11/05/2026
Aza hadino fa Mbola mitohy androany Alatsinainy 11 Mai amin'ny 09 ora maraina ilay Fampiofanana Maimaimpoana iarahana Agrival Agrifarm eny amin'ny Lapan'ny ankizy eny ambalapaiso 🙏
Eeeeh‼️ Tolotra miavaka be‼️
🔥Hoantsika eto Fianarantsoa sy ny manodidina, ity ary ilay nandrantsika 💥
👉 Fampiofanana Maimaimpoana tsy andoavam-bola karakarain'ny AGRIVAL mikasika ireo fiompiana Akoho fakana nofo, Akoho manatody lava, ombivaby be ronono ary ny Kisoa!
👉Toerana: Lapan'ny akizy ambalapaiso Ambony
👉Daty sy ora:
💥Samedi 09 Mai @ 09 ora maraina
( Akoho fakana nofo sy Manatody lava)
💥 Lundi 11 Mai @ 09 ora maraina
(Ombivavy be ronono sy kisoa)
‼️Tongava maro Ary ilazao ny namana sao tsy maharaka eee‼️