Fanih Shop

Fanih Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanih Shop, Shopping & retail, Mahazoarivo, Antsirabe.

14/07/2026
Na mbola fotoana fohy aza no nifankahitantsika teto, dia tsapako fa maro aminareo no liana sy tia ny asa tanako… ka tena...
14/04/2026

Na mbola fotoana fohy aza no nifankahitantsika teto, dia tsapako fa maro aminareo no liana sy tia ny asa tanako… ka tena mahavelombolo ahy izany 💖🙏
Mankasitraka anareo rehetra efa naneho fitiavana ❤️
Tena sarobidy amiko ny fanohananareo, ianareo no hery manosika ahy isan’andro 🧶✨
👜
🎁 Efa ho avy ny fetin’ny reny…
I Neny izay mijoro ho antsika isan’andro,
I Neny izay manome fitiavana tsy misy fepetra 💖
👉 Mendrika fanomezana miavaka sy avy amin’ny fo Izy
👉 Fanomezana kely, fa mitondra fitiavana lehibe
✨ Omeo zava-kanto tokana Izy, tahaka ny fitiavany anao ✨
👉 Araho ny pejy mba ahitanao ireo création vaovao
👉 Manaova commande dieny izao mba ho tonga ara-potoana 👌
⚡ Aza miandry ela ary satria ny zavatra tsara dia lany haingana!
✨ Crochet d’exception, élégance intemporelle ✨

🤎 Kely, tsotra, nefa tena mahasarika🤎Isaky ny poketra crochet vita, dia misy tantara ao anatiny…tantaran’ny faharetana, ...
13/04/2026

🤎 Kely, tsotra, nefa tena mahasarika🤎
Isaky ny poketra crochet vita, dia misy tantara ao anatiny…
tantaran’ny faharetana, ny fitiavana, ary ny faniriana hanome zavatra tsara indrindra ho anareo 💖
🧶 Tsy vokatra betsaka avy amin’ny orinasa
fa asa tanana noforonina tsikelikely, natao ho tena anao ✨
💬 Angamba tsy ho an’ny rehetra izy ity…
fa ho an’izay mahatsapa ny lanjan’ny zavatra vita amin’ny fo
🌿 Rehefa mitondra azy ianao: tsy poketra fotsiny no entinao
fa fitiavana sy kanto Malagasy 🤎
🔥 Raha tsapanao fa “ianao io”: 👉 Araho ny pejy (mbola hisy modely hafa ho avy)

👉 Asio ❤️ na commentaire
👉 Aza miandry ela 😉
📩 Misokatra ny commande —Aza misalasala ary miditra hafatra miafina
Na ato na ao amin'ny Maholiniaina Mitsiky
🎁 Omeo ny tenanao… na olona tianao
🙏Misaotra anao manjifa ny vita Malagasy
"Crochet d'exception , élégance intemporelle"

🧶 Asa tanana crochet vita tanana💖 Tsy vokatra fotsiny fa fitiavana sy faharetana ao anatinyNijanona vetivety aho… fa iza...
12/04/2026

🧶 Asa tanana crochet vita tanana
💖 Tsy vokatra fotsiny fa fitiavana sy faharetana ao anatiny
Nijanona vetivety aho… fa izao miverina amin’ny Energie vaovao 🔥
Misy création vaovao, design miavaka ary asa tanana feno kanto ho avy 👜✨
🌸 Raha tia zavatra unique, simple nefa élégant ianao
👉 Ity pejy ity dia ho anao 💖
🙏 Misaotra anareo rehetra mbola manohana sy manaraka
👉 Aza adino: Araho ny pejy mba ahitanao vokatra vaovao hatrany🧶

Astuce kely fanalana mony amin’ny tarehy : "naturel ","simple "sady "efficace "Mahasorena no sady manelingelina ny fisin...
02/10/2025

Astuce kely fanalana mony amin’ny tarehy : "naturel ","simple "sady "efficace "
Mahasorena no sady manelingelina ny fisin'ny mony eo amin’ny tarehy. Betsaka ny antony mety mahatonga izany. Ho an'izay misy mony mandavan-taona, tsara ny manantona mpitsabo hoditra( dermatologue )mba ahazoana fitsaboana sahaza . Ho an’ izay misy mony mandalo kosa, ireto manaraka ireto no fomba natoraly fanalana azy amin’ny tarehy.

Tantely sy persily : fanalana mony amin’ny tarehy tsy mamela tasy
Ny tantely dia akora natoraly fampiasa amin’ny fikarakarana ny hodi-tava. Mampitony ny hoditra ny tantely ary manampy amin’ny fanamandinana azy. Manampy amin’ny fanalana ny tasy avelan’ny mony ihany koa ny tantely. Ny persily dia sady "antioxydant "no antibactérie( izany hoe miaro amin'ireo bacteria tsy handaitra eo amin'ny hoditra). Fanalana mony amin’ny tarehy tena mandaitra tokoa ny fanafangaroana ny tantely sy ny persily.

Ny akora ampiasaina sy fomba fanaovana azy:

Alaina ny tantely iray sotro fihinanana sy ny ravina persily iray tanana. Totona anaty laona na tonga de ''mixer''-Na mba hahazoana fangaro ohatran'ny " pâte".
Afaka atao masque eo amin'ny tarehy na ahosotra amin’ny mony.

Avela hilona 10 minitra vao kobanina amin’ny rano matimaty.

Afaka isan’andro ireo fikarakarana ireo de ahita vokatra haingana sy mahafa-po🥰🥰

02/10/2025

Hello hello 🥰

🌸Astuce naturel momba ny fikarakarana tarehy indray no atolotra ampitiavana be ho anareo🌸

❌️Gommage❌️

Ny ilana ny gommage?
👉 Manadio ny hoditra satria manala ireo karazana loto mipetapetaka taminy
👉 Mampihena ny excès de sébum na ireny menaka mivoaka amin'ny tarehintsika ireny
👉 Manome aina ny hoditra

Gommage naturel mora atao indrindra :
1- Café vovony+ Tantely + Huile coco+ saramamy mena. Hosorana dia somary kosehina moramora. Avelao ilona 5min dia kobanina amin'ny rano matimaty

2- Yaourt nature + café vovony. Avelao ilona 5min vao kosehina moramora dia kobanina amin'ny rano matimaty hatrany

3- Tapotsin'atody + tantely kely fotsiny + ranona citron kely fotsiny. Hosorana dia masser'na moramora. Avelao ilona 10min dia kobanina amin'ny rano matimaty

4- Siramamy mena sy voatabia. Zaraina roa atao rondelle ny voatabia dia asiana siramamy dia kosehina moramora amin'ny tarehy eo amin'ny 3min eo dia kobanina amin'ny rano matimaty.

NB: tarehy maloto no hatao gommage. Izany hoe tarehy tsy mbola nodiovina.

Mazotoa mikarakara hoditra, indrindra ny tarehy amin'zao ririnina izao fa tena ilaina izay.

❤️Alefa mora ireto.efa mipetraka eo ambaniny eo ny prix ✔️✔️
22/08/2025

❤️Alefa mora ireto.efa mipetraka eo ambaniny eo ny prix
✔️✔️

Address

Mahazoarivo
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanih Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share