Zava-misy

Zava-misy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zava-misy, Justin bezara, Diégo-Suarez.

Mizara fitiavana, mizara tsiky, manome fifaliana, mizara ny mahasoa, zaraiko aminao izany fa.......
❤️
KITIO ITO SUIVRE AMBANY ITO EH 😍🥰
👇🏿⬇️👇🏿

❌ éliminé de la Ligue des Champions❌ éliminé de la Coupe du Roi❌ battu en finale de la Supercoupe d’Espagne❌ 2ème de Lig...
16/04/2026

❌ éliminé de la Ligue des Champions
❌ éliminé de la Coupe du Roi
❌ battu en finale de la Supercoupe d’Espagne
❌ 2ème de Liga à 9 points du Barça

Le Real Madrid va réaliser une nouvelle 𝗦𝗔𝗜𝗦𝗢𝗡 𝗕𝗟𝗔𝗡𝗖𝗛𝗘 ! 🤯

🚨 𝐊𝐨𝐥. 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚 : 𝐈𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐢𝐟𝐨𝐟𝐨 𝐧𝐲 𝐚𝐢𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟒𝟖 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚 📍 Indroa nisy nikasa hanafi...
15/04/2026

🚨 𝐊𝐨𝐥. 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚 : 𝐈𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐢𝐟𝐨𝐟𝐨 𝐧𝐲 𝐚𝐢𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟒𝟖 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚

📍 Indroa nisy nikasa hanafika ny toeram-ponenana misy Filoham-panjakana Kol. Michaël Randrianirina, ny alin'ny Alahady 12 Aprily sy ny alin'ny Talata 14 Aprily 2026.

📍 Drones fanafihana na "Drones armés" miisa dimy no hitan'ireo mpiambina ka ny roa nidaraboka ary ny telo tafaporitsaka tao anatin'ny sidina nataony.

📍 Mbola naharenesana ny fisian'ireo dornes ireo ihany omaly 14 Aprily alina.

📍 Nahafahana namantatra ara-potoana ny mombamomba ireo fitaovam-piadiana nikasana hanafihana ny Filohan'ny Fanavaozana ireo ny fampiasana teknolojia avolenta ampiasain'ny Fiarovana azy, araka ny loharanom-baovao mari-pototra.

📍 Efa mandeha ny fikarohana sy ny fanadihadiana.

🛑 "𝗧𝘀𝘆 𝗮𝘇𝗼 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗶𝘃𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝘁𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗮𝗿𝘆 𝘀𝗼𝗸𝗮𝗷𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 (𝗔𝘁𝘁𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝘀, 𝘁𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗱'𝗮𝘀𝘀𝗮𝘀𝘀𝗶𝗻𝗮𝘁), 𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗲𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮" hoy ny loharanom-baovaonay.

📍 Mbola manamafy hatrany ireo raharaha fisian'ny fikasana hifofo ny ain'ny Filohan'ny Fanavaozana sy tetika hanonganam-panjakana amin'ny endriny maro, tato anatin'ny enim-bolana nitondrany ireo tranga roa nisesisesy tao anatin'ny 48 ora ireo.

🛑 Andrasana ny fanazavana avy amin'ireo Sampan-draharaha mpanao Fanadihadiana mikasika azy, hahalalàna ny antsipirihany.

🛑 Manaraka akaiky ny fivoaran'ny toe-draharaha ny mpanao gazety.

©️✍🏾Le Jite

Tena gaga aho fa zazakely vao teraka 2012  hono zareo dia efa 3 taona niarahana, sahy mampiseho video anaty tiktok sady ...
06/04/2026

Tena gaga aho fa zazakely vao teraka 2012 hono zareo dia efa 3 taona niarahana, sahy mampiseho video anaty tiktok sady mifanoroka.

Inona izany ilay tena mahamaika ?

🇲🇬🇷🇺 Maison russe : Hisokatra tsy ho ela eto Madagasikara.📌 Hisokatra tsy ho ela eto Antananarivo Madagasikara ny Maison...
27/03/2026

🇲🇬🇷🇺 Maison russe : Hisokatra tsy ho ela eto Madagasikara.

📌 Hisokatra tsy ho ela eto Antananarivo Madagasikara ny Maison Russe Raha ny nambaran'i filohan'ny fanavaozana Mickaël RANDRIANIRINA nandritra ny tafatafa nataony tamin'ny sampanana fampitam-baovao Vesti.

