E-to SERA

E-to SERA Vente au détails, produits divers, gadgets, bien-être, goodies, personnalisation, tshirt, bodypres

Ho anareo mpivarotra:- crème (volo, tarehy)- sauce- échantillon...👉Mety be aminao ty pot 60ml ty! MORA be! sady QUALITEM...
13/04/2026

Ho anareo mpivarotra:
- crème (volo, tarehy)
- sauce
- échantillon...
👉Mety be aminao ty pot 60ml ty!
MORA be! sady QUALITE

Midira MP raha mila!

24/03/2026

Nareo ve mihinana "gateau" rehefa fetin'ny Paska?🤔🥳
Tsy voatery miandry fety vao minana gatô! (Ozy ekôva)!😂

Tolotra: caketopper miroir!

box 04
Arcade antsenakely
Antsirabe

09/03/2026

Tolotra iray, tsy mandiso fanantenana! 🥰
Sady atao amin'ny fo!♥️

Kopy na MUG personnalisé!

Sarany mbola niova
👉15000ar

Samy salama no tsara!🙏Ho antsika izay efa naka rdv anao ilay consultation dia tongava amin'izay fa efa lera!
28/02/2026

Samy salama no tsara!🙏
Ho antsika izay efa naka rdv anao ilay consultation dia tongava amin'izay fa efa lera!

25/02/2026

Ho an'izay mbola tsy tena mahita ny misy anay!

POV: idee deco, ANARANAO en mode scrabble!Raha ny anaranareo🔤 miananakavy kely koa zao atao  otrany tsara an!🥰Na ny anar...
20/02/2026

POV: idee deco, ANARANAO en mode scrabble!

Raha ny anaranareo🔤 miananakavy kely koa zao atao otrany tsara an!🥰

Na ny anaranareo MITSAM! (mbola fiteny ve zany!?🤔)

Ny dimension anle jeton ray afaka atao izay mety aminao!🤤🥳

Inona zao TENY mandalo ao an-tsainao ao?

Ataovy anaty komantera👉👇

shalom!ankoatry ny sera sy varotra izay atao eto ami'ny pejy, dia aleo asiantsika fizarana mahasoa isak'izay mahatsiaro!...
18/02/2026

shalom!
ankoatry ny sera sy varotra izay atao eto ami'ny pejy, dia aleo asiantsika fizarana mahasoa isak'izay mahatsiaro!🤓
Ka anisan'izany ny fandalovan'ny ekipa Naturopharma Officiel eto antsirabe, sady anaovana fitiliana marary ny 28 febroary ho avy zao!
Koa manasa anao, amparitao! lazao ny tapaka ny namana fa maro ireo olona mila an'ty fitsirihana ity!
Andry mihitsy no ho avy eo amin'io fotoana io!
Ny toerana dia ato amin'ny sy manomboka amin'ny 8ora ka hatramin'ny 15h.

samy salama no tsara!

43% DIA OLONA MIPETRAKA AO ANTSIRABE

12 taona izay no niseharan'ny Naturopharma tao anaty fitsaboana ary tsikaritra nandritr'izany fa 43% ny olona tonga mitsabo tena dia saika avy ao Antsirabe.

Aorian'i Antananarivo dia Antsirabe no faritra betsaka point de vente Naturopharma indrindra.

☑️ Izany indrindra no nahatonga an'i Zoky Andry Mampifaly indray handalo aty Antsirabe indray, ny Sabotsy 28 Febroary 2026 tontolo andro ao amin'ny Point de vente Rakotographie Antsenakely - Consultation naturopathique personnalisé no atao mandritr'izany.

🥺 Hoferana anefa ny isan'ny olona ho raisina satria 1 andro ihany, moa koa ny ampitson'io dia mbola hisy conférence ho ataon'i Zoky Andry Mampifaly ao amin'ny Hotel Diamant - Ny Olana sy ny Vahaolana.

📌 Alaivo dieny izao ny "ticket de consultation -nao", antsoy haingana ny 034 29 378 25 (sarany 10.000ar)

🗨️ Antsirabe koa no misy anao? Tokony hanao consultation sa contrôle ? Sa iza ilay namanao tadidinao iny vao mahita an'ity pub ity?

Naturopharma - Samy Salama no Tsara 🇲🇬💚

Tahiana mihoatra daholo!🙏Ty fanomezana ty tena mety be amin'zao fiandoha'ny taona izao!🎁SATRIA nahoana?satria ity no ant...
12/01/2026

Tahiana mihoatra daholo!🙏
Ty fanomezana ty tena mety be amin'zao fiandoha'ny taona izao!🎁
SATRIA nahoana?
satria ity no antsoina hoe "calendrier perpetuel"🔥💫
Zany hoe, afaka ampiasaina foana na 2026, 2027, 2028....3050...📺

tongava ary fa mety aminao io!

box 04 antsenakely ANTSIRABE
akaikin'ny COTRAM

TSETSATSETSATSYARITRA👈sary hita tao amin'ny SHUTTERSTOCK!📺ingahy Brady Pity📸 manao tshirt namboarina tato ami'ny   Nareo...
12/12/2025

TSETSATSETSATSYARITRA👈
sary hita tao amin'ny SHUTTERSTOCK!📺
ingahy Brady Pity📸 manao tshirt namboarina tato ami'ny

Nareo koa aza diso anjara!🎁

dia bonna wikend daholo!🥰

box 04 arcade antsenakely

Address

Box 4 Arcade Antsenakely ( En Face Tranompokonolona, Akaikin'ny COTRAM)
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:15 - 18:30
Tuesday 08:15 - 18:30
Wednesday 08:15 - 18:30
Thursday 08:15 - 18:00
Friday 08:15 - 18:30
Saturday 10:30 - 16:00

Telephone

+261340687911

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-to SERA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to E-to SERA:

Shortcuts

Share