Ferdinand Nantenaina

Ferdinand Nantenaina ๐…๐„๐‘๐ƒ๐ˆ๐๐€๐๐ƒ ๐๐€๐๐“๐„๐๐€๐ˆ๐๐€

13/08/2026

Luminositรฉ 80%
Volume 1%
Qualitรฉ Full HD๐Ÿ“ท
โŒ FaTsy 3GP

Mafy be le isa farany  eo ampamaranana iny๐Ÿ‹๏ธ hika farany de  K.O๐Ÿ˜ณle objectif koa efa ambony be๐ŸคฏFa ataovy foana aloha fa ...
12/08/2026

Mafy be le isa farany eo ampamaranana iny๐Ÿ‹๏ธ hika farany de K.O๐Ÿ˜ณ
le objectif koa efa ambony be๐Ÿคฏ
Fa ataovy foana aloha fa raha tsy sandry io de saina Muscle& Fitness Gym World Gym International

Fomba gasy tsita ze naharatsy azy
08/08/2026

Fomba gasy tsita ze naharatsy azy

Sary voatahiry t@1958 Talohany nahazoana ny fahaleovantena ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
05/08/2026

Sary voatahiry t@1958 Talohany nahazoana ny fahaleovantena ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

30/07/2026

๐Ÿ”‹ DELร‰STAZY VE ? TSY OLANA INTSONY ZANY ! ๐Ÿ”‹โšก๏ธ

๐Ÿ˜ฉ Lany batterie tampoka?
โŒ Tsy misy courant?
โŒ Tsy manana chargeur?

๐Ÿ”ฅ TONGA NY VAHAOLANA! ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ’ฏ ๐Ÿ“ฑ Tรฉlรฉphone VRAI QUALITร‰
โœ… Batterie maharitra be
โœ… Tsy mILA mividy chargeur intsony
โœ… Matanjaka, azo itokisana
โœ… Ary tena mahatsara azy dia izy Mi-charge

๐Ÿ’ฅ ๐“๐ฒ ๐ฅ๐ž ๐ฉ๐ก๐จ๐ง๐ž ๐ฏ๐ซ๐š๐ข ๐๐ฎ๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐žฬ
๐Œ๐จ๐ซ๐š ๐ง๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐š๐ฌ๐ฌ๐ฎ๐ซ๐žฬ ๐Ÿ“ฑ

๐Ÿšจ โš ๏ธ STOCK TENA VOAFETRA!
โณ Aza miandry ho lany vao hanenina!

๐Ÿ“ฉ Alefaso avy hatrany eo hoe:"PRIX" raha hanjifa ianao ๐Ÿ“ฒ๐Ÿ”ฅ

27/07/2026

Mahay oa ny zaza malagasyโ˜บ๏ธ
Tena ataony mintsy
Asio ecouteur tsara rehefa miheno azy !
Mba manao ahoana ny bandy kely any aminareo any??!

Ny tafio-drivotra eo amin'ny fiainana dia tsy tonga mba handrava antsika,, fa matetika tonga mba hanangana antsika ho ol...
19/07/2026

Ny tafio-drivotra eo amin'ny fiainana dia tsy tonga mba handrava antsika,, fa matetika tonga mba hanangana antsika ho olona matanjaka kokoa.

Ny olana sy ny fitsapana rehetra lalovantsika dia toy ny sekoly mampianatra antsika hiomana amin'ny dingana lehibe kokoa amin'ny ho avy.

Tsy fahendrena ny maniry rahampitso mamirapiratra nefa tsy manaiky mandalo ny fiomanana anio, satria ny fahombiazana rehetra dia miainga amin'ny fanomanana tsara.

Rehefa mandalo fahasahiranana ny olona dia mianatra faharetana, fahendrena, fahaizana mandray fanapahan-kevitra ary herim-po hiatrehana izay mbola ho avy.

Izany no mahatonga ny olana tsy ho fahavalo foana, fa fitaovana hanefena sy hanamafisana ny toetrantsika. Koa izay olona vonona hianatra amin'ny zava-tsarotra, sahy hiatrika ny fanamby ary manomana tsara ny tenany, dia tsy very na dia sendra fahadisoam-panantenana aza.

Cรฉlรฉbrez-le, bรฉnissez ez son nom๐Ÿ’•๐Ÿฅฐ
14/07/2026

Cรฉlรฉbrez-le, bรฉnissez ez son nom๐Ÿ’•๐Ÿฅฐ

Andriamanitra dia manana drafitra sy rafitra mazava ho an'ny fiainan'ny tsirairay Isika olombelona dia afaka mamaritra i...
07/07/2026

Andriamanitra dia manana drafitra sy rafitra mazava ho an'ny fiainan'ny tsirairay
Isika olombelona dia afaka mamaritra izay irintsika sy izay tanjona tiantsika hotratrarina, kanefa Andriamanitra no tompon'ny fotoana sy mpanatanteraka ny fikasany.

Ny sitrapony dia maharitra ary tsy misy mahasakana izany.

Misy fotoana reraka isika ka te hijanona. Misy fotoana kivy sy malahelo ka toa tsy te hanohy intsony. Fa rehefa mibanjina ny hoavy sy ny fampanantenan'Andriamanitra isika, dia mahazo hery vaovao hanohy ny dia.

Ny fahasahiranana anio dia tsy mamaritra ny fiafaran'ny tantaranao.

Mety misy olona manenjika anao, mitsikera anao, na tsy maniry ny hahitanao fahombiazana.

Maro ireo efa niezaka nanakana ny dianao. Kanefa lehibe lavitra noho izy rehetra ny Andriamanitra mpiaro anao. Fantany ny ranomasonao sy ny fijaliana nolalovanao.

Ary ireny zava-tsarotra ireny no ampiasainy hanomanana anao ho amin'ny hoavy mamirapiratra.

Koa aza kivy. Tohizo ny lalanao. Indray andro any, rehefa tonga amin'izay toerana nokasain'Andriamanitra ho anao ianao, dia ho lasa fahatsiarovana sisa ny fijaliana sy ny fanakanana rehetra nolalovanao.

Ny fahatokianao an'Andriamanitra no hitondra anao ho amin'ny fandresena.

Address

Ivory
Antsirabe Afovoany

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferdinand Nantenaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share