💬 « Sehatra iray tena manan-danja amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta ny kolontsaina . Hantenaina hitondra fiovana ara-tsosialy sy ara-moraly noho izany ny fanokafana ity Maison Russe ity» Raha ny fanazavany .

📌 Ny kolontsaina tandrefana no matetika mahazo vahana aty amin’ny firenena afrikanina. Vonona hisokatra ho amin’ny fiaraha-miasa amin’ity sehatra ity anefa ny firenenana Malagasy, ary antenaina fa hampiroborobo ny fifandraisana ara-kolontsaina eo amin’i Rosia sy Madagasikara ny fananganana ny Maison Russe, ary hanamafy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena roa tonta.

🔴 Olona 4 697 naratra tao Israely hatramin’ny nanombohan’ny ady, araka ny nambaran’ny minisiteran’ny FahasalamanaAo anat...
27/03/2026

🔴 Olona 4 697 naratra tao Israely hatramin’ny nanombohan’ny ady, araka ny nambaran’ny minisiteran’ny Fahasalamana

Ao anatin’ny fanambarana iray, nilaza ny minisiteran’ny Fahasalamana israeliana fa olona 4 697 no efa notsaboina tany amin’ny hopitaly hatramin’ny nanombohan’ny ady tamin’i Iran sy Hezbollah any Liban.

Amin’ireo, 124 no mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly amin’izao fotoana izao, ka 14 amin’ireo no voalaza fa ao anatin’ny « toe-pahasalamana tena marefo ».

Tena tsy sérieux nareo ka 🥴🙄🙄🙄
27/03/2026

Tena tsy sérieux nareo ka 🥴🙄🙄🙄

MITALAO MAFY HISIAN’NY FIFAMPIRESAHANA AMINY FAMPITSAHARANA NY ADY I DONALD TRUMP .Nangataka mba hanajanona ny ady ao an...
25/03/2026

MITALAO MAFY HISIAN’NY FIFAMPIRESAHANA AMINY FAMPITSAHARANA NY ADY I DONALD TRUMP .

Nangataka mba hanajanona ny ady ao anatiny 5 andrò aloha i Donald Trump . Ilay 48 ora nandrahonany an’i Iran 🇮🇷 hanokafana ny détroit d’Ormuz dia navadiny ho dimy andro indray no arahana fiangavina hisiany fampitsaharana ny ady aloha .

Mavesatra loatra ny fahapotehana sy faharavana ( ireo toby miaramila Amerikanina any Moyen-Orient) hoan’i Etazonia. Tsy ampy sy tsy maharaka intsony hiany koa ireo missiles intercepteurs afahana manakana ny missiles sy Drones Iraniana. Ireo fiaramanidina mpana intercepteurs ny missiles sy drones hiany koa efa tsy maharaka . Mba hialana amin’ny henatra sy fahafahambaraka dia mitady hirika amin’ny fomba rehetra i Trump hampitsaharana ny ady .

Ireto misy vitsivitsy taminy fahapotehana Amerikanina :

- Raffinerie mirehitra ao Texas ( efa nampitandrina ny Iraniana 🇮🇷 fa raha mbola mitohy ny adalan’i Trump dia tsy hijanona amin’ny fanapotehana ny tobin-tsolika sy fanadiovana solika ao Moyen-Orient izy ireo )

- B-2 , F-22-35-15-16 …sns izay lazaina fa furtif tsy hitan’ny Radars dia tsy tafiditra ao Iran 🇮🇷 fa Potika izay manandrana miditra .

- Ny Porte avions anakiroa USS Abraham Lincoln sy USS Gérald Ford dia hors services nampidirina garazy nohony fahavoazana nahazo azy ireo .

- Ireo Toby miaramila ( Base militaire) any amin’ireo firenena Arabo tsy opérationnel intsony hiany koa no tsy afaka manao inona .

- Ireo Radars de surveillance anisany sangany sy reharehan’ny Amerikanina :
« Ny Radars AN/FPS-132 tao Qatar 🇶🇦 izay mitetina 1, 1 miliara dollars , Ny Radars AN/TPY-2 ( THAAD ) izay mitetina 500 millions de dollars tao Émirat Arabes Unis , ireo fiaramanidina mpitifitra sy mpanakana missiles F-15E Strike Eagle tao Koweït 🇰🇼 izay mitetina 282 millions $ ny iray , Ny terminaux anakiroa tao Bahreïn 🇧🇭…sns dia potika sy ravan’ny missiles sy ny drones Iraniana daholo .

