Tila'fia

Tila'fia Alevinage et pisciculture Tilapia Nilotica

Mankasitraka anareo mpanjifa🙏❤️Matsiro no sady be nofotra☺️
29/12/2025

Mankasitraka anareo mpanjifa🙏❤️
Matsiro no sady be nofotra☺️

🌊 Tila'fia Antsirabe – Votre fournisseur d’alevins Nilotica & Tilapia ! 🐟📍 Antsirabe🚚 Livraison disponible en ville✨ Che...
27/11/2025

🌊 Tila'fia Antsirabe – Votre fournisseur d’alevins Nilotica & Tilapia ! 🐟

📍 Antsirabe
🚚 Livraison disponible en ville

✨ Chez Tila'fia Antsirabe, nous vous proposons :
🐟 Alevins Nilotica de qualité – robustes, croissance rapide
💧 Tilapias de consommation – frais et bien nourris

💰 Nos prix :
• Alevins Nilotica : 300 Ar / 500 alevins
• Tilapia de consommation : 20 000 Ar / kg

Pourquoi nous choisir ?
✔️ Alevins sélectionnés avec soin
✔️ Taux de survie élevé
✔️ Service fiable
✔️ Livraison en ville

📩 Commandez dès maintenant et boostez votre production piscicole !
📞 Contact: 034 7963989

03/11/2025

Commande na clients fidèles. Mankasitraka hatrany dia minàna finaritra ooo🙏

02/08/2025

Miarahaba ooo☺️
Trondro Tilapia madio sady matavy😋🐟🐟

Ho anao izay mitady trondro azo antoka 💯sady mbola velona🐟Natao ho anao ity: 20000ar ny kg

●Lieu de récupération :Mahazoarivo Antsirabe.
‼️‼️Livraison gratuit raha eto ville(Antsenakely, Mahazoarivo, gare,ampiaviana sns...)

Marihana fa sur commande daholo ny trondro ato aminay.

Mp na miantso avy hatrany
☎️0347963989

Miarahaba ooo😊Ireo ny santionany amin'ny vokatrantsika an🤩 ieee efa ampy 1kilao ny iray amin'ireo tilapia ireo an😊 tena ...
04/04/2025

Miarahaba ooo😊
Ireo ny santionany amin'ny vokatrantsika an🤩 ieee efa ampy 1kilao ny iray amin'ireo tilapia ireo an😊 tena ngeza tokoa. Manodidina eo amin'ny 700g hatramin'ny 1kg eo ny lehibe indrindra.

Ampatsiahivina antsika fona fa ato aminay dia ahitana zana_trondro Tilapia Nilo tsara kalitao sady mitombo tsara. Misy amin'ny habeany rehetra tadiavinareo mpanjifa.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra amin'ny hafatra miafina ny pejintsika na miantso ny laharana 034 7963989.
Ny teorana dia aty Mahazoarivo Antsirabe.
Manao livraison tompoko izahay 😊

**VENTE SPÉCIALE D'ALEVINS TILAPIA !**☆ Alevins de qualité supérieure  Sélectionnés pour leur forte capacité de croissan...
25/02/2025

**VENTE SPÉCIALE D'ALEVINS TILAPIA !**

☆ Alevins de qualité supérieure
Sélectionnés pour leur forte capacité de croissance.

Prix : À partir de 400 ar l'unité

👉 Ne manquez pas cette occasion !
Pour plus d'infos ou pour commander, contactez-nous au 0347963989

Faites prospérer votre élevage avec nos alevins !

** VAROTRA ZANA_TRONDRO TILAPIA!**

Zana_trondro amin'ny kalitao tena tsara,mitombo tsara, tsy misy atahorana.

Ho anareo izay mitady zana_trondro Tilapia Nilo amin'ny kalitao tena tsara hompiana , aza misalasala miantso ny laharana misoratra ireo.

Misy amin'ny habeany rehetra tadiavinareo: 5 à 6cm, 6 à 8cm, 8 à 10cm.

Manao livraison tompoko izahay.
Antsoy ny 0347963989
Mahazoarivo Antsirabe

Bonjour de Tila'fia à Antsirabe 😌Des alevins en ventesCalibre:4 à 5cm              5 à 6cm              6 à 8cm...Contac...
25/02/2025

Bonjour de Tila'fia à Antsirabe 😌
Des alevins en ventes
Calibre:4 à 5cm
5 à 6cm
6 à 8cm...
Contactez-nous via: 0347963989

Miarahaba antsika rehetra ny Tila'fia Antsirabe
Varotra zana_trondro
Habeany: 4 hatramin'ny 5 cm
5 hatramin'ny 6cm
6 hatramin'ny 8cm
Aza misalasala miantso ny laharana: 0347963989

25/02/2025

Mivarotra zana_trondro Tilapia Nilotica amin'ny kalitao tena tsara.
Aza misalasala mandefa hafatra miafina amin'ny pejy na miantso ny laharana 0347963989.
Manao livraison izahay.

Address

Mahazoarivo
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tila'fia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share