Vahaolana électrique II

Vahaolana électrique II Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vahaolana électrique II, Shopping & retail, Ankadifotsy shell, Antananarivu.
(1)

🔥 Fatana plaque simple feu blanc  🔥🔥 ARRIVAGE – FATANA PLAQUE SIMPLE FEU 🔥🍳 Mitady fatana simple, pratique ary mora ampi...
12/09/2026

🔥 Fatana plaque simple feu blanc 🔥

🔥 ARRIVAGE – FATANA PLAQUE SIMPLE FEU 🔥
🍳 Mitady fatana simple, pratique ary mora ampiasaina ve ianao? Ity ilay Starlux Hot Plate 5702 💯✨
✅ Simple feu – mety tsara amin’ny fampiasana andavanandro
⚡ Puissance 1000W –(Ny consommation dia 1000W/H ny courant laniny)
🏠 Compact & pratique –
👌 Mora ampiasaina – mety amin’ny trano, bureau, boutique, sns.
💪 Kalitao tsara & mateza
✅ Fatana plaque dia fatana spécial famanana sakafo fa Raha tena hahandro sakafo mintsy dia Spirale no tsara kokoa.
🛡️ Garantie 1 MOIS
🚚 Afaka manao livraison
📍 Toerana : Ankadifotsy
💰 PRIX : 40.000 Ar ihany 🔥🔥
📞 Ity ny contact’anay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
🔥 Mora ny prix, aza miandry ela fa mety ho lany!
👉 Commande-nao dieny izao 📲❤️

💳 Prix : 40 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Fatana Spirale simple feu blanc  🔥🔥🍳 ARRIVAGE – FATANA SPIRALE SIMPLE FEU 🍳🔥Mitady fatana électrique tsotra, pratique ...
12/09/2026

🔥 Fatana Spirale simple feu blanc 🔥

🔥🍳 ARRIVAGE – FATANA SPIRALE SIMPLE FEU 🍳🔥
Mitady fatana électrique tsotra, pratique ary mora ampiasaina ve ianao? 😍 Ity ilay Hot Plate – Fatana Spirale Simple Feu, mety tsara ho an'ny fampiasana andavanandro. 👌✨
✅ 🔥 Spirale chauffante – mahamay tsara
✅ ⚡ Mora ampiasaina – branchez dia vonona hampiasaina
✅ Puissance 1000W (Ny consommation dia 1000W/H ny laniny amin'ny courant)
✅ 🍲 Mety handrahoana sakafo isan-karazany
✅ 🏠 Idéal ho an'ny trano, chambre, bureau na toerana kely
✅ 🎛️ Réglage de température arakaraka ny filàna
✅ 🧼 Mora diovina sy mora karakaraina
✅ 💰 Vidiny tena accessible: 35.000 Ar ihany! 🔥
🚚 Afaka manao LIVRAISON
📍 Toerana: Ankadifotsy
🛡️ Garantie 1 MOIS
📞 Ity ny contact'anay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
👉 Aza miandry ela fa mety ho lany haingana ny stock! 😍🔥

💳 Prix : 35 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Station Air chaud  🔥🔥🔥 ARRIVAGE STATION AIR CHAUD 2 EN 1 PROFESSIONNEL 🔥🔥🛠️ Mitady fitaovana matihanina ho an'ny répar...
11/09/2026

