The Perfect Design

The Perfect Design Vous pouvez nous confier le plan et devis de réalisation de votre maison

21/05/2026

The Perfect Design:
Mbola mitohy hatrany ny fanaovana plan.
Tena hoe mora satria mimpitsinjo e!
700ar fontsiny ny m3. Izany hoe raha trano 7m (Longueur) x 5m ( Largeur) x 3m (Hauteur) dia io no atao x 700ar
Zany hoe: 7x5x3=105
Prix= 105 x 700 = 73500ar fontsiny.
Ireto avy no plan ho azonao:
1- Façade Principale
2- Façade Postérieure
3- Façade Latérale Gauche
4- Façade Latérale Droite
5- Coupe transversale par niveau
6- Coupe verticale
7- Plan de fondation
8- Plan de toiture
9- Plan fosse septique
10- Plan d'alignement
11- Plan d'implantation
Tél: 033 37 604 11
034 91 219 42

Carburateur double corpsMbola manao be120000ar miady varotraTel: 033 37 604 11Antsirabe
13/04/2026

Carburateur double corps
Mbola manao be
120000ar miady varotra
Tel: 033 37 604 11
Antsirabe

29/03/2026
13/03/2026
🌟Salama o🌟📌PARE-BRISE vaovao mbola tsy niasa. 🚘Audi 80 ancien modèle Efa amin’ny sary ny refiny. Mbola vaovao be👍 Prix 5...
14/11/2025

🌟Salama o🌟

📌PARE-BRISE vaovao mbola tsy niasa.
🚘Audi 80 ancien modèle
Efa amin’ny sary ny refiny. Mbola vaovao be👍
Prix 500.000ar (a débattre)
Contact : 033 37 604 11
034 91 219 43
Lieu : Antsirabe fa afaka mandefa amin’ny faritra..
Mbola misy facture.

Ity indray ny vaovao farany.Mbola tsy miova ny contact: 033 37 604 11.Manomboka  Esquisse; Plan; Devis; Gros œuvre; Fini...
20/07/2025

Ity indray ny vaovao farany.
Mbola tsy miova ny contact: 033 37 604 11.
Manomboka Esquisse; Plan; Devis; Gros œuvre; Finitions. Vonona foana izahay

Trano sy Tany amidy eto Andranomanelatra.200m ampitan'ny Espace Niony- Misy tamboho- Misy Vavahady vy- 1000m2- Misy tran...
06/03/2024

Trano sy Tany amidy eto Andranomanelatra.
200m ampitan'ny Espace Niony
- Misy tamboho
- Misy Vavahady vy
- 1000m2
- Misy trano 7mx7m
- Titré, borné
- Prix : 120 000 Ar/m2
Contact: 0349121942

05/07/2023

Izahay tompoko dia manao plan sy devis manaram-penitra amin'ny vidiny mirary
- Plan: 800ar/m3
- Devis quantitatif: 800ar/m3
Contact: 033 37 604 11

Address

Rue Hoche Antsenakely
Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261333760411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Perfect Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to The Perfect Design:

Shortcuts

Share