DOCU PACES

DOCU PACES Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DOCU PACES, Shopping & retail, UNIVERSITÉ d'ANDRAINJATO, Fianarantsoa.

𝗗𝗜𝗗𝗬 𝗙𝗢𝗟𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗣𝗔𝗖𝗘𝗦1️⃣MILA FAHAVONONANA2️⃣MILA MAZOTO MIANATRA LESONA3️⃣MILA VONONA HIARI-TORY4️⃣MILA MAHAFOHA...
22/04/2026

𝗗𝗜𝗗𝗬 𝗙𝗢𝗟𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗣𝗔𝗖𝗘𝗦

1️⃣MILA FAHAVONONANA

2️⃣MILA MAZOTO MIANATRA LESONA

3️⃣MILA VONONA HIARI-TORY

4️⃣MILA MAHAFOHA MARAINA MANENJIKA PLACE

5️⃣MILA AJANONA IREO FIALAMBOLY NAHAZATRA TALOHA

6️⃣MILA TSY MARO NAMANA FA TSY TSARA MANANA NAMANA BETSAKA NY MIATRIKA CONCOURS

7️⃣ MILA ZATRA MAHITA QCM SY IREO SUJET TANY ALOHA (𝗠𝗶𝘀𝘆 𝗮𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝘆)
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/

8️⃣MILA MAHAY MANDRAY NOTE REHEFA ANY AN-DAKILASY

9️⃣MILA MAHAY MIKIRAKIRA INTERNET SY GEMINI MBA HAHAIZANA MAMENO IREO LESONA BANGA

🔟ARY FARANY SADY TENA GOAVANA, MILA MIVAVAKA (𝗔𝗻𝗸𝗶𝗻𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗮 𝘃𝗼𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮)

🔰𝐵𝑜𝑛 𝑐𝑜𝑢𝑟𝑎𝑔𝑒 𝑠𝑦 𝑚𝑖𝑟𝑎𝑟𝑦 𝑠𝑜𝑎 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑃𝐴𝐶𝐸𝑆 2026

𝐒𝐈𝐌𝐔𝐋𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐐𝐂𝐌🔰Raha tianao ho hita ny endriky ny fanontaniana QCM any Aza misalasala mandefa MP
06/04/2026

𝐒𝐈𝐌𝐔𝐋𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐐𝐂𝐌

🔰Raha tianao ho hita ny endriky ny fanontaniana QCM any

Aza misalasala mandefa MP

⚠️ TOROHEVITRA PACES1- 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗳𝗼𝗶𝘇𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plais...
05/03/2026

⚠️ TOROHEVITRA PACES

1- 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗳𝗼𝗶𝘇𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮
(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plaisir hafa mintsy raha te ho tafavoaka PACES zany fa zay temp libre tonga dia ianarana)

2- 𝗠𝗶𝗲𝘇𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆 𝘀𝘂𝗷𝗲𝘁 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗯𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮
(Ny question d'examen matetika zay zavatra tena important, ka tsara raha manana ireny sujet tany aloha ireny satria itanao eo zay question matetika miverimberina nifandimby tao anaty taona maro nifanesy.
Zahay manana fa somary vitsivitsy kanefa raha mahaliana anao ihany dia ato ny lien hahafahana mifampiresaka aminay
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

3- 𝗠𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮̀𝘁𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮
(Araka ny etude nataon'ny manampahaizana dia bebe kokoa ny mémorisation par rapport ny mamaky fotsiny.
En plus mijanona ho fiche ho anao ilay nosoratana fa tsy ariana)

4- 𝗠𝗶𝗲𝘇𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗽𝗵𝗿𝗮𝘀𝗲 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝘆 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗹𝗮𝘀𝗮 𝗽𝗵𝗿𝗮𝘀𝗲 𝗻𝗼𝗳𝗼𝗿𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮𝗼
(Eto somary sarosarotra fa rehefa zatra dia tena mandeha hoazy
Aza mitadidy tsianjery ny phrase ao anaty cahier zany mihintsy, ny antony dia tsotra : Ny fianarana lesona dia mitovy @ rehefa misy olona mitantara zavatra aminao. Ka ts ho tadidinao izany velively ny phrase navoakany t@ nitantara ilay zavatra fa tonga dia zay traduction voarain'ny sainao, iny no mipetraka ary tadidy foana. Dia otr'zany koa ny atao rehefa mianatra io lesona io. Avadio zay hazahoanao azy ny tian'ny lesona ambara)

