Chez Sandih MDG

Chez Sandih MDG Karazana entana sy kojakoja
����������

📿💍ireto ny modèles bijoux Inoxydables💍📿    Malakilaky fa soa aby ireto an✔️sous réservation hatrany✔️➡️midira mp avihatr...
21/04/2026

📿💍ireto ny modèles bijoux Inoxydables💍📿

Malakilaky fa soa aby ireto an

✔️sous réservation hatrany✔️
➡️midira mp avihatrany ary
➡️tsindrio ny sary dia hitanao ny andininy sy code
➡️tsianolondroa fianarantsoa

NB: aza adino ny
✔️LIKE publication(réaction) ❤️👍
✔️Suivis page(follows)

✔️Disponible sous réservation✔️👜sac bandoulière,modèle pour homme👜        LV trio messenger➡️dimension: environ 25×18×5c...
21/04/2026

✔️Disponible sous réservation✔️

👜sac bandoulière,modèle pour homme👜
LV trio messenger
➡️dimension: environ 25×18×5cm
➡️vérifiable👌
➡️Soa be nefa atao mora hatrany mp avihatrany
➡️acompte obligatoire pour réserver
➡️dispo la semaine prochaine
➡️lieu: tsianolondroa/Fianara

✔️Disponible sous réservation✔️👜sac LV over the moon👜➡️vaovao➡️vérification 👌➡️sans carton➡️dimension 27,5×16×7cm➡️ coul...
21/04/2026

✔️Disponible sous réservation✔️

👜sac LV over the moon👜

➡️vaovao
➡️vérification 👌
➡️sans carton
➡️dimension 27,5×16×7cm
➡️ couleur :bleu ciel

✔️acompte obligatoire pour réserver
✔️mp avihatrany fa mahazo raha soa be nefa mora izay maka azy
✔️ semaine ambony io tonga ny entana tompoko

Miomàna ny followers fa hitondra raha Soa ho anareo ity pejy Chez Sandih MDG  ity 😍✔️Partageo ny publication fa hisy iha...
20/04/2026

Miomàna ny followers fa hitondra raha Soa ho anareo ity pejy Chez Sandih MDG ity 😍
✔️Partageo ny publication fa hisy ihany koa ny Jeu hierahatsika eto [hazahoana cadeau avy aminay]
✔️hasao ny namana hanaraka ny pejy

➡️Mbola mametrapetraka ny lamina aby izahay dia ho asesy ny entana disponible tompoko⬅️

Nb:santionan’ny entantsika ny eo amin’ ny sary👇

❤︎𝗡𝗢𝗦 𝗖𝗢𝗡𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡𝗦 𝗚𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘❤︎TONGASOA ato amin’ny pejy ,Vente en ligne 🪴 Chez Sandih MDG 🪴Manasa antsika rehetra...
20/04/2026

❤︎𝗡𝗢𝗦 𝗖𝗢𝗡𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡𝗦 𝗚𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘❤︎

TONGASOA ato amin’ny pejy ,Vente en ligne 🪴 Chez Sandih MDG 🪴

Manasa antsika rehetra hamaky hatramin'ny farany ny conditions de vente ny ary hanaiky izany mialohan'ny hanao commande ato aminay.

1-𝑪𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆:
Raha te hanao commande dia mandefa message ato :
📦Sarin'ilay article tianao sy ny details.
📦Toerana anaovana livraison
📦Numéro téléphone
❌Tsy manao reservation fa izay miconfirme mialoha ihany no tompon'entana❌
Raha anio manao commande dia rapitso no livrena. Fa raha sendra maika ka malalaka ilay livreur de afaka atao ny andron'iny ihany.

2- livraison Fianarantsoa :
🚚Tsy anaty vidin'entana fa tsy maintsy ny client no mandoa azy.
🚚Ny ora dia arakaraka ny lalan'ny livreur. Afaka manome ora ihany raha sendra misy tsy fahafahana anatin'iny andro iny (ora tsy tery be fa 2h intervalle minimum). Miantso anao ny livreur alohan'ny hiainga ho any aminao.
🚚Tarif de livraison : arakaraka ny halavirany.
🚚Payena cash rehefa livrena, raha mobile money moa dia apiana frais de retrait.

3-𝑹𝒆𝒕𝒐𝒖𝒓 𝒅'𝒂𝒓𝒕𝒊𝒄𝒍𝒆 :
👉tsy mamerina entana efa livrée ka Manasa anao zany izahay hijery tsara ny entana raisinao mialohan'ny ialan'ny livreur eo aminao ☑️
🚫Entana efa noraisina tsy azo averina na hatakalo intsony🚫

4-𝑬𝒙𝒑𝒆́𝒅𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒆𝒏 𝒑𝒓𝒐𝒗𝒊𝒏𝒄𝒆:
💸Paiment Mobile money : vidin'entana + frais de livraison Fianarantsoa + frais de retrait
💸Alefa message : capture d'ecran anle mobile money na référence + anarana numéro de téléphone colis.

NB: ⚠️amin’ny alàlan’ny ihany aloha ny livraison hatreto fa tsy mandefa taxi-brousse⚠️

Isaorana ianao namaky hatramin'ny farany ♥️

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Sandih MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share