08/03/2026
🌿Izahay ato amin'ny BVA Fashion Beauty dia faly miarahaba ny Vehivavy rehetra maneran-tany , indrindra isika Vehivavy sy Tovovavy Malagasy nahatratra ny andro anio.🌿
🍀Ny Vehivavy Malagasy, hery iray ho an'ny fanavaozana ny firenena🍀
Sahy mitsangana atsika Viavy fa atsika anisany fototra mampijoro ny firenena ho an'ny amin'ny fandrosoana🙏
Tresses, Curly, maquillage et pose vernis vita tato aminay🥰🥰🥰
Vanya Gabrielle