En ligne

En ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from En ligne, Shopping & retail, ambalavao, Fianarantsoa.

06/09/2024

Mbola ho tsapanao ndray andro any hoe ilainao ny fisiako😪😪

📘BOKY PDF FAMBOLENA VOAN-KAZO NAIN ATAO ANATY VAZY📘👉 Zaraina maimaim-poana: Voasary nain, avocat nain, citron nain, gref...
30/04/2023

📘BOKY PDF FAMBOLENA VOAN-KAZO NAIN ATAO ANATY VAZY📘
👉 Zaraina maimaim-poana: Voasary nain, avocat nain, citron nain, grefy nain, papay nain, akondro nain, letisy nain, paiso nain, goavy nain, paoma nain, voaloboka nain, sns... Voan-kazo nain rehetra Malagasy tsy misy sarany na dia ariary aza.
👉 TSOTRA KELY NY ATAO:

- Atao J'aime👍 ny pejy
- Soratana : " 🇲🇬 "
- Partagena 3 samihafa

NB: Tsy maintsy mahazo daholo ny rehetra...! TENA MAHASOA ANAO ITY👌

VAKIO KA ZARAOArakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona . Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola ....
29/04/2023

VAKIO KA ZARAO

Arakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona . Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola . Ny tsy fahafantarana ihany no mahafaty olona .

Mangalà fotoana kely hamakianao hatramin'ny farany azy .

Anjaranao no mandray andraiktra aveo .

- Misotro rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana . Tsy asiana Siramamy . Ny rano mafana miaraka am voasary makirana dia tsara kokoa nohon'ny rano mangatsika misy voasary makirana

- Vomanga miloko jaune sy miloko Violet dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana

1) Ny fihinanana la soupe ariva bé loatra dia mampitombo ny fiforonananan'ny homamiadana vavony

2) Fadio ny mihinana Atody mihoatra ny 4 ao anatin'ny herinandro

3) Aza atao mahazatra ny mihinana voankazo ahorian Sakafo , ny tena tsara dia alohan sakafo

4) Aza misotro thé mandritra ny fadim-bolana

5) Mihinàna Ronono Soja tsy asiana Siramamy na atody fa mahasalama

6) Aza mihinana Voatabia rehefa tsisy na inona na inona ao anaty kibo

7) Misotro rano ray vera isaky ny maraina alohan'ny hisakafo mba hiarovana ny fiforonananan'ny vato

8 ) adiny 3 alohan'ny hatory no misakafo

9) Fadio ny mametraka téléphone na fitaovana électronique mi-charge eo akaikinao rehefa matory

10) Misotro rano 10 vera isanandro dia miaro amin'ny fiforonananan'ny homamiadana

11) Misotro rano betsaka amin'ny andavanandro , ahena kosa ny rano sotroina am alina

12) Aza misotro café mihoatra ny 2 vera isanandro fa miteraka tsy fahita-tory

13) Aorian'ny 17h , dia aza mihinana sakafo bé loatra , aza manao voky be loatra

14) ireo sakafo 6 mahasoa anao isanandro : Akondro , m**o dipaina , paiso , pamplemousses , épinard , citrouille

15) Matory latsaky ny 8h dia mety hiteraka fikorotanan'ny ati-doha

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mahasalama
no maha ela velona

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mamono ny sela mitondra homamiadana

Rano mangatsika misy voasary makirana dia misy Vitamine C fo

📘BOKY PDF FAMBOLENA📘👉 Zaraina maimaim-poana: Voasary, katsaka, tsaramaso, voanjo, voanjobory, citron, grefy, caroty, caf...
26/04/2023

📘BOKY PDF FAMBOLENA📘
👉 Zaraina maimaim-poana: Voasary, katsaka, tsaramaso, voanjo, voanjobory, citron, grefy, caroty, café, vary, anana, papay, akondro, letisy, voninkazo, betravy, ovy, tsaramaso, sns... Fambolena rehetra Malagasy tsy misy sarany na dia ariary aza.
👉 TSOTRA KELY NY ATAO:

- Atao J'aime👍 ny pejy
- Soratana : " 🇲🇬 "
- Partagena 3 samihafa

NB: Tsy maintsy mahazo daholo ny rehetra...! TENA MAHASOA ANAO ITY👌

Tsy vitan'ny trangatranga lela sy tan-takolaka intsony ity ka Araraoty fa 7000 Ar monja dia ahaizanao Informatique Burea...
13/04/2023

Tsy vitan'ny trangatranga lela sy tan-takolaka intsony ity ka Araraoty fa 7000 Ar monja dia ahaizanao Informatique Bureautique:
-Word, Excel, Publisher, Powepoint, Internet...sns...
Koa Jifao ary ny Boky version .pdf, amin'ny teny Malagasy miampy fanazana sy exercices.
NB👉Boky version pdf afaka vakina @ téléphone, ordinateur, tablette,
Payement 👇
👉Ny fomba andefasana ny boky dia alefa mp aminao @ Facebook satria version pdf,na alefa par adresse email
Mandefasa message direct aty amiko izay vonona hividy,matotra ary atokisana tsara
Numéro azahona ahy👇👇👇
👉0340254146
Ny fahaizanao izany dia hanamora ny Formation Opérateur de saisie sy Call Center izay mety handraisanao 500 000 Ar a 1.000.000 Ar.

FINARITRA OOO😊HO ANAO IZAY LIANA✅ FITSABOANA NATORALY HO AN'NY:👉 FO👉VAVONY👉ATY👉REIN(VOA)👉DIABÈTETONGAVA MP AVY HATRANY I...
21/01/2023

FINARITRA OOO😊
HO ANAO IZAY LIANA✅
FITSABOANA NATORALY HO AN'NY:
👉 FO
👉VAVONY
👉ATY
👉REIN(VOA)
👉DIABÈTE
TONGAVA MP AVY HATRANY IZAY LIANA FITSABOANA NATORALY.
TSY MAMPIASA PILE FA NATORALY AVOKOA NY AKORA AMPIASAINA ('ny voakazo,zavamaniry....)
ARY TSY MILA MANDANY VOLA BE DIA AHITA VOKATRA TSARA HO AN'NY FAHASALAMANAO IANAO
👉SARANY 5000ariary
NB👉👉
AZA MANORATRA @ COMMENTAIRES INTSONY TOMPOKO FA TONGA DIA ANDEFASO MESSAGE DIRECT +DEMANDE D'AMIS AHO
💓💓💓 :BOKY FAHASALAMANAt

Address

Ambalavao
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when En ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share