Fruity Go

Fruity Go Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fruity Go, Fianarantsoa.

Jus-Smoothie-Milkshake-Salade du fruits 🍏🍇🥥🥑🍓🍌🥭🍊🍉🍍🍋‍🟩🍐🥕🍧🍹

100% Naturel & Fresh 🍸

📍Fianarantsoa
📌Livraison Possible ✅
📞0382301348

Fruity Go 🍹 Fraîcheur à chaque gorgée 🎀

Azafady fa tara kely oh 🥹❤️Ireto no gagnant tamin'ilay Jeu nataontsika Anh 😌🥰Ariva2 kely any  ny livraison Anh 😎❤️Mankas...
09/05/2026

Azafady fa tara kely oh 🥹❤️
Ireto no gagnant tamin'ilay Jeu nataontsika Anh 😌🥰

Ariva2 kely any ny livraison Anh 😎❤️
Mankasitraka tamin'ny fandraisana anjara 🥰

🍕🍟Ndao Ary hasiana lalao kely ato eh 🌮🍹Ko satria tsy hijanona amin'ny Fruit ihany isika ato fa Hasina-tsika sakafo isaka...
07/05/2026

🍕🍟Ndao Ary hasiana lalao kely ato eh 🌮🍹
Ko satria tsy hijanona amin'ny Fruit ihany isika ato fa Hasina-tsika sakafo isakan-karazany koa ato dia Misy zavatra tianay handramanareo zay ato 😅❤️

Misy box ana Sakafo zay any @ sabotsy livré-ko any aminareo Ary ireto daholo ny ao anatiny : 2 Morceau de Pizza🍕 ,1 sandwich🌮 ,Jus naturel 1🍹 ,Pakopako sy brochette 🫓🍢Ary frite ray 🍟

•📌Ny laharana volohany no mahazo an'izy rehetra 😎
•Ny faharoa Misafidy anaky 4 Amin' ireo
• Ary ny fahateo misafidy anaky roa 🫨

Condition 👉❌Tsy maintsy abonné ato amin'ny pejy ianao 😌❤️❌
Soraty ao amin'ny commentaire oe **Je participe ** dia izay betsaka réaction indrindra no mahazo azy 🫡🥰

Samedi après midi ny livraison 🫵🏻❤️
Ndao Ary 🥰

Ankoatran'ny salade de fruits koa an dia Disponible ato amin'ny Fruity Go koa ny Milkshake 🥰🍧Mmmmmm C'est délicieux 😂😍Co...
13/02/2026

Ankoatran'ny salade de fruits koa an dia Disponible ato amin'ny Fruity Go koa ny Milkshake 🥰🍧

Mmmmmm C'est délicieux 😂😍
Commandio mihintsy izay tinao 👌✅
Andramo Ka zahao fa ho hitanao ny tsirony 👌❤️




📍Sokafan-tsika amin'ny fomba mihaja ity zavatra mahafinaritra sady mitondra fahasalamàna ity 🍹Ka ahoana ?Tsy Aleo Tonga ...
12/02/2026

📍Sokafan-tsika amin'ny fomba mihaja ity zavatra mahafinaritra sady mitondra fahasalamàna ity 🍹
Ka ahoana ?Tsy Aleo Tonga dia mividy an'ilay Efa vonona sady 5 fruits izy ty ❤️

✅Afaka misafidy ny fruits hatao ao ianao (mampiasa mialoha an'izay fruits dispo fotsiny aho )😍

2500 ar fotsiny dia efa mihinana an'ireto an 🥰
Fruit aloha no vita fa misy :Smoothie ,Milkshake Sy Jus naturel ihany koa an 😁🥰
Dia Alefaso ny commande fa Aia koa ro hahita 🥰
📍Fianarantsoa
✅Livraison possible
Asian-tsika jeu fa aza miala alavitra 👌🥰

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fruity Go posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share