Pause Goûter

Pause Goûter Diverses goûters sucrés et salés à emporter ou sur place ou sur commande

Akory aby eFanehoana an-tsary ireo sakafo atoandro.Ankoatra ny menu a la carte dia misy ihany koa ny plat du jour malaga...
23/11/2021

Akory aby e
Fanehoana an-tsary ireo sakafo atoandro.
Ankoatra ny menu a la carte dia misy ihany koa ny plat du jour malagasy.
Misokatra ny
-Alatsinainy hatramin'ny zoma : 09 ora - 06ora hariva
-Sabotsy : 11 ora - 07 ora hariva

Akory aby eAiza indray ny anao gouter androany hariva?  Hoento aty amin'ny pause Pause Gouter ny akizy dada sy neny a,  ...
17/11/2021

Akory aby e
Aiza indray ny anao gouter androany hariva? Hoento aty amin'ny pause Pause Gouter ny akizy dada sy neny a, fa misy tolotra ho an'ny rehetra ihany koa an❤
Frite nature: 1 000ar
Frite au fromage : 1 500ar
Frite au steak: 2 000ar
Banana cake au pépite de chocolat
Ny katsaka au coco izay tsy hafoizanareo anay tsy adino sy ny maro hafa.

Miarahaba eFotoana ny gouter izao e? Andao anao pause kely isika ary e,  miaraka amin'ireto karazana gouter ireto e. Feu...
16/11/2021

Miarahaba e
Fotoana ny gouter izao e?
Andao anao pause kely isika ary e, miaraka amin'ireto karazana gouter ireto e.
Feuilleté au viande sy au fromage, ny karazana achard ary ny jus de carotte ampiarahina aminy tsy adino an.
Ety miaramasoandro vatofotsy anelanelan'ny essva sy vahatra.

Miarahaba eGouter d'anniversaire nokarakaraina tato amin'ny Pause Gouter
25/10/2021

Miarahaba e
Gouter d'anniversaire nokarakaraina tato amin'ny Pause Gouter

02/08/2021

Fermeture du Pause Goûter le lundi 02 et mardi 03 août 2021. Réouverture le mercredi 04 août 2021.

26/05/2021

Mamay tsara ny Katsaka au coco ato amin'ny Pause Gouter.
Misy koa androany ny :

- Spaghetti aux fromages
- Croque Mr
- Flan et yaourt.
- Boisson chaude; ao anatin'izay ny café Longrich izay mahasalama tokoa.

Prix de fourchette du jour : 200 - 1500 AR

Address

1120 A 473 Miaramasoandro
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 14:00
Tuesday 09:00 - 14:00
Wednesday 09:00 - 14:00
Thursday 09:00 - 14:00
Friday 09:00 - 14:00

Telephone

+261334154342

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pause Goûter posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share