5- 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮 𝗽𝗮𝘂𝘀𝗲 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮
(Pause 20 na 30min + fisotroana rano rehefa tena mahatsapa fa saturé: iny mamerina ny concentration nao)
Rehefa mahatsapa hoe tsisy miditra tsony ny lesona ianarana d aza forcena be fa manaova pause aloha, mila pause zay ny saina ny dikan'iny

https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

®

⚠️| 𝐂𝐎𝐍𝐒𝐄𝐈𝐋 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋𝐄 𝐏𝐀𝐂𝐄𝐒 2026 |⚠️Hiezaka hanome conseil vitsivitsy ho anareo zandry vao hiditra.***𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀***P...
24/02/2026

⚠️| 𝐂𝐎𝐍𝐒𝐄𝐈𝐋 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋𝐄 𝐏𝐀𝐂𝐄𝐒 2026 |⚠️

Hiezaka hanome conseil vitsivitsy ho anareo zandry vao hiditra.

***𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀***

PACES (Première Année Commune des Etudes de la Santé)
Ny rythme dia mianatra maraina sy ariva
Ary hatreto ny fidirana en L2 dia concours 🔑
Jerena ny moyenne ka izay tsara moyenne tafiditra anaty NUMERUS CLOSUS volohany no afaka, iny ndray arakaraky ny faculté misy anao (exemple : 100)
___________________x_____________________

***𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀***

✅Samy manana ny azy ny fomba fianarana, ny mety amin'ny hafa tsy voatery mety aminao.
✅Tsy mahazo matory mihoatra ny 4H hono 😅: tsy marina, disoiko avy hatrany, tsy ny fiaretantory no zava-dehibe raha ao fa voalohany mahaiza mitady hoe aiza ka hatraiza ny concentration-nao no mipetraka tsara. Même na ianatra 15min/jour, rehefa zay no mahatombina tsara ny concentration d zay atao, fa tsy hampijaly tena ianatra lava nefa tsisy retenu akory 🚫 Manao PAUSE KELY rehefa manomboka tsisy comprehension fa saturé zay ny cerveau ny dikan'iny.
✅Marina fa samy manana ny fianarany fa conseil avy aty amiko, tsaratsara raha manoratra mandray stylo sy bout de papier, misy mémorisation bebe kokoa en ecriture (80%) pa rapport (20%), d en plus d'avantage mijanona fiche de resumé ho anao lay nosoratana après.
✅Ankoatra ny mianatra leçon d mikotrana mitraite QCM fôna, Au moins mba QCM iray isaky ny alohan'ny atory.
Mandefa MP ato raha itady QCM
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl
__________________x___________________

***𝐂𝐎𝐌𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐑𝐄𝐔𝐒𝐒𝐈𝐑***

✅Ataoko Voalohany ity, aza adino ny MIVAVAKA, fantatrareo tsara fa ny asa fitsaboana dia vocation, ka iza ary ny vocateur ?? iza no tompon'ny lahatra d iza no tompon'ny tendry !?
Donc, ankino .

Imagineo mpianatra an-jatony maro nareo no miaraka ao, mba ts itenenako hoe an-drivony, ary samy mahay sy intelligent daholo (mention très bien sy bien farany ambany)
Donc, c'est vraiment, vraiment un combat ultime 🔥

✅Faharoa, Ity tena nahitana fahombiazana d zaraiko: Miezaha mitady ireny sujets d'examen efa nandeha ireny zatra sujet d'examen ny masonareo, indrindra ho anareo PASSANTS, otrany hoe zavatra kely tsisy dikany nefa tena important zay.
Zavatra tsapa hatr@ zay fa ny redoublant fôna no tena betsaka mi-passe L2
Ts nohon'ny fahaizan'ireo redoublant lôtra ny mahatonga an'zay fa noho izy ireo efa zatra nahita QCM sy ny endriky ny fanontaniana any , d mora fôna hoazy ny examen rehefa avy eo.
Ato lien misy QCM be dia be
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

