05/08/2026
📌 TABLEAU LIÈGE – Kalitao tsara ho an'ny birao, sekoly ary an-trano! 📌
Mitady toerana handaminana taratasy, memo, sary na fandaharam-potoana? Tableau liège no vahaolana tonga lafatra!
✅ Kalitao tsara sy mateza
✅ Mora apetaka sy ampiasaina
✅ Mety amin'ny birao, sekoly, orinasa ary an-trano
💰 Vidiny :
📍 60×90 cm : 150.000 Ar
📍 90×120 cm : 180.000 Ar
📍 100×150 cm : 250.000 Ar
🚚 Livraison misy manerana an'i Madagasikara.
📞 Contact : 034 26 617 12
Whatsapp: 034 27 791 07
⚡ Aza miandry ho lany! Mifandraisa aminay dieny izao ary ataovy milamina sy matihanina ny toeram-piasanao.