13/06/2026
🌸💖 Tongasoa eto amin'ny La Vanny Store 💖🌸
Pejy natao ho an'ny rehetra, manolotra akanjo, accessoires, friperie ary entana isan-karazany amin'ny vidiny mirary sy takatry ny rehetra.
✨ Hahita vokatra vaovao sy manara-penitra ianao, ary hizara astuces mode, beauté ary soin ihany koa izahay.
💇🏽♀️ Tia mirandrana ? Vonona handray sy hikarakara anareo izahay.
🤝 Ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay satria isika miaraka no hampandroso La Vanny Store.
📞 Contact :
📱 Felicie : 038 40 254 87
📱 Dina : 034 64 351 64
🚚 Livraison : 033 67 520 09
🚛 Livraison manerana ny faritany rehetra.
💕 Araho ny pejy dia aza misalasala mifandray aminay raha misy ilainao! ✨🛍️
La Vanny Store – Shop avec Style 💕