✅Dia mila mifantoka amin'ilay fianarana
Zany oe tsy maintsy atao ze ahafahana azy fa tsy oe sady anao médecine nefa mbola anao filière hafa koa.
✅Misy mieritreritra koa hoe tsara raha mpinamana miaraka mianatra, Disoiko avy hatrany fa tsy efficace tompoko raha ao , satria araka ny voalaza teo ambony hoe samy manana ny méthode fianarany io, sady presque lany -be ny ftona rhf manao travail ensemble.
"JE VOUS CONSEILS DE MIEUX QUI PART EN SOLO"
____________________x____________________

***𝐅𝐄𝐇𝐈𝐍𝐘***

✅Ekena fa mafy be ao , ny rythme rotoroto, ny lesona lava be
saingy samy nandalo teo daholo, vitan'ny hafa ve d tsy ho vitanao ?
Tsy natao hanakiviana ty publication ity fa natao mba hampahery sy hizarana ASTUCES
✅Araho tsara fotsiny reo astuces nomena ireo fa methode tsy sarotra tanterahana nefa tena mahomby.

"Tadidio fa na d mafy ady sy somary sady mety handany vola, aza kivy fa Tsara leroa Dokotera zao 😍"

Zay fa Bon courage daholo


🔰Lien page
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

⚠️ TOROHEVITRA PACES1- 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗳𝗼𝗶𝘇𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plais...
27/01/2026

⚠️ TOROHEVITRA PACES

1- 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗳𝗼𝗶𝘇𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮
(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plaisir hafa mintsy raha te ho tafavoaka PACES zany fa zay temp libre tonga dia ianarana)

2- 𝗠𝗶𝗲𝘇𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆 𝘀𝘂𝗷𝗲𝘁 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗯𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮
(Ny question d'examen matetika zay zavatra tena important, ka tsara raha manana ireny sujet tany aloha ireny satria itanao eo zay question matetika miverimberina nifandimby tao anaty taona maro nifanesy.
Zahay manana fa somary vitsivitsy kanefa raha mahaliana anao ihany dia ato ny lien hahafahana mifampiresaka aminay
https://www.facebook.com/share/p/1G5zBntKnB/

3- 𝗠𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮̀𝘁𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮
(Araka ny etude nataon'ny manampahaizana dia bebe kokoa ny mémorisation par rapport ny mamaky fotsiny.
En plus mijanona ho fiche ho anao ilay nosoratana fa tsy ariana)

4- 𝗠𝗶𝗲𝘇𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗽𝗵𝗿𝗮𝘀𝗲 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝘆 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗹𝗮𝘀𝗮 𝗽𝗵𝗿𝗮𝘀𝗲 𝗻𝗼𝗳𝗼𝗿𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮𝗼
(Eto somary sarosarotra fa rehefa zatra dia tena mandeha hoazy
Aza mitadidy tsianjery ny phrase ao anaty cahier zany mihintsy, ny antony dia tsotra : Ny fianarana lesona dia mitovy @ rehefa misy olona mitantara zavatra aminao. Ka ts ho tadidinao izany velively ny phrase navoakany t@ nitantara ilay zavatra fa tonga dia zay traduction voarain'ny sainao, iny no mipetraka ary tadidy foana. Dia otr'zany koa ny atao rehefa mianatra io lesona io. Avadio zay hazahoanao azy ny tian'ny lesona ambara)

5- 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮 𝗽𝗮𝘂𝘀𝗲 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗹𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮
(Pause 20 na 30min + fisotroana rano rehefa tena mahatsapa fa saturé: iny mamerina ny concentration nao)
Rehefa mahatsapa hoe tsisy miditra tsony ny lesona ianarana d aza forcena be fa manaova pause aloha, mila pause zay ny saina ny dikan'iny

https://www.facebook.com/share/p/1G5zBntKnB/

®

PARAMED TANA 2026
21/01/2026

PARAMED TANA 2026

Address

UNIVERSITÉ D'ANDRAINJATO
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DOCU PACES posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share