Boula & Bousy

Boula & Bousy Des vêtements,des chaussures,des produits,des accessoires de bonne qualité,pas de prix mp et à pr

15/04/2022

Pour le compte d'une amie, terrain à vendre urgemment (proprio direct)
🟥 TANY AMIDY TOMPONY MIVANTANA 🟥
➡️Toerana: Antsapanimahazo Antanivao, 500m miala RN7(Antsirabe)
📏Mirefy 2 ares 52
🚙Accessible fiara, efa vita pavé ny lalana ankoatran'ny ampahany kely
🗂️Taratasy milamina daholo
💡Efa tongan'ny jiro
🗺️Tany plat tsy mila nivellement intsony
🌾Ny manodidina mahafinaritra 🥰
🚨Tompony mivantana tsy mpanera, tsara raha tonga dia miantso fa tsy connecté matetika.
🌟Prix: 13 millions ARIARY na 65 millions de FMG *miady varotra*.
📞Contact tompony mivantana : 034 09 388 46

Coucou les filles 😍Lingerie féminine sur taille et sur mesure ❣️Afaka anaovana ohatrany ,sinon afaka mandefa izay modèle...
18/10/2019

Coucou les filles 😍
Lingerie féminine sur taille et sur mesure ❣️
Afaka anaovana ohatrany ,sinon afaka mandefa izay modèle tianao,manana modèles betsaka ihany koa izahay😊
Ensemble :25.000ar❣️
Nuisette :25.000ar❣️
Dessous:10.000ar❣️

Ranona baranjely + citron: Manadio aty, mampihenaSady maha-afaka hetaheta no manadio ny ao anaty ny ranona baranjely sy ...
17/10/2019

Ranona baranjely + citron: Manadio aty, mampihena

Sady maha-afaka hetaheta no manadio ny ao anaty ny ranona baranjely sy ny ranom-boasarimakirana.

Mandrindra ny tahan’ny siramamy ao anaty rà ihany koa no sady manala ireo singa ratsy ao anaty vatana, mampihena, manala kôlestérôly… Maro ireo voka-tsoa entin’ity zava-pisotro ity.

Maivana fa betsaka otrikaina

Manana tsiro maivana kokoa noho ny rano ny ranona baranjely. Mitondra otrikaina maro izy, isan’izany ny vitamina K, ny vitamina B6, ny mineraly toy ny potasiôma… Raha ampiarahana amin’ny voasarimakirana indray dia mitondra vitamina C sy “antioxydants” (mpanala arafesina). Roa herinandro no hisotroana ny ranona baranjely, dia hahazoana ireo singa ireo.

Manadio ny ao anaty

Manadio ny ao anaty ihany koa ny ranona baranjely sy voasarimakirana. Mihena vokatry ny fisotroana io zava-pisotro io ny fibontsinan’ny kibo ary voadio ny loto ao anatin’ny tsinay. Ahenany ihany koa ny sira ao anatin’ny vatana. 20 minitra alohan’ny hisakafoanana no tokony hisotroana io zava-pisotro io.

Mampihena ny tahan’ny kôlesterôly

Mampihena ny tahan’ny kôlesterôly ao anatin’ny vatana ihany koa ny ranona baranjely sy voasarimakirana. Mandrindra ny fiasan’ny fo mantsy io zava-pisotro io, noho ny vitamina C entiny. Mahavoky ihany koa, ka mety tsara ho an’ireo olona te-hampihena vatana. Misotroa an’io zava-pisotro io, 20 minitra alohan’ny hisakafoanana.

Fikarakarana ny ranona baranjely sy voasarimakirana

· Rano 1 litatra
· Baranjely 1
· Ranom-boasarimakirana 1

Ampangotrahina ao anaty rano ny baranjely voatetika. Rehefa mivadibadika dia andrasana ho matimaty vao androtsahana ny ranom-boasarimakirana. Na koa sasana tsara ny baranjely, tetehina boribory manify ary arotsaka ao anaty zinga lehibe. Avela hilona mandritra ny alina tontolo ary ny ampitso vao rarahana ranom-boasarimakirana sy sotroina. Roa herinandro ihany ny faharetan’ny fisotroana io zava-pisotro io dia ajanona. Azo havaozina rehefa afaka iray volana eo ho eo. ( 1L par jour )

©️ Conseil régime et partage

Hey😍Izahay mandray commande sur mesure et sur taille lingerie,raha misy modèle hafa any aminareo dia afaka ataonay ko😁ir...
16/10/2019

Hey😍
Izahay mandray commande sur mesure et sur taille lingerie,raha misy modèle hafa any aminareo dia afaka ataonay ko😁ireo misy échantillons maromaro,photos réelles daholo
Mp na miantso ny laharana 034 13 363 17📞

Voici nos premiers articles😍Notre lingerie féminine👙 by Pokiscréation. Le stock est illimité pour les ensembles car ON V...
04/10/2019

Voici nos premiers articles😍
Notre lingerie féminine👙 by Pokiscréation. Le stock est illimité pour les ensembles car ON VOUS LES FAIT SUR MESURE ET SUR TAILLE!!!😮 Alors il suffit de commander. Les prix sont sur la description de chaque photo. En revanche pour les culottes, le stock est limité.
N'oubliez pas, les 10 PREMIERS ACHETEURS AURONT UN CADEAU EN SURPRISE😍
ALLEZ-Y COMMANDEZ,PERSONNE NE VOUS FERA DE LA LINGERIE FÉMININE SUR TAILLE ET SUR MESURE À CE PRIX LÀ😉

Address

Ouest 0910F84 Mahafaly
Antsirabe

Telephone

+261341336317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boula & Bousy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share