🔥 Station Air chaud 🔥

🔥🔥 ARRIVAGE STATION AIR CHAUD 2 EN 1 PROFESSIONNEL 🔥🔥
🛠️ Mitady fitaovana matihanina ho an'ny réparation, soudure ary maintenance électronique ve ianao ? 😍
Ity ilay Station Air Chaud 8586 2 en 1 izay manambatra Fer à souder + Air chaud ao anaty fitaovana iray, natao hanamora ny asanao sy hanome résultat tsara. 💯
✅ Fonction 2 en 1 :
🔥 Air chaud ho an'ny dessoudage, circuit électronique, composants SMD...
🔧 Fer à souder ho an'ny soudure précise sy madio
⭐ Caractéristiques :
✔️ Température réglable 🔥
✔️ Flux d'air réglable 💨
✔️ Affichage digital mazava 📟
✔️ Haute précision ho an'ny travail professionnel ⚙️
✔️ Avec 3 têtes fer à chaud : 3mm / 5mm / 8mm
💼 Mety tsara ho an'ny :
📱 Réparation téléphone
💻 Carte électronique
🔌 Maintenance appareil électronique
🛠️ Atelier professionnel na fampiasana an-trano
💰 Prix spécial : 350.000 Ar 🔥🔥
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
📍 Toerana : Ankadifotsy
🚚 Afaka manao livraison
📞 Ity ny contact'anay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27

💳 Prix : 350 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 13piece  🔥🍳🔥 ARRIVAGE ENSEMBLE DE CUISINE 13 PIÈCES ROYAL MARK 🔥🍳😍 Ity indray ilay kit complet efa nandrasan’ny maro e...
11/09/2026

🔥 13piece 🔥

🍳🔥 ARRIVAGE ENSEMBLE DE CUISINE 13 PIÈCES ROYAL MARK 🔥🍳
😍 Ity indray ilay kit complet efa nandrasan’ny maro eee !
Mitady fitaovana an-dakozia tsara nefa mora ve ianao !😊
Ity indray Ilay antsoina hoe : 13piece. mateza ary manamora ny nahandronao ity. lasa petit chef mintsy ianao 👌
Ity no safidy mety indrindra ho an’ny tokantrano rehetra 🏠✨
✅ Ahitana :
🍳 Poêle
🥘 Vilany misy sarony
🍲 Casseroles maromaro
🥄 Ustensiles 6 isa
➡️ Fitaovana feno 13 pièces vonona ampiasaina
⭐ Tombony :
✔️ Tsy miraikitra ny sakafo (anti-adhésif)
✔️ Mora sasana sy diovina
✔️ Mafy sy mateza, natao haharitra ela
✔️ Endrika moderne manatsara ny lakozianao 😍
💥 Vidiny : 80.000 Ar fotsiny 💥
🔥 Aza miandry fa kely ny stock ary tena mety amin’ny nahandro andavanandronao 👌
📍 Toerana : Ankadifotsy
🚚 Afaka manao livraison
📞 Ity ny contact’anay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
✨ Entana tsara kalitao, vidiny mora, mpivarotra azo antoka hatrany 🛒

💳 Prix : 80 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Tondeuse daling complet  🔥✂️🔥 ARRIVAGE TONDEUSE DALING DL-9308 COMPLET PROFESSIONNEL 🔥✂️💈 Mitady tondeuse matihanina, ...
11/09/2026

🔥 Tondeuse daling complet 🔥

✂️🔥 ARRIVAGE TONDEUSE DALING DL-9308 COMPLET PROFESSIONNEL 🔥✂️

💈 Mitady tondeuse matihanina, matanjaka ary mora ampiasaina ve ianao ? Ity ilay kit complet DALING DL-9308 natao ho an'ny coiffeur sy fampiasana an-trano.

✅ Lames en acier inoxydable kalitao avo lenta ✨
✅ Affichage digital LED 🔋
✅ Batterie rechargeable longue durée (Autonomie 3h) ⚡
✅ Sabots de coupe maro ho an'ny style rehetra 💇‍♂️
✅ Tondeuse + précision + rasoir (3 en 1) 🔥
✅ Design élégant, solide ary mora ampiasaina 👌

💯 Kalitao tsara, performance avo lenta, ary tena complète.
👉 Safidy mety ho an'ny professionnel sy particulier.

