15/07/2026
SUPERPOSÉ 😍
Toy izao ny superposé ato aminay. 🤗
Afaka mi-commande ianao raha mila koa 😋
NB: Somary tara kely daholo ny livraison tato ho ato ho anareo izay ni-commande noho ny antony tsy afaka nialana fa efa miezaka manarina fa ialana tsiny🙏
Menuiserie LOVA Antsirabe