Hach Conception

Hach Conception Des activités vertes pour un développement Durable

30/07/2026

" Atelier Peinture 🎨" niarahana tamin'ireto ANKIZY tato amin'ny
Notarihin'i (Peintre)🙏

"AMPAHAN-TSARY " Vitsivitsy 🫵Nandritra ny F A N K A L A Z A N A ,   ny   .         PIC A S' ART BID 📸
14/06/2026

"AMPAHAN-TSARY " Vitsivitsy 🫵
Nandritra ny F A N K A L A Z A N A , ny .


PIC A S' ART BID 📸

08/06/2026

EXTRAIT LIVE 🎤
💛💚❤️



🎥 PIC'A SAR BID

Ampahan- tsary vitsivitsy tamin'ny " HOMMAGE À BOB MARLEY " 💚💛❤️Notontosaina tao   - 22 Mai .      Pic'A SarT Bid📸
29/05/2026

Ampahan- tsary vitsivitsy tamin'ny " HOMMAGE À BOB MARLEY " 💚💛❤️
Notontosaina tao - 22 Mai .


Pic'A SarT Bid📸

🎶Bob Marley 🎶Mpanakanto lehibe nitondra hafatra momba ny fitiavana, firaisankina, fandriampahalemana ary fahafahana i Bo...
11/05/2026

🎶Bob Marley 🎶
Mpanakanto lehibe nitondra hafatra momba ny fitiavana, firaisankina, fandriampahalemana ary fahafahana i Bob Marley tamin’ny alalan’ny mozika Reggae. Hatramin’izao dia mbola manentana tanora sy olona maneran-tany ny hirany sy ny hafany. 🌍✊🏾
📅 Amin’ny 22 Mai, hiaraka isika hankalaza sy hanao Hommage à Bob Marley miaraka amin’ny:
🎵 Mozika Reggae
🎤 Spectacle sy animation
🌿 Hafatra momba ny fiainana sy ny natiora
❤️ Firaisankina sy fifaliana miaraka

🌿🎶 HOMMAGE HO AN’I Bob Marley   Amin’ity volana Mey ity, andao  hankalaza mozika, firaisankina ary fiarovana ny tontolo ...
08/05/2026

🌿🎶 HOMMAGE HO AN’I Bob Marley



Amin’ity volana Mey ity, andao hankalaza mozika, firaisankina ary fiarovana ny tontolo iainana 💚🌍
🎵 Reggae
🎨 Zavakanto
🌱 Fampahafantarana momba ny natiora
🤝 Lalao sy firaisankina
✨ “One Love – One Earth”
Miara-manangana tontolo tsara kokoa miaraka amin’ny ACTI’VERTE.

29/04/2026

🔥 ACTI_VERTE - Manova ny hoavin'ny Ankizy Anio 🌱🎨🎺Eto ny toerana afahan'ny Ankizy Mianatra , Milalao ,Ary mamorona miaraka - Manokatra Saina , mampivelatra Talenta , Ary manangana ho avy Tsara kokoa .
Ny asa ataonay ao ato amin' ny dia tsy fialamboly fotsiny fa fanorenana Taranaka Matanjaka , Mahay Ary tompon' Andraikitra amin'ny Tontolo iainana 🌍
✓ Midira miaraka aminay izao
✓ Tohano ny hetsika
✓ Aoka isika hiara- hanova ny hoavin'ny Ankizy sy ny Tanora .

"Asina tsiky foana foana "
23/04/2026

"Asina tsiky foana foana "


Misokatra ho an'ny Sokajy Taona rehetra izahay ato amin'ny   Ankizy , Tanora , Lehibe " Activités" maro be afaka hisafid...
14/04/2026

Misokatra ho an'ny Sokajy Taona rehetra izahay ato amin'ny
Ankizy , Tanora , Lehibe
" Activités" maro be afaka hisafidiananao koa manasa anareo izahay anatevin-daharana

👌 Mitady" Radis" aloa amin 'izao vita fety izao!Ny radis dia manampy amin’ny fandevonan-kanina , ka mahatonga ny vatana ...
10/04/2026

👌 Mitady" Radis" aloa amin 'izao vita fety izao!
Ny radis dia manampy amin’ny fandevonan-kanina , ka mahatonga ny vatana ho salama sy mahazo aina."


Joséphine

Address

Village-Ecole Joséphine Antsirabe
Antsirabe

Telephone

+261348972517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hach Conception posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share