25/08/2023
Akory aby ooo...
Mangatsiaka ny andro e ?
Ireto misy zavatra kely mampafana antsika , sady efa hiditra volana Mahavokatra choux fleur 🥴.
Vidiny mirary satria prix de lancement...
Aza tara aza fa voafetra ny isany...
Prix tsy mp 🥴 : 45.000 ar fotsiny waaa 👀.
Mamy anie fiainana io e...
Afaka alaina ety nouveauté behoririka, mandefa faritra koa nefa...
📞 : 034 59 016 48