Ferme IE Le Rayon vert

Ferme IE Le Rayon vert IE , NY TSIAMBARATELON'NY FIOMPIOANA MANDROASO ✊❤️

10/05/2026

Dimy volana 🤯🤭🥰

29/04/2026

Araho ny page 🥰❤️

27/04/2026

Akoho Salama , vokatra tsara, fiompiana mirindra ❤️🥰

17/04/2026

Izany ny Bôgiôsy

RAHA OMENA TONGOLO GASY NY AKOHO DIA INONA NO METY ISEHO 🤔😏??Ny tongolo gasy dia fanafody nentim-paharazana tena mahery ...
10/04/2026

RAHA OMENA TONGOLO GASY NY AKOHO DIA INONA NO METY ISEHO 🤔😏??

Ny tongolo gasy dia fanafody nentim-paharazana tena mahery vaika sy be mpampiasa amin'ny fiompiana akoho. Tsy manasitrana fotsiny izy fa miasa mafy amin'ny fisorohana ny aretina (prévention).

Indreto ny tombontsoa lehibe azo avy amin'ny fampiasana azy:

1️⃣. Miady amin'ny kankana sy ny katsentsitra

2️⃣. Manatanjaka ny hery fiarovana (Antibiotique naturel)

3️⃣. Miaro amin'ny aretin'ny taovam-pisefoana

4️⃣. Manatsara ny fitomboana sy ny fahapetrahana atody

Fomba fampiasana azy:

⭐Ao anatin'ny rano fisotro:💧

Potsehina ny tongolo gasy ( hasin'ny 5 na 6 hoan'ny rano 1 litatra).
Avela hilona mandritra ny alina vao omena ny akoho. Tsara raha atao in-2 na in-3 isan-kerinandro izany.

⭐Ao anatin'ny sakafo:
Totoina tsara halemy na tetehina madinika dia afangaro mivantana amin'ny katsaka na ny kiba omena azy ireo.

Manasa anao aho , Araho ny pejy 👆🏾❤️

Mpiompy ve enao ? , liana amin'ny resaka fiompiana sy fambolena , natao ho anao ity pejin-tsika ity😉❤️ , Ndao isika ifan...
09/04/2026

Mpiompy ve enao ? , liana amin'ny resaka fiompiana sy fambolena , natao ho anao ity pejin-tsika ity😉❤️ , Ndao isika ifanohana , ifampizara na amin'ny lafin'ny fiompioana izany na amin'ny fasalaman'ny biby fiopmpy

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme IE Le Rayon vert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share