- Ireo Système de défense antiaérienne sy antimissiles Patriotes izay nandrandraina dia tsy maharo ny missiles Iraniana .

Fehiny : Tsy manana hery intsony ny Amerikanina hanohizana ny ady . Ireo aro sy rafitra mampatanjaka ny tafika Amerikanina mihintsy no efa marefo manoloana ny tanjakiny Technologie de défense Iraniana . Tsy hoe resaka tsy fitiavana na fankahalana Amerikanina izany , fa ny réalité aminy ady misy no milaza azy . Resy ny Amerikanina, resy arahana henatra . Ity ady nataon’ny Amerikanina tao Iran 🇮🇷 ity no ady nitondra fahavoazana sy henatra lehibe hoany tafika Amerikanina, ary hanova ny fifandajan-kery ara- géopolitique sy ara-géostratégique manerantany.

Tena fahavoazana lehibe ho an’ny Amerikanina ilay ady , tsy ara-tafika hiany fa ara-toekarena sy psychologie hiany koa . Akoatra ny fantiantoka noho ny ady , dia mbola eo hiany koa ny fantiantoka aminy hoaviny fivarotana fitaovam-piadina hoany Amerikanina, izay firenena maro sahady no manomboka misalasala amin’ny tena fahobiazan’ny technologie Amerikanina, indrindra fa mikasika ny système de défense antiaérienne.

Tena tsy nampoizin’ny Amerikanina ity ady ity .

‼️💥  #𝗕𝗘𝗩𝗢𝗛𝗢𝗞𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗬 𝗡𝗬  #𝗭𝗔𝗡𝗔𝗡𝗬 𝟭𝟰 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 Lehilahy iray 33 taona no voasambotry ny zandary teny Itaosy, voarohirohy ho...
24/03/2026

‼️💥 #𝗕𝗘𝗩𝗢𝗛𝗢𝗞𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗬 𝗡𝗬 #𝗭𝗔𝗡𝗔𝗡𝗬 𝟭𝟰 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔
Lehilahy iray 33 taona no voasambotry ny zandary teny Itaosy, voarohirohy ho nanolana sy nahabevohoka ny zanany vavy , tao Avaratsena Itaosy raha ny vaovao voaray. Raha ny loharanom-baovao dia avy any izy mianaka ary efa nodimandry ny renin’ilay zaza, ka izy roa sisa no niara-nipetraka.
📌Araka ny fanadihadiana voalohany, voalaza fa isaky ny ilay lehilahy dia manao herisetra ara-nofo amin-janany. Efa enim-bolana izao ny vohoka nentin’ilay zaza, izay efa nalain’ny nenitoany hikarakara azy.

©️Skispass Atm
(Sary fanehoana IA)

Tena mafy ity bandy ity (Costard Noir), ndao hiaraka jerena :Jared Kushner ny anarany, teraka tamin’ny taona 1981 (ny 10...
24/03/2026

Tena mafy ity bandy ity (Costard Noir), ndao hiaraka jerena :

Jared Kushner ny anarany, teraka tamin’ny taona 1981 (ny 10 Janvier 1981). Zanak’ilay Juif Charles Kushner, survivant de l’Holocauste ny dadabeny (izany hoe izy dia Jiosy Orthodoxe Moderne ).

Tamin’ny taona 1985 ny dadany, izay juriste, no namoronana ny entreprise "Kushner Companies" (entreprise immobilière). Ary tamin’ny 1998 ny dadany no nanome vola 2,5 millions de dollars ho an’ny Université izay nandray azy nianatra taty aoriana rehefa afaka bacc izy : "Harvard University" ilay Université.

Saingy, tamin’ny 2004 dia nigadra io dadany io (2 ans de prison ferme), heloka 18 nanenjehana azy, anisan’izany evasion fiscale, manome vola be loatra ho an’ny antoko politika iray (contributions illégales à des campagnes électorales), fandrahonana (intimidation des témoins durant un procès).

👉Vao 24 taona lery tamin’io fotoana io, ary izy no naka ilay entreprise, (successeur de son père) :

1- Nesoriny daholo ireo vieux managers (izay efa plus de 30 ans de carrière).

