Tsena Mixte 261

Tsena Mixte 261 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Mixte 261, Shopping & retail, Antsirabe.

❌❌Hello☺️ efa manomboka mafana zao ny andro dia ity ny solution ho anareo ar e🥰Ho anareo mbola ivarotra mety bé io 👍mana...
31/07/2026

❌❌Hello☺️ efa manomboka mafana zao ny andro dia ity ny solution ho anareo ar e🥰
Ho anareo mbola ivarotra mety bé io 👍
manaova finaritra ary e😍
abonnéo ny pejy tsika 🙏

❌❌❌recette pâte tacos matsiro kely ty maman hoan'ny akizy @ zao fotoana ny vacances zao🥰Tsy voatery mividy vô mihinana t...
30/07/2026

❌❌❌recette pâte tacos matsiro kely ty maman hoan'ny akizy @ zao fotoana ny vacances zao🥰
Tsy voatery mividy vô mihinana tsara 🤣❤️

recette TsaTsiou 😋🥰
29/07/2026

recette TsaTsiou 😋🥰

Rehefa tsy tia anao ny namanao na ny olotinao dia avelao izy ho any,aza rarahina 😊‎Fa tiavo ny tenanao❤️,enao ihany ny m...
11/05/2026

Rehefa tsy tia anao ny namanao na ny olotinao dia avelao izy ho any,aza rarahina 😊
‎Fa tiavo ny tenanao❤️,enao ihany ny meilleur amie tsy mamitaka anao🥰
‎Enao ihany no tena tia an'ny tenanao,tsy mandiso fanatenanao😉
‎Aza mihaino vavan'oln fa ataovy ze mahafalifaly ny tenanao 🥰

‎Zah manokana zao tena babo ❤️

🟢𝗡𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗴𝗮𝘁𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗱𝘆 𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗮.6 andro alohan'ny fangataham-bady dia ...
27/03/2026

🟢𝗡𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗴𝗮𝘁𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗱𝘆 𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗮.

6 andro alohan'ny fangataham-bady dia nodomin'ny fiara teny Analamahitsy i Tahina.
Naratra mafy izy ary nisy tapaka ny taolana tamin'ny tongony.
Nanam-pakevitra ny hanohy ny fangataham-bady izy sy ny fianakaviany ary tonga dia natao ny fisoratam-panambadiana na dia teo aza izany tsy fahasalamany izany. Niala avy any Tsimbazaza nangataka ny andefomandriny tany Fihaonana Mahitsy, na dia sahirana nandeha aza izy.

©️ Aina Michel Photographe

❤️FITIAVANA DAHOLY ZANY ❤️

VAOVAO AVY ANY IVELANY🚨VOASAMBOTRA OMALY ALAROBIA TAO PARIS i Maître Gims na Gandhi Djuna‼️▫️Omaly Alarobia, vantany vao...
26/03/2026

VAOVAO AVY ANY IVELANY

🚨VOASAMBOTRA OMALY ALAROBIA
TAO PARIS i Maître Gims
na Gandhi Djuna‼️

▫️Omaly Alarobia,
vantany vao tonga tao amin’ny seranam-piaramanidina Paris-Charles-de-Gaulle, ao Frantsa ny mpanakanto Frantsay fanta-daza Maître Gims
dia nosamborina avy hatrany.

👉 Voarohirohy amina resaka famotsiam-bola sy fanodikodinana hetra,
amin’ny alalan’ny orinasa maro any ivelany izy ary miray petsapetsa amina jiolahy.

▫️ Misokatra ihany koa ny fanadihadiana azy mikasika ny tetikasa lehibe, fanorenana trano lafo vidy any Marrakech , mitondra ny anarana Sunset Village Private Residences,
izay voalaza fa hiandraiketany.

👉 Tao aorian'ny fisamborana azy dia voatazona eny anivon’ny mpitandro filaminana i Gims amin’izao fotoana.

Ⓜ️Nana Rabe

Sary indrana

04/03/2026

🥹😭

04/03/2026

Anaovy zava-baovao ny fiainako Jesosy 🙏🥰

✨ Style kely fa classe be 😍Raha tianao ny fashion ankizy milay sy madio,👉 Araho ny pejy dia aza adino ny manasa namana ❤...
21/02/2026

✨ Style kely fa classe be 😍
Raha tianao ny fashion ankizy milay sy madio,
👉 Araho ny pejy dia aza adino ny manasa namana ❤️

✨🖤 Style kely fa tena milay!Tsy mila be dia be vao misongadina 😉Raha tianao ny fashion ho an’ny ankizy, araho ny page fa...
20/02/2026

✨🖤 Style kely fa tena milay!
Tsy mila be dia be vao misongadina 😉
Raha tianao ny fashion ho an’ny ankizy, araho ny page fa mbola maro ny sary tsara ho avy 👌🔥

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Mixte 261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share