💰 Vidiny : 180.000 Ar
🛡️ Garantie 1 MOIS
🚚 Afaka manao livraison
📍 Toerana : Lil’Optique Ankadifotsy

📞 Ity ny contact’anay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27

🔥 Aza tara fa limité ny stock ! Manararaotra dieny izao eee 😉

💳 Prix : 180 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Tondeuse daling STYLE AMÉRICAIN  🔥✂️🔥 TONDEUSE DALING PROFESSIONNELLE –STYLE AMÉRICAIN 🔥✂️💈Mitady Tondeuse tena mahafa...
10/09/2026

🔥 Tondeuse daling STYLE AMÉRICAIN 🔥

✂️🔥 TONDEUSE DALING PROFESSIONNELLE –STYLE AMÉRICAIN 🔥✂️

💈Mitady Tondeuse tena mahafa-po vé ianao ?ity no vahaolana 👇👇👇
Tondeuse DALING Super Trim 💎. Natao ho an’ny mpanao coiffure sy ny coiffeur na barber shop reny sy ireo olona tia mikarakara volo sy volombava ao an-trano. ⚡

✨ Ny mampiavaka azy :
✅ 🔋 Batterie Lithium 1800mAh – maharitra ampiasaina
✅ ⚡ Moteur en qualité, mahazaka asa maro
✅ 🔥 Afaka miasa hatramin’ny 240 minitra
✅ 🪒 Lames précises ho an’ny coupe tena madio
✅ 🛡️ Miaro amin’ny hafanana be loatra(efa misy protection)
✅ 📱 Écran digital hijerena ny batterie
✅ 🎒 Misy sabot maro miaraka aminy ho an’ny halavan-volo samihafa
💎 Tena mety ho an’ny salon de coiffure sy coiffeur na fampiasana andavanandro ao an-trano.
✨ Tondeuse matanjaka, azo itokisana ary mora ampiasaina !
💰 VIDINY : 80.000 Ar fotsiny 🔥
🚚 Manao livraison izahay Ary mandefa amin'ny faritra
📍 Toerana : Ankadifotsy
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
📞 Mifandraisa aminay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27

💳 Prix : 80 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Tondeuse daling Barber shop noir  🔥✂️🔥 TONDEUSE DALING PROFESSIONNELLE –STYLE BARBER NOIR 🔥✂️💈Mitady Tondeuse tena mah...
10/09/2026

🔥 Tondeuse daling Barber shop noir 🔥

✂️🔥 TONDEUSE DALING PROFESSIONNELLE –STYLE BARBER NOIR 🔥✂️

💈Mitady Tondeuse tena mahafa-po vé ianao ?ity no vahaolana 👇👇👇
Tondeuse DALING Super Trim 💎. Natao ho an’ny mpanao coiffure sy ny coiffeur na barber shop reny sy ireo olona tia mikarakara volo sy volombava ao an-trano. ⚡

✨ Ny mampiavaka azy :
✅ 🔋 Batterie Lithium 1800mAh – maharitra ampiasaina
✅ ⚡ Moteur en qualité, mahazaka asa maro
✅ 🔥 Afaka miasa hatramin’ny 240 minitra
✅ 🪒 Lames précises ho an’ny coupe tena madio
✅ 🛡️ Miaro amin’ny hafanana be loatra(efa misy protection)
✅ 📱 Écran digital hijerena ny batterie
✅ 🎒 Misy sabot maro miaraka aminy ho an’ny halavan-volo samihafa
💎 Tena mety ho an’ny salon de coiffure sy coiffeur na fampiasana andavanandro ao an-trano.
✨ Tondeuse matanjaka, azo itokisana ary mora ampiasaina !
💰 VIDINY : 80.000 Ar fotsiny 🔥
🚚 Manao livraison izahay Ary mandefa amin'ny faritra
📍 Toerana : Ankadifotsy
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
📞 Mifandraisa aminay :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27

💳 Prix : 80 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Pistolet à colle bougie GM  🔥🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE GM 🔥🔴✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨🛠️...
10/09/2026

🔥 Pistolet à colle bougie GM 🔥

🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE GM 🔥🔴
✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨
🛠️ Mitady pistolet à colle matanjaka, mora ampiasaina ary maharitra ve ianao ?

✅ ⚡ Chauffe rapide : mafana haingana, tsy mandany fotoana
✅ 🔥 Buse métallique anti-brûlure : fiarovana tsara kokoa rehefa mampiasa azy
✅ 👍 Gâchette facile à presser : mora tsindriana, tsy mandreraka tanana
✅ 💯 Solide & durable : natao haharitra ela
💡 Azo ampiasaina amin’ny :
🌸 Décoration (haingo)
🏠 Asa an-trano
🔧 Bricolage sy réparation
📦 Artisanat sy famoronana zavatra maro
💰 Vidiny : 25.000 Ar fotsiny 🔥
Lehibe kokoa Raha mitaha amin'ny PM
Tena mora ampiasaina satria lehibe.
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
🚚 Afaka manao livraison 🛵Mandefa amin'ny faritra
📍 Toerana : Ankadifotsy
📞 Contact :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
⭐ Kalitao tsara, vidiny mora!
🔥 Aza miandry ela fa mety ho lany stock ! 🔥


💳 Prix : 25 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Pistolet à colle bougie GM 🔥🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE GM 🔥🔴✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨🛠️ ...
10/09/2026

🔥 Pistolet à colle bougie GM 🔥

🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE GM 🔥🔴
✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨
🛠️ Mitady pistolet à colle matanjaka, mora ampiasaina ary maharitra ve ianao ?
✅ ⚡ Chauffe rapide : mafana haingana, tsy mandany fotoana
✅ 🔥 Buse métallique anti-brûlure : fiarovana tsara kokoa rehefa mampiasa azy
✅ 👍 Gâchette facile à presser : mora tsindriana, tsy mandreraka tanana
✅ 💯 Solide & durable : natao haharitra ela
💡 Azo ampiasaina amin’ny :
🌸 Décoration (haingo)
🏠 Asa an-trano
🔧 Bricolage sy réparation
📦 Artisanat sy famoronana zavatra maro
💰 Vidiny : 25.000 Ar fotsiny 🔥
Lehibe kokoa Raha mitaha amin'ny PM
Tena mora ampiasaina satria lehibe.
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
🚚 Afaka manao livraison 🛵Mandefa amin'ny faritra
📍 Toerana : Ankadifotsy
📞 Contact :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
⭐ Kalitao tsara, vidiny mora!
🔥 Aza miandry ela fa mety ho lany stock ! 🔥


💳 Prix : 20 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

🔥 Pistolet à colle bougie PM  🔥🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE PM 🔥🔴✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨🛠️...
10/09/2026

🔥 Pistolet à colle bougie PM 🔥

🔴🔥 ARRIVAGE PISTOLET À COLLE PM 🔥🔴
✨ Ilay fitaovana ilaina amin’ny bricolage rehetra ! ✨
🛠️ Mitady pistolet à colle matanjaka, mora ampiasaina ary maharitra ve ianao ?
Ity ny Pistolet à Colle PM Hot Melt Glue Gun 💪, mety tsara ho an’ny asa maro samihafa.
✅ ⚡ Chauffe rapide : mafana haingana, tsy mandany fotoana
✅ 🔥 Buse métallique anti-brûlure : fiarovana tsara kokoa rehefa mampiasa azy
✅ 👍 Gâchette facile à presser : mora tsindriana, tsy mandreraka tanana
✅ 💯 Solide & durable : natao haharitra ela
💡 Azo ampiasaina amin’ny :
🌸 Décoration (haingo)
🏠 Asa an-trano
🔧 Bricolage sy réparation
📦 Artisanat sy famoronana zavatra maro
💰 Vidiny : 20.000 Ar fotsiny 🔥
🛡️ Garantie 1 MOIS ✅
🚚 Afaka manao livraison 🛵Mandefa amin'ny faritra
📍 Toerana : Ankadifotsy
📞 Contact :
☎️ 033 96 211 67
☎️ 038 23 195 27
⭐ Kalitao tsara, vidiny mora!
🔥 Aza miandry ela fa mety ho lany stock ! 🔥


💳 Prix : 20 000 Ar

👇 Envoyez-nous un message privé ou commentez !

Address

Ankadifotsy Shell
Antananarivu

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahaolana électrique II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share