2- Izy irery no manapaka (centralisation de pouvoir : il a supprimé tous les comités de décision).

3- Nametraka discipline financière très stricte mba hisorohana ny olana vaovao, éviter des nouveaux problèmes fiscaux.

4- Izy niresaka manokana tamin’ny PDG de Deutsche Bank, Barclays, UBS, etc., mba hanentanana azy ireo hiverina. (Volany manokana no nataony antoka).

5- Namidiny ireo trano tsy dia ilaina (500 appartements mahery).

6- Nividy ny Gazette "New York Observer" , 10 millions de dollars, cash. Izay lasa malaza be ankehitriny.

7- Nanana Fasahiana be indrindra izy, tamin’ny taona 2007, (à l'âge de 26 ans) +, nindram-bola 1,8 milliard de dollars hividianana trano ahofa.

8- Nampiasa "green card" ahazona vola vahiny (visa de résident permanent aux USA pour les ultra-riches étrangers : Chinois. S'ils investissents dans son immobilier).

9- Nataony Sipa Sipa aloha ny zanak’i Donald Trump, rehefa tsy nanaiky hiova finoana Jiosy satria Kristianina dia nosarahany, tamin’ny taona 2008 nanaiky hiova ho Jiosy ilay vehivavy, nanao cours accéléré nianatra fomba Jiosy, 2009 nalainy ho vady mariage.

10- Noho io Mariage io, i Donald Trump nanome vola dizaines de millions fanampiana azy (Millions tsinjo 🟧).

11- Nanoratra boky koa izy : « Breaking History: A White House Memoir » ny titre. Mitantara ny Fiainany manokana.

12- Izy koa no nahavita nampihavana ny Jiosy sy ny Arabes : mission mbola tsy nisy filoham-pirenena nahavita teto an’tany : talohan’io tsy manao vacances any Israël ireo Arabo. Fa après io accord d’Abraham io : 4 millions de visiteurs. 50 milliards de dollars eo ho eo ny volan’ireo Arabes mpanambola nalefa ao Israël mba hahodina azahoana tombony (izy manao garantie).

13- Izy koa no mikarakara ny accord de paix entre Zelensky sy Vladimir Poutine ankehitriny. Izy médiateur tsy officiel avy any USA 🇺🇸.

14- Izy koa no miresaka amin’ny Xi Jinping, Kim Jong-un. ( Intermédiaire).

15- Izy koa no nahavita nanao réforme de la justice pénale américaine (First Step Act) : izay niarahan’ny Republicains sy Democrats : ka nahavitana namoaka 3000 personnes, afro-américains, avy any am-ponja. .

16- Ilay trano novidiny 1,8 milliard de dollars dia namidiny tamin’ny taona 2018, saika hidiran-doza izy tamin’ny crise immobilière en 2008 fa nanaiky hanalava échéance ireo banques nampindram-bola.

17- Rehefa vita ny ALENA, dia nosoloiny USMCA (accord commercial États-Unis-Mexique-Canada). + de 68 milliards d’avantage pour les USA (Son pays).

18- Namorona lalàna izy hoe raha manokatra entreprises amin’ny toerana misy olona mahantra ao USA, dia hahena ny impôts. ("Opportunity Zone"no fiantsoana azy).

19- Numérisation sy digitalisation des services publics ao USA, an’ny fanjakana ilay orinasa fa izy no namorona azy, i Elon Musk no mpanolotsaina azy amin’izany.

Mbola maro, Etc.

Donc, tsy mandry zany lery fa miasa fona?

Oui, 4 heures eo ihany izy araka ny nambarany no matory rehefa alina.: tsy misotroa alcohol, mana sport, maka assistant, rehefa en réunion izy tsy mitondra feuilles fa ataony an-doha daholo (mémoriser), amin’ny 2 maraina izy miantso ireo mpiasam-panjakana ambony ao USA.

Tsy malaza lery(il fuit le projecteur 📽️), fa hitan’ny admin hoe mafy ity bandy ty a, 44 taona lery ankehitriny.

Mirary soa ho azy aloha.

