidio ny Kit Solaire Complet Batterie Vrais Gel izay efa vonona hampiasaina, kalitao avo, ary natao haharitra ela.

✅ Mety ho an'ny:
🏠 Trano fonenana
🏪 Magasin
🏢 Birao
🌾 Ambanivohitra
🐔 Fiompiana
📹 Caméra de surveillance
📦 KIT 9 AU CHOIX

🔹 KIT N°1 – 355.000 Ar
Panneau 60W
Batterie Gel 36Ah
Convertisseur 300W
Régulateur 10A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°2 – 545.000 Ar
Panneau 100W
Batterie Gel 55Ah
Convertisseur 500W
Régulateur 10A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°3 – 765.000 Ar
Panneau 150W
Batterie Gel 100Ah
Convertisseur 1000W
Régulateur 20A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°4 – 1.035.000 Ar
Panneau 200W
Batterie Gel 120Ah
Convertisseur 1500W
Régulateur 30A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°5 – 1.585.000 Ar
Panneau 250W
Batterie Gel 150Ah
Convertisseur 2000W
Régulateur 30A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°6 – 2.175.000 Ar
Panneau 300W
Batterie Gel 200Ah
Convertisseur 2500W
Régulateur 40A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°7 – 3.850.000 Ar
2 × Panneaux 200W
2 × Batteries Gel 120Ah
Convertisseur 3000W
Régulateur 50A
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°8 – 6.950.000 Ar
4 × Panneaux 250W
4 × Batteries Gel 150Ah
Convertisseur 3000W – 24V
Fil solaire 10m

🔹 KIT N°9 – 9.985.000 Ar
4 × Panneaux 300W
4 × Batteries Gel 200Ah
Convertisseur 3500W – 24V
Fil solaire 10m

🎁 Tombony azonao: ✅ Batterie Vrais Gel kalitao avo
✅ Mitsitsy vola sy maharitra ela
✅ Installation mora
✅ Garantie sy Service Après-Vente
✅ Livraison manerana an'i Madagasikara

📞 Commande & Informations : 038 86 239 59 037 78 361 87

📍 Énergie Solaire Super – Behoririka

⚡ Aza miandry ho tratran'ny fahatapahan-jiro!

Vidiny mirary • Kalitao azo antoka • Stock voafetra. Antsoy dieny izao ary ankafizo ny herin'ny masoandro 24h/24!

🔥 PROMOTION SPÉCIALE – KIT SOLAIRE BATTERIE VRAIS LITHIUM 🔥☀️ Herinaratra matanjaka 24h/24, kalitao azo antoka!✅ Batteri...
09/08/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE – KIT SOLAIRE BATTERIE VRAIS LITHIUM 🔥

☀️ Herinaratra matanjaka 24h/24, kalitao azo antoka!
✅ Batterie Vrais Lithium maharitra ela
✅ Kit solaire feno, vonona hampiasaina
✅ Mahazaka TV, Frigo, Décodeur, Pompe à eau, Caméra, Ampli ary fitaovana maro hafa.

💰 Vidiny manomboka 1.260.000 Ar ka hatramin'ny 6.915.000 Ar

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara

🛡️ Garantie & Service Après-Vente

📍 ANJARA SHOP 📞 038 86 239 59 / 037 78 361 87

⚡ Aza miandry ny fahatapahan-jiro! Ataovy anio ny commande-nao ary ankafizo ny herin'ny masoandro isan'andro!

🔥⚡ PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIES VRAIS LITHIUM ⚡🔥🔋 Ny herinaratra azo antoka dia manomboka amin'ny batterie kalitao!Mit...
09/08/2026

🔥⚡ PROMOTION SPÉCIALE – BATTERIES VRAIS LITHIUM ⚡🔥

🔋 Ny herinaratra azo antoka dia manomboka amin'ny batterie kalitao!
Mitady batterie Lithium LiFePO₄ tena maharitra, mahery ary tsy mila entretien? ÉNERGIE SOLAIRE SUPER BEHORIRIKA no vahaolana azo itokisana!

✅ Kalitao Premium ✅ Haingam-pamenoana ✅ Maharitra ela kokoa noho ny batterie mahazatra ✅ Tsy mila entretien ✅ Mitsitsy vola sy angovo ✅ Mety amin'ny Kit Solaire, Trano, Birao, Frigo, TV, Pompe à eau, Caméra, Ordinateur sy fitaovana maro hafa.

💥 PRIX PROMOTION

🔹 BATTERIE LITHIUM 12V
🔋 70Ah ➜ 635.000 Ar 🔋 100Ah ➜ 720.000 Ar 🔋 120Ah ➜ 815.000 Ar 🔋 150Ah ➜ 955.000 Ar 🔋 200Ah ➜ 1.245.000 Ar

🔹 BATTERIE LITHIUM 24V
🔋 100Ah ➜ 1.195.000 Ar 🔋 150Ah ➜ 1.750.000 Ar 🔋 200Ah ➜ 2.395.000 Ar 🔋 300Ah ➜ 3.450.000 Ar 🔋 350Ah ➜ 3.850.000 Ar

🛡️ Garantie • Kalitao voasedra • Service après-vente matihanina 🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara

⚠️ Stock voafetra! Aza miandry ho lany vao hividy. Raiso izao ny batterie Lithium kalitao Premium mba hahazoanao herinaratra azo antoka 24h/24.

📍 ÉNERGIE SOLAIRE SUPER BEHORIRIKA
📞 038 86 239 59 📞 037 78 361 87

⚡ ÉNERGIE SOLAIRE SUPER BEHORIRIKA – Kalitao no antoka, fahafaham-po no tanjona.

Address

Behoririka
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjara Shop: Eto Madagascar Tel:0388623959 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share