02/05/2021
Bonjourπππ resaka intime kely izy ity nefa tsara fantatra!!! Ampafatarina anao fa ny miverina vierge tompoko dia tsy misy!!! Donc, ilay hoe astuce mampiverina vierge tompoko dia impossible no tsy misy!!!! Nefa kosa ππ
ππ misy ny fikafika kely mampikatona azy io!! Tsy magie magie an!! ππππ fa ilaina sacrifice foana! TSY MIVERINA VIERGE HOY IZAHO, FA MAMPIKATONA ANILAY.... FOTSINY π―π―π
Eo ary....
Tsy misy effet secondaire izy ity, eny e, ny any mety ho effet dia marary indray rehefa miray angah ianao π»π»
1π makΓ alamo iray, alona anaty rano 1,5l
2π misasa toy ny isan'andro ianao fa rehefa vita dia kobanina kely ranona alamo
TSY ISASANA HOY AH FA IKOBANANA
Zany Joe rano 1 kaopy eo.
3π 5andro ihany no fetra fa tsy mahazo miotranizay! Ary tsy mahazo miray tompoko mandritry izay!!
4π raha mety dia hosory diloilo coco isankariva!!! ππ
Ao?? Efficace io!hohitanao fa otrany t@voalohany indray!! Ary dia marary indray a!! πππ ary mibabaka kely mhts ianao avy eo. πΉ mais bon, ianao ihany io e!!
Asao ny namana hanaraka ny page ary zarazarao e!! π―π―π―