🔴 🚨⚡️  Charlie Kirk dia voalaza fa nilaza tamin’i Joe Kent talohan’ny nahafatesany hoe:« Joe, aza avela hiditra amin’ny ...
23/03/2026

🔴 🚨⚡️

Charlie Kirk dia voalaza fa nilaza tamin’i Joe Kent talohan’ny nahafatesany hoe:
« Joe, aza avela hiditra amin’ny ady amin’i Iran isika. »

🔸 Joe Kent, directeur taloha ao amin’ny Centre national de lutte contre le terrorisme, izay niala (démissionné) noho ny tsy fankasitrahany ny ady amin’i Iran, dia nilaza tamin’i Tucker Carlson hoe:
“Tampoka teo dia novonoina ampahibemaso izy, ary tsy navela hanontany izahay momba izany. Nosakanana ny fanadihadiana… Charlie dia teo ambanin’ny pression mafy avy amin’ny donateurs pro-israéliens maro. Fantatray fa izy dia niteny tamin’ny président Donald Trump mba tsy hanao ady amin’i Iran.”

Tena hoe 1.000.000 Ar fotsiny ve ⁉️ 😱TSY RARINY, ÇA ME CHOQUE : raha reny évènement NGEZA be reny ve dia tsy tokony le d...
23/03/2026

Tena hoe 1.000.000 Ar fotsiny ve ⁉️ 😱

TSY RARINY, ÇA ME CHOQUE : raha reny évènement NGEZA be reny ve dia tsy tokony le double au moins.

👎‼️ Manambaka olona kosa lay organisateurs
Si un Billet coûte 15.000 Ar : 1000000 Ar c'est juste 67 billets de 15.000 Ar en une seule rencontre 🙆🏀

Nefa mbola misy billet VIP sy VVIP tsaiko ankoatran'io 🤌 ary match firy hatr@ finale ?!
.. Za tsy vehivavy fa raha ny vidin'ny make up fotsiny ve ho vitan'ity vola io 🙄
Ny akanjo , kiraro, talon, sns... tsy lazaina intsony😕😏 Indrindra ny fotoana lany😐

Smatchin Bonbonclat 👎🏀

🟥🟥🟥 AMPAMOAKA GOAVANA NATAON’I RAISSA RAZAIVOLA- Mahalala ny tsiambaratelo amin’ny asana MAFIA ataon’i Colonel Mika, Fan...
22/03/2026

🟥🟥🟥 AMPAMOAKA GOAVANA NATAON’I RAISSA RAZAIVOLA

- Mahalala ny tsiambaratelo amin’ny asana MAFIA ataon’i Colonel Mika, Fanirisoa, Daya, ary Siteny i Raissa.

- Efa nandoa vola tamin’i Fanirisoa sy Gascar i Raissa fa arovana rehefa nivoaka ny fonja voalohany, fa noho ny tabataban’ny olona dia voatery naverina amponja.

- Hainy amin’ny antsipirihany ny resaka trafikana volamena. Avadiky ry Siteny sy Daya volamena tsy tena izy na « faux lingots » ny volamena saisis. Ny fikambanana naorin’i Siteny no manao trafikana devises sy volamena

- Hainy koa ny fakan’i Fanirisoa vola avy amin’ny karana mpanafatra sigara any Antsirabe izay tokony hanefa hetra kanefa mifanaraka amin’ireo mafia eo amin’ny fitondrana dia tsy mandoa hetra any amin’ny kitapom-bolam-panjakana fa aloa any amin’i Fanirisoa ny vola. Tafakatra 12 miliara Ariary io vola io, ary ny fiara GMC an’i Raissa no nampanaovana ny mission, VOLA 7 VALIZY NO NALAINA AVY TANY ANTSIRABE.

- Sipan’i Fanirisoa atao hoe José no miaraka manao afera maloto aminy, ary mampiasa kaonty fako maro be amin’ny tambajotra. Olona efa nigadra nefa io sipany io, tokony mbola any amponja fa navoakany ary nataony conseiller mihitsy.

- Efa vola amina miliara maro sy villas maro be no azon’i Fanirisoa, Kolonely Mika no miaro azy sy Daya amin’ny fakana vola aman’olona etsy sy eria, ny fraudes fiscales tsy lazaina intsony.

- i Colonel Gervais mpanolotsaina ambony manomboka tsy mankasitraka intsony ny asana mafia ataon’i Mika, Fanirisoa, Siteny ary Daya. Efa misy tsy fifankahazoana.

- Ho ratsy lavitra noho ny mahazo an’i Ravatomanga no hahazo an’ireo hoy i Raissa.

Address

Justin Bezara
Diégo-Suarez

